lehilahy mampifila
![](https://avatar.serasera.org/12d4d6102d6c22db082cd735f21980cf.jpg)
1. tequila
(
28/02/2004 17:54)
Mampalahelo mihitsy ny namana sasany voan'itony karazan-dehilahy itony , fa maninona aza rehefa tiana dia manao an'izany e ?
répondu par pitchou le 23/04/2004 15:02
![](https://avatar.serasera.org/8b27625fad60992150ab68831fdb9f03.jpg)
2. donemaskit
(
29/02/2004 20:10)
tsy ny vehivavy aza ve no tena mampifila ?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 29/02/2004 08:10
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
3. ikaretsaka
(
29/02/2004 18:02)
samy manao io zany ko
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 01/03/2004 06:02
![](https://avatar.serasera.org/c6a9c840b0fdbf3386b8ea8f85fe1be5.jpg)
4. bice
(
01/03/2004 19:43)
Mampifila amin`ny lafiny in kloungany le izy e?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/bice le 01/03/2004 19:43
![](https://avatar.serasera.org/1f8992adaea513c8ccbfc2967d993de2.jpg)
5. nyainatiana
(
01/03/2004 20:19)
Amin'ny ankapobeny ny lehilahy dia mampifila rehefa fantany fa misy vehivavy tia azy nefa tsy tiany.
![](https://avatar.serasera.org/f4dfad803df83144a5be86d9bca87678.jpg)
6. hendry
(
01/03/2004 13:11)
nyainatiana> ka zany aza izy hoe tsy tiany koa inona ndray. Tsy zara aza ve ilay lhl manaja azy tsy manimba rehefa mahatsapa fa tsy tia azy. Raha ny hevitr´i nyainatiana zany dia iarahana ihany na tsy tiana aza? koa tsy mitady aretina ho an´ny tenany ve zany.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 02/03/2004 01:11
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
7. ikaretsaka
(
01/03/2004 18:18)
tsy tia izy izay matoa mampifila e.. io no mahasamihafa ny lehilahy sy vehivavy .. ny vehivavy mampifila satria ilay hoe aleo aloha mody ampifilaina kely "sao dia..." fa ny lehilahy tsy any izy izay matoa tsy miraika ..
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 02/03/2004 06:18
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
8. pitchou
(
01/03/2004 18:37)
ka angaha kosa moa raha tsy tia dia tsy mety miaraka dia atao hoe mampifila e? na ianao izao aza ve dia hiaraka fotsiny @ olona tsy tianao?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 02/03/2004 06:37
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
9. fijo
(
02/03/2004 09:35)
tsy azoko indray izany bandy mampifila izany ka.tena tsy tia marina angamba ka.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 02/03/2004 09:35
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
10. ikaretsaka
(
02/03/2004 10:17)
za mba gaga anie ry fijo.. tsy misy bandy manda fanomezana izany raha tsy tena tsy tiany
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 02/03/2004 10:17
![](https://avatar.serasera.org/8b27625fad60992150ab68831fdb9f03.jpg)
11. donemaskit
(
02/03/2004 11:17)
pédés zany klé
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 02/03/2004 23:17
![](https://avatar.serasera.org/322c63e405999a161b06773999a5f66e.jpg)
12. ngama
(
02/03/2004 13:28)
Iaraho izay tia anao de @ izay tsy misy mampifila fa io rehefa tsy tiana de tsy tiana e! Tsy mampite hiaraka!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ngama le 03/03/2004 01:28
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
13. pitchou
(
02/03/2004 16:37)
d ho arakareo daholo v raha sipa 150 no indray tia anareo d iarahanareo zany?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 03/03/2004 04:37
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
14. fijo
(
03/03/2004 20:21)
ny iray taona 365 andro,ka raha sipa 150 mbola manana 215 andro hialana sasatra izany ny bandy.sa ahoana ry zalahy?kajy io ry pitchou an.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 03/03/2004 08:21
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
15. pitchou
(
03/03/2004 13:38)
d haharitra ny caprices n'izy rehetra? sady raha saro-piaro daholo de ataonareo ahoana?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 03/03/2004 13:38
![](https://avatar.serasera.org/8b27625fad60992150ab68831fdb9f03.jpg)
16. donemaskit
(
03/03/2004 20:53)
tsy zakako zany ry reto !
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 03/03/2004 20:53
![](https://avatar.serasera.org/c6a9c840b0fdbf3386b8ea8f85fe1be5.jpg)
17. bice
(
03/03/2004 09:22)
pitchou, ny ainatiana> zao no mba hafatry ny razam-ben`ny lela : refa maka vevavy hono, aza maka zay tinao fa izay tianao
noho zany tsy misy lela ampifila zany, refa mety enao de mande ho azy ny ambiny
Ny lela less ka lela ihany o o
hi
noho zany tsy misy lela ampifila zany, refa mety enao de mande ho azy ny ambiny
Ny lela less ka lela ihany o o
hi
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/bice le 03/03/2004 21:22
![](https://avatar.serasera.org/1b6a156e5e0861889e5587587488c42e.jpg)
18. peluche
(
03/03/2004 11:53)
asakasak'izay vhvavy maniky hatao otran'io tenenin'i bice io.
Refa hifampifila tsy aleo hilamina toy izay hifampigidraka fona,sady ny fitiavana tsy azo hifanerena zany
Refa hifampifila tsy aleo hilamina toy izay hifampigidraka fona,sady ny fitiavana tsy azo hifanerena zany
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/peluche le 03/03/2004 23:53
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
19. pitchou
(
03/03/2004 17:52)
oh! sao dia hanao toy ny tsipolitra aza i bice ity?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 04/03/2004 05:52
![](https://avatar.serasera.org/cda0bd9c5f772d54ea1d07c320ad1782.jpg)
20. jhouhlambout
(
03/03/2004 18:33)
Ka inona no tadiavinareo e? Le Bonheur parfait(izay tsy misy) Vé?