lehilahy mampifila
21. fijo
(
04/03/2004 09:57)
manohana rajhouhl a,eke,
pitchou an,raha be caprices dia omena limonade sy labiera homamo aloha.
pitchou an,raha be caprices dia omena limonade sy labiera homamo aloha.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 04/03/2004 09:57
23. fijo
(
05/03/2004 09:50)
ka tsy araka ny caprices ko.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 05/03/2004 09:50
25. pitchou
(
05/03/2004 17:29)
dia ataontsika hoe 365 ary ny isany, d mila caprice sy limonady sy labiera isanandro avy ireo d efa squatter-o aloha izany ny usine ko inona moa!
26. six
(
05/03/2004 19:16)
ka na atao jus naturel koa anie tsy maninona e! io vetivety d vita!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 05/03/2004 19:16
27. bice
(
05/03/2004 19:25)
aleo rano mangatsika sy voandro e
Pitchou> ny tsipolotra nge refa alana de miala milamina e
Peluche> nefa de betsaka ny vevavy manaiky ataon`ny lela an`io
tokony hifanaraka nge zany nareo vevavy e, mivory in1 de manapa-kevitra
Pitchou> ny tsipolotra nge refa alana de miala milamina e
Peluche> nefa de betsaka ny vevavy manaiky ataon`ny lela an`io
tokony hifanaraka nge zany nareo vevavy e, mivory in1 de manapa-kevitra
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 05/03/2004 19:25
28. pitchou
(
05/03/2004 14:48)
ka izay manko! misarangotra @ lambanao vehivavy enao d esorinay d alatsaka na atsipy! d tsara ve zany?
izaho koa aloha d mandiso ihany ny vehivavy manaiky atao an'izany e!
izaho koa aloha d mandiso ihany ny vehivavy manaiky atao an'izany e!
29. kitjo
(
06/03/2004 10:17)
mbo ataovy jus de natirel njay2 fa maty be TIKO fruit,hiihhi
ra sipa bdb nge no tia tsy azo amp[ifilaina dol e,oh zay ko ny vhv,tonga d lavo fts amzao
ny dikan ilay mampifila ange mody mba o e" ten atsy mety fa zao....sady le manoratsoratra @ tany ozy Francis Turbo,fa rfveo nefa manaiky iany" zay le mampifila, fa hafa mitsy le manda,fa refa manda aloha ra lehilahy zany tsy hiaraka aminao mitsy izay e,
tsy haiko ny pelaka!

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 06/03/2004 22:17
30. pitchou
(
06/03/2004 14:31)
raha mitsotra izy hoe manda dia tsy maninona fa misy kosa ange miodina havia miodina havanana fa tsy tena mazava hoe ahoana ny heviny e!
31. tequila
(
07/03/2004 15:58)
Ka zay ange e! izy miantso anao dia avy eo tsy hita zay nalehany , dia enao ndray mitady azy eraky ny tanana , dia rehefa tsy mitady ntsony dia iny ndray izy fa miantso ... tsy hita ihany
32. ikaretsaka
(
07/03/2004 17:34)
ka izay anie le hoe tara loatra ee sy ilay hoe teo anilanao aho rasipa no natositosikao e!
33. xxx
(
08/03/2004 13:05)
salama daholo e!
Ny TENA ZAVA MISY @ izao fotoana izao dia refa TIA ny lelahy ny vhv mapifila, vice versa be ny vhv namako manan pb @ sipany, nefa kosa misy bandy tia azy fa tsy tiany,
izay manana pb ny sipa mifanoratako amiko e!
bye

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 09/03/2004 01:05
34. pitchou
(
08/03/2004 18:01)
mifanoratra @ .... xxxxxxxx?????? d iza @ ireo atao hoe xxxxxxxxx rehetra ireo anefa?
35. jhouhlambout
(
08/03/2004 18:26)
Ny vhv ihany no mampianatra izany fomba ratsy izany @ lhl!!
Sa ts'zany?!?
Sa ts'zany?!?
38. fijo
(
09/03/2004 10:10)
ka ilay azy dia manda mivantana kosa anie ratsy e.indraindray mantsy mila retour kely ny bandy dia izay e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 09/03/2004 10:10
39. pitchou
(
09/03/2004 17:28)
d maninona izao raha ny fomba tsaran'ny vhv no ianarana fa tsy ny fomba ratsy ry jhoulh?
40. jhouhlambout
(
09/03/2004 19:25)
Ka misy tsy mahay mianatra ny fomba tsara, fa manaraka izay hitany fotsiny!! tsss...