lehilahy mampifila
42. kitjo
(
10/03/2004 12:05)
samy mila mahatanty znay ko,fa sao variana manao sangodim-panina eo d nianjera ny ray d nisy nanarina
45. peluche
(
11/03/2004 14:00)
Na ny lehilahy na vehivavy de mampifila ohatran'io fa angamba matahotra ny hiditra lalina @ ilay fitiavana de lasa mampifila,hoy izy any an-tsainy hoe ampifilaiko(sedraina) de hita eo fa raha mattaty dia tia izy zay.zay ngamba ny basen'io mampifila io,raha ny heritreritro
46. nananie
(
11/03/2004 14:20)
Io koa ve tsy resaka kilalao fotsiny.Mba tiany ho potika otran'ny sira le sipa dia ataony amin'ny fanaovana azy eo.Zany moa ny atao hoe mi-allume ?!
47. pitchou
(
11/03/2004 14:44)
asa ry nananie! fa mba mahay mangarika ve aloha rizalahy ireo rehefa mampifila e! isika vhv manko mahay!
