lehilahy mampifila
62. kitjo
(
26/03/2004 09:07)
ka refa tsy hiteny d mijanona fts ko fa znay v no amolahana,hihihihi
samy manao znay e,d ze mahatanty
samy manao znay e,d ze mahatanty
69. angie
(
01/04/2004 09:36)
Ny tena izy dia ny vhv mody manome fahefana ny lhl @ rehetra fa enfin ny vhv ihany no tena mitondra ny baolina ao an-trano.
70. alz
(
01/04/2004 13:13)
Angie manana tsaikefa an!
Misy aza samy mody fanina. Tsara ny tokatrano rehefa mihevitra ilay vehivavy fa mitondra ny baolina.
Zay ny zavadehibe
Misy aza samy mody fanina. Tsara ny tokatrano rehefa mihevitra ilay vehivavy fa mitondra ny baolina.
Zay ny zavadehibe
71. kitjo
(
01/04/2004 16:07)
fijo> zay ange le izy e, zavatra hainay ange fa hodianay fanina e,hihihi
79. pitchou
(
16/04/2004 10:09)
tsy namadi-dresaka mihitsy aho ko! angie no niteny hoe ny vhv mitondra ny baolina, d notohizako fotsiny! d ny aiza no mivadika @ zany?
sady raha avela any aminareo foana ange ny baolina d manjary manao jeu personnel nareo ka tsy miady e! eo lay hoe tsy mizara baolina!
sady raha avela any aminareo foana ange ny baolina d manjary manao jeu personnel nareo ka tsy miady e! eo lay hoe tsy mizara baolina!
