sipa vazaha sy gasy.
1. fijo
(
11/02/2004 20:11)
inona no hitan'ialahy isany fa mampiavaka ny sipa vazaha sy gasy?
répondu par fijo le 01/06/2004 21:26
2. jhouhlambout
(
11/02/2004 19:16)
Ny gasy mahalala fomba bebekokoa noho ny vazaha!
Fa ny vazaha directe kokoa noho ny gasy....
Iza ary no tsara hovadiana hoy ialahy isany?
Fa ny vazaha directe kokoa noho ny gasy....
Iza ary no tsara hovadiana hoy ialahy isany?
3. extra67
(
11/02/2004 11:33)
karakory zokinaka ay moa anao io ataoko ho pseudo fotsiny le fijo.tsy misy maha samihafa azy satria tsy misy mitsivalana fa ny vazaha tsy misy andraso andraso fa tonga dia vavany
8. fijo
(
12/02/2004 09:11)
extra67>karakory manafo e.
ny ahy koa dia izay no tsapako.ny vazaha avy dia homana fa tsy mandany andro.
ny ahy koa dia izay no tsapako.ny vazaha avy dia homana fa tsy mandany andro.
14. fijo
(
13/02/2004 16:22)
fa ahoana indray le,iny no tena tsara raha vady satria mitovy fomba amin'ny tena.
20. ikaretsaka
(
16/02/2004 10:59)
mandrama vazaha ihany aloha dia tantarao ramazikita an... aiza dia hoe eo mahamasina foana ny terrain fa mba andehanana kely daholo hijerena ny jeux an'ny sasany
