sipa vazaha sy gasy.
41. fijo
(
16/04/2004 23:19)
pitchou>be resaka ahoana indray ary?
hiandry ny voatsipy avy any ve zay le
hiandry ny voatsipy avy any ve zay le
42. pitchou
(
17/04/2004 14:33)
sahala aminay tsy hiandry anareo ho sisam-bazaha ihany io! raha tsy inona ko! na ny mieritreritra an'izany aza d mankaloiloy b!
45. pitchou
(
20/04/2004 18:41)
zaho aloha vhv ka tsy tia sipa na sisa na tsy sisa e! asa ny hafa! fa mba sipa ihany aho, bandy efa natsipin-drizavavy vazaha ary fa laniny ny tsirony v no d tsiponiko ! kay! (aleo tsy miteny mafy ndrao sendrany vao ataon'ny ato fanalana andro eo!)
46. fijo
(
20/04/2004 23:02)
fa angah izahay natsipy le.ny ahy aloha dia za no miala e.ary ny fanaoko azy dia eo amil'iay tena tia be iny no hialako amin'izay manina foana.
47. pitchou
(
21/04/2004 02:26)
b resaka eo! tttttttssssssss! rehefa voatsipiny d mody hoe izaho niala!
49. pitchou
(
22/04/2004 17:44)
ie! mba olo-marina ihany aho ka! otran'ny hoe izay fijo vao nahalala! hihihi
52. ikaretsaka
(
23/04/2004 23:05)
valio ilay fanontaniana ry pitchou an.. inona ny tsara... mihinana vazaha sa nohanimbazaha?
56. ikaretsaka
(
02/05/2004 21:16)
mba valiana ilay fanontaniana ry pitchou an fa aza ovaina hoa le resaka .. ary angaha misy lehilahy hoanina fa ny vehivavy ihany ny hoanina! ary vaio ilay fanontaniako aloha e..
58. hokie
(
05/05/2004 20:44)
mba hafahafa koa izany lehilahy tsy hoanina izany ! Mandainga be fotsiny!