sipa vazaha sy gasy.
21. fijo
(
17/02/2004 09:21)
marina izany.mba mijerijery aloha ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/02/2004 09:21
23. fijo
(
18/02/2004 09:23)
sady mba taty namehana ihany dia tsy nihinana voasary akory.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/02/2004 09:23
25. fijo
(
19/02/2004 20:39)
sa tsy tia voasary le
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/02/2004 08:39
27. pitchou
(
19/02/2004 17:42)
fijo> ny vehivavy gasy ve hitovy fomba aminareo? tsy loza?
fa mahakivy ahy indray izany hitanty sisam-bazaha izany ko!
fa mahakivy ahy indray izany hitanty sisam-bazaha izany ko!
28. fijo
(
20/02/2004 09:16)
pitchou a,izaho anie tsy vazaha fa gasy dada sy neny e.
ary raha any zamerika izao dia hot dog no hanina,raha any italie dia paty,ary raha eto frantsa dia dovay sy saosisao.aiza kosa no dia hiandry vary sy ravitoto vao ihinana sakafo e.mba jereo ilay toerana misy ilay olona e
ary raha any zamerika izao dia hot dog no hanina,raha any italie dia paty,ary raha eto frantsa dia dovay sy saosisao.aiza kosa no dia hiandry vary sy ravitoto vao ihinana sakafo e.mba jereo ilay toerana misy ilay olona e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/02/2004 09:16
30. pitchou
(
20/02/2004 11:13)
hay moa! raha aty dago izao dia sipa gasy, raha any ivelany dia sipa vazaha! d nefa nareo kivy rehefa mba lasan'ny bandy vazaha koa ny sipa gasy any! dia inona ihany izany?
31. ikaretsaka
(
20/02/2004 13:11)
za aloha tsy kivy e... deheaf te hijery tsy mitapahka kosa izy .. sitrapony zany.. fa ilay sipa gasy manantena be rehefa avy eo fia natsipin'ny vazaha tampoka no mampalahelo ahy
33. hendry
(
23/02/2004 10:50)
Tsy ikaretsaka aho sady tsy mpisolo vava fa ny cas possible ohatra dia atsipin-dry zalahy gasy koa ny sipa vazahany ary miverina mampionona ilay sipa natsipin-dry zalahy vazaha ry zareo. Toa manonofy aho e? tsy ho latsa ve no ho azon´ilay sipa gasy nanantena be nefa natsipin´ny vazaha tampoka?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 23/02/2004 22:50
37. fijo
(
25/02/2004 10:22)
izay marina ko.raha atsipin'ny vozongo izy,dia voa any izy izany ko.te hampifila anay eo.dia izay ka,raha taty izay tsy natsipy toa izay akory.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 25/02/2004 10:22
40. yonikafopl
(
16/04/2004 12:01)
ka mba nanandrana tsiron-javatra toa anareo manandrana koa anie izy e!
dia mba samy efa nahita izany, avy eo miverina @ mahazatra @ izay, sa tsy manana droit izahay vehivavy?
dia mba samy efa nahita izany, avy eo miverina @ mahazatra @ izay, sa tsy manana droit izahay vehivavy?