sipa vazaha sy gasy.
61. hokie
(
06/05/2004 11:47)
Tsy ho ampy ny teny hanazavana azy e. Tsy maintsy voahinana vao mahita io mazava io! Raha toa ka tsy manaiky ilay sipa dia tena mbola tsy misy ny confiance e...
62. hokie
(
06/05/2004 11:54)
tsy handeha ho aiza raha tsy mampiasa ny imagination an...na ny kama sutra aza boring be raha iny foana no atao! Na vazaha ny namana na gasy...
67. pitchou
(
11/05/2004 17:13)
ie! izay aho vao naheno hoe misy gasy mpihinana olona ko (cannibale)!
75. fijo
(
25/05/2004 23:59)
ka hozy ianao hoe :"vampira koa AMBONINY"dia hoy aho hoe ,ataovy ambaniny dia tsy vampira intsony izy e
78. fijo
(
01/06/2004 21:26)
vody akoho,vody ondry,vodin'omby matavy,vodimborona,fa tsy mbola haiko hoe kay fihinana koa ny vodyn'olona?