faharetana

1. lema ( 05/02/2004 13:46)
ny bandy dé mahavita tsy miaraka @ vehivavy mandritra ny 2 taona mba firy kosa ary ny anareo vhv
répondu par fijo le 11/03/2004 09:46
2. nananie ( 05/02/2004 13:57)
Mba mahita fanontaniana foana ianao ry Lema an.
Dia 2 taona fotsiny ve no vitanareo bandy lol? Eh eh eh resy lavitra e!Sa ahoana zany ry zavavy isany?
3. lema ( 05/02/2004 14:08)
ka tsy mitovy anie lé mikitika sy kitihina e!
lé kitihana tsy dé maharitra loatra
4. kally ( 05/02/2004 14:19)
Ntsss!resinay vehivavy lavitra ianareo e!
Jereo fotsiny,matetika ny vehivavy maty vady mijanona tsy manambady intsony,tsy manana sipa koa matetika,ary ianareo lehilahy?Ny nahafatesan'ny vadiny no ela dia efa ndao!
5. nananie ( 05/02/2004 14:29)
Marina ny andri ry Kally.Ny sasany aza ny vadiny eo , nefa tsy maharitra fankampanahy.Tssss!
6. lema ( 05/02/2004 14:37)
enatr'olona no ijanonan'ny vehivavy maty vady eo fa raha ny filana any anatiny no azo jerena dé aoka fotsiny
7. nananie ( 05/02/2004 14:54)
Kes' t'en sé!
8. mozart ( 05/02/2004 16:55)
ny ahy aloha ny vadiko na5 mois aza maharitra e!!
9. kally ( 05/02/2004 17:34)
F'angaha i Lema vehivavy no miteny an'io nolazain'i Lema etsy ambony 05/2 18:37 io?
10. hery ( 05/02/2004 18:09)
Fa angaha i mozart efa manambady indray?
11. fijo ( 05/02/2004 18:35)
rahery,shhhhhh,
marina kosa aloha fa henatra matetika no ijanonan'ny vehivavy,maty vady.afo anie ny vehivavy e.(ho may aho izao,fa fantatro)
12. donemaskit ( 06/02/2004 09:02)
fa nga izy ty moa misy période zany e ? rehefa miseho dia zay, sa aôna ?
13. fijo ( 06/02/2004 16:05)
inona ilay periode tian'ialahy lazaina radone
14. lema ( 06/02/2004 11:47)
kally :tsy voatery hoe vehivavy anie no mahalala anizany e!fa fantatry ny olona rehetra zany.reny sipa maty vady reny miaraka @ olona izy any @ sisiny mety efa lehibe ny zananny na menatra @ fianakaviana izy de tsy te hitondra lahilahy ao an-trano tsony fa any @ sisiny any mbandy kely no miaraka aminy.
15. pitchou ( 06/02/2004 13:10)
tsy voatery ho otran'izany daholo ny vhv ry Lema! tena mahavita tsy miaraka @ lehilahy an-taonany maro mihitsy ny vhv iray noho ny antony samihafa. raha maty vady izy, tsy henatra ny zanany na ny manodidina no ijanonany tsy manambady fa ny fiatrehany ny famelomana sy ny fitaizana ny zanany! lasa io ny priorité! fa betsaka ny lehilahy no tsy tonga @ izay stade izay raha maty vady!
16. pitchou ( 06/02/2004 13:12)
ho an'izay tsy manao spaoro ato @ ity forum ity: sahala @ ny mise au vert andro maromaro alohan'ny compétition ihany io! rehefa mila ny herinao rehetra ianao!
17. kally ( 06/02/2004 13:46)
Io resaka herin-tsaina io e!araky ny nolazain'i Pitchou hoe tsy izany aloha no mahamaika fa ny fameloman-janaka.Ianareo lehilahy anie very raha vao tsy misy vehivavy e!vitsy foana ny lehilahy no mahatanty an'izany hoe sady hitaiza no hahandro sakafo no hampirin-trano,no hiasa no sady mbola tsy misy mpanambitamby koa.Voa tanteraka ny sainareo raha vao tsy misy vehivavy ao ambadika ao manosika anareo.Dia haratsio ihany izahay vehivavy e!
18. lema ( 06/02/2004 14:28)
tsy hoe manaratsy anie zany fa ny tena tiako ho alzaina dé hoe ny vhvtsy maghatanty tsy mahita lehilahy elaela ka mora mivadika.
19. medianaranja ( 06/02/2004 14:53)
Marina ny an'i Kally sy Nananie, aza miady vitana @ vvavy nareo llahy raha @ io taranja io, zahay nge mazàna tokam-po e! ka raha miaraka @ ol 1 oh ka nisy blem d nisaraka, amantaonany maro ndray zahay vao mivaha kely h oan'ol hafa ny fo, raisiko eo @ vvavy mbola tsy manambady io an! ny anareo na vao tapabolana tsy mikitika fotsiny aza de efa feno mony ny tarehy na mitady hivaralila ny fihetsika rht
20. lema ( 06/02/2004 15:02)
tsy aiko ndray zany hoe feno mony zany ny tarehy fa ny fantatro alou rehefa elahela tsy mikitika iny dé somary be² tay maso ny maraina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4863