faharetana
61. hendry
(
23/02/2004 14:03)
Ny lazaratsin´ny miaramila sy saofera @ fampirafesana moa tsy lazainy ntsony. Indrindra ny saofera mpitourner zay lazaina fa manana elatra.
Ny an´ny lhl zany roa taona fotsiny, raha haharitra an´zany aza. Mbola critique be aza io hoe misy lhl maharitra roa taona zany ve, na i Lema zay nilaza an´io aza?
Ny vhv tsy voafetra ny faharetana fa maharitra be lavitra ary mandrakizay mihitsy aza raha ilaina.

64. fijo
(
25/02/2004 09:54)
hendry,izahay aloha saoferana taxi brousse taloha fa hendry an.tandremo lahy.
66. fijo
(
26/02/2004 19:22)
tsy voatery haditra izany koa ny miaramila sy saofera e.
hendry,izaho ve izao dia maditra hoy ianao?
hendry,izaho ve izao dia maditra hoy ianao?
67. lema
(
27/02/2004 17:37)
lé miaramila sy saofera ve no maditra sa ny sipa manaiky ho asiny?io sipa io anie ka sipa maivan-doha e!mila doka sy mila dera
69. pitchou
(
01/03/2004 19:02)
andray ry fijo izany fiteninao azy! d izany ve ianao no milaza hoe "hendry"?
fa marina mihitsy ny nolazain'i hendry (23/02 - 17:59). raha maharitra ny lehilahy tsy hanao an'izany! ary irany ry fijo tsy laoka masaka araka ny filazanao azy akory!
raha maharitra ny lehilahy tsy izay vehivavy mijery azy d arahany avokoa! tsy manao otran'i fijo hoe laoka masaka ireny ... ka tokony hoanina!

71. ikaretsaka
(
08/03/2004 18:45)
I eva ihany anie .. no nanomboka ny tantara.. fitia be dia be .. i amada koa tsy nisalasala.. raha ianao no Eva .. mendrika sy meva di aiza indray no adama handa ny hafananao