faharetana

21. pitchou ( 06/02/2004 15:29)
ka nareo faritra kely @ tenanareo ihany no mi-existe ko! ny hafa ... par accident no nisiany!
22. lema ( 06/02/2004 15:35)
ny loha ve zany ka ny loha anie no mibaiko ny rehetra e!
23. jhouhlambout ( 06/02/2004 16:37)
Zay mihintsy: lhl: Loha
vhv:..*** : in ar?
24. pitchou ( 06/02/2004 17:32)
tena sûr v i lema sy jhoulh fa ny lohanareo no mi-existe aminareo? jereo fa ny olona hitanreo aza ny ***** ihany no hitanareo!
25. rinakely1 ( 06/02/2004 18:06)
aza varotana saka b loha mitsy zay vhv ry lema an!
Zao no tadidio fa ny vitan'ny vhv tsy ho vitan'areo mitsy ka vitan'ny jobakely fona io na 20 ans aza e!
26. donemaskit ( 07/02/2004 09:04)
mahery ny vehivavy sasany, fa tsy ohatr'zany daholo...

Fijo > période hoe isaky 2 taona fara-fahabeny no miaritra ny bandy sns.
27. ikaretsaka ( 07/02/2004 10:19)
oaisy... ry seforera sy ry mompera raha tena masina mahavita tsy miaraka @ vehivavy mandra pahafatiny... i pasitera tsy nahavita aloha e
28. ikaretsaka ( 07/02/2004 10:20)
oaisy... ry seforera sy ry mompera raha tena masina mahavita tsy miaraka @ vehivavy mandra pahafatiny... i pasitera tsy nahavita aloha e
29. lema ( 07/02/2004 15:20)
rinakely:fa misy kou anié vitan'ny lhl fa tsy vitan'ny vhv e!
efa natao ifameno reo
30. ikaretsaka ( 07/02/2004 17:05)
marina io
31. ikaretsaka ( 07/02/2004 17:05)
marina io
32. rinakely1 ( 08/02/2004 20:45)
ny vhv zao mahay mipipi mitsangana koa! kou in kou no mbola ataonareo tsy vitanay e?????
33. lema ( 08/02/2004 14:16)
dé léna daoholo ny fe
34. donemaskit ( 08/02/2004 16:31)
asehoy marina hoe zany ry Rinakely ?!
35. ikaretsaka ( 08/02/2004 18:55)
tss sde mahatifitra rindrina ve izany vehivavy mipipi mitsangana izany?
36. ikaretsaka ( 08/02/2004 18:55)
tss sde mahatifitra rindrina ve izany vehivavy mipipi mitsangana izany?
37. fijo ( 10/02/2004 09:08)
samy manana ny azy,fa ianareo vehivavy aza manambony moraly be eo e.rehefa tsy mahita any be tomany.ka hoe izao a izao.
38. kally ( 10/02/2004 10:32)
Ntsss,ialao tany fa ny anay aleonay tsy misy toy izay saosisy!!!
39. lema ( 10/02/2004 14:37)
ny milza zany daholo nefa ry zareo no tena tsy maharitra.
40. pitchou ( 10/02/2004 17:58)
ka ho voa mafy nareo lehilahy raha ny sipanreo na ny vadinareo tsy maharitra fa vao tsy eo nareo de lasa raha izany! nnntsssssssôtanàààààà e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4269