faharetana

41. fijo ( 10/02/2004 19:27)
izay ilay maha olona ko.samy mandeha samy mitady.
42. rinakely1 ( 11/02/2004 13:25)
tsy ny rindrina ho tifirina no tanjona fa ny famokana ny mavesatra tsy zaka!
compris!!!!!!!!!!!
43. rinakely1 ( 11/02/2004 13:40)
aza maditra ntsony nareo e!
44. lema ( 11/02/2004 15:31)
pitchou:ka lé izy anie efa zay foana e!ny tena manahirana anie dé nareo sipa tsy mety manaiky mitsy hoe marina izany raha tsy tratra ambody omby e!misy ary efa tratra zao mbola mahita ho lazaina ihany."ny eloka ibabohana mody ho rariny"
45. fijo ( 12/02/2004 20:19)
mba miplaidé coupable amin'izay e.dia mihena ny sazy.
46. kally ( 12/02/2004 20:01)
Sazy sazy inona? izahay olona tsy nanao inon'inona ve terenareo ho meloka fotsiny amin'izao?
Io indray koa Lema fa ny sipany angamba no tsy nahay nipetraka tany dia ny vehivavy rehetra no lazainy fa mpamitaka sy mpandainga!!!
Dia mba faly ve ianareo raha ataonay koa hoe ny lehilahy rehetra dia mpidoroka sy mpamono vady sy tsy mpapidi-bola sy mpampirafy daholo?Mantsy izany no karazan-dehilahy mpifanena aminay eny amin'ny arabe eny!
47. lema ( 12/02/2004 10:35)
raha ohatra ary ka ny 90 isan-jaton'ny vehivavy no manao an'izany dé ahona no fomba ilazako azy?
lé izy anie efa fantatra e! fa inihana tsy jerena sy tsy eritreretina.
48. ikaretsaka ( 12/02/2004 13:57)
Bien lema ..
49. fijo ( 12/02/2004 18:47)
tohanako 100 isan 100 ralema
50. pitchou ( 15/02/2004 17:28)
kay! taiza indray no nisy vehivavy mankeny @ vodin'omby izany ralema? fa lainga izany hoe tsy maharitra izany ny vehivavy! na farafaharatsiny nisy koa ny lehilahy tsy naharitra satria tsy misy vy mikitrana irery izany! nefa ny raharaha rehefa ianareo no manao dia mody miala sirika fa rehefa nareo no voa dia mibabaka be!
51. nala ( 16/02/2004 16:06)
ssshhh blem manokana an-dra-lemm zany fa mbola visty ireo "sérieuse sy fidèle" sendra azy, aiza ko tamn'reo vhv 100 niaraka taminy dia namadika azy ny 90.
zany aza izy 100 no niaraka taminy?! firy taona aloh lema e hanaovanay kajy tsotsotra
52. ikaretsaka ( 16/02/2004 17:31)
o RY zareo an.. tsy nataotao foana anie ilay fitenenana hoe .. taranaki Eva e.. misy mahamarina ny an'i Lema ihany
53. fijo ( 17/02/2004 20:31)
tena marina ny an'i lema ka
54. kally ( 17/02/2004 14:38)
Ka torohevitra tsotra ry Lema a! raha dia ratsy loatra ny vehivavy maninona raha mivadika ho pelaka indray e!
Ireto lehilahy ireto ho'a!mba jereo ange ny fanaratsianareo vehivavy ato e!asa ny toetran'ny anabavinareo ve sa ny reninareo io lazainareo io!mbô gaga ihany izahay vehivavy.
55. fijo ( 18/02/2004 09:02)
kally wa aza sosotra,fa mba miresaka anareo kely fotsiny anie izahay e.
56. donemaskit ( 18/02/2004 19:04)
ka asio hajany kely zany izy reo na dia zany aza e
57. fijo ( 19/02/2004 20:17)
ngaha izahay tsy manaja azy le.ny filazana ny ataony anie tsy midika hoe tsy fanajana azy e.
58. lema ( 21/02/2004 09:33)
ka ty anie ry zareo resaka faharetana e!hoe nareo sipa tsy maharitra dé rehefa marina izany dé ekao fa aza aodina ny resaka na avadibadika
59. hendry ( 23/02/2004 13:56)
Tsisy zavatra ekekena fahatany zany ry lema rehefa tsy marina a.
Maharitra lavitra noho ny lhl ny vhv, ohatra iray fotsiny: ny rediredin´ny lhl lava @ fitadiavana vhv vierge, ny vhv nefa tsy mba mitady "lhl vierge" zany. Matoa misy ny vhv vierge dia maharitra izy zany hatr@ fotoana voafetra, fa ny lhl hatr@ firy taona re ny salan´isan´ny lhl puceau e?
60. hendry ( 23/02/2004 13:59)
Ho an´ny tsy mbola mpanao azy io voalazako io ambony io. Fa ho an´ny efa zadraharaha ndray dia vao maika miharihary ny tsy faharetan´ny lhl. Firy ny salan´isan´ny lhl mpanao viol? ary mba faheno ve ny hoe vhv manolana lhl ? Midika zany fa tsy maharitra ny lhl.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1489