Fa maninona ny vehivavy no lasa be loha sy be tsy azo tenenina na efa manambady na tsia....?

1. andri ( 19/01/2004 20:38)
Fa maninona kay ny sipa sy vehivavy gasy @ izao fotoana izao no lasa mazandoha tsy laitra tenenina raha mba misy zavatra hananarana azy e? Ny efa manabady dia be famaliana raha tenenina ohatra @ ankanjo hanaovany (Jupe tataka be mampiseho string...) Na pataloha manify mampiseho sokatry sy string!!
Ny tsy mbola manambady dia jejojejo mihantsy lehilahy !!
Ny zavatra tsy azoko koa dia ity tena marina io an! 60% ny vehivavy @ izao dia mpijangajanga kanefa ireny indrindra no be taraina any anaty radio any hoe hoe mampijaly ny lehilahy , Ny fanjakana koa dia diso @ilay hoe zon'ny vehivavy sy ny ankizy ! Raha ny ankizy dia ekeko saingy ny eo @ 10 taona no midina !!!
fa raha ny vehivavy sy ny sipa miohatra ny 11taona no miakatra dia tsara hoazy ny azy raha toa ka voaolana any izy stria ny azy dia zavatra tadiavina(mi-provoquer!)
Ity ny e-mail -ko izay tehamaly mivantana ahy andri.04@caramail.com
répondu par voahary le 26/02/2004 19:21
2. donemaskit ( 19/01/2004 09:01)
Zay leisy lay efa nolazaiko a... mampideradera fananana eo nefa avy eo mitaraina r'efa ataon'ny bandy!
3. shadow ( 19/01/2004 10:24)
Diso lasa nandroso loatra ny culture eto @ tanàna ry zalah de tsy zakan' ny saindry zareo angamba ah! nefa anie zay no mahatonga ny viol satria diso manao provocation loatra izy de miitatra ny filan'ny bandy.
4. rinakely1 ( 19/01/2004 10:44)
sao d ny sainareo kosany aza no tsy mahazaka klé?
ny lélà refa te hanao ratsy izy na manao pataloha vy aza ny jo, tsy maintsy tonga @zé tetikana izy !
ka aza atao we manao provoc ny jobakely e!
5. shadow ( 19/01/2004 11:35)
tezitra indray i rina !
Misy kosa ny sipa tena mi allumée direct k'aiza ary ny bandy no tsy ho may
6. ikaretsaka ( 19/01/2004 12:28)
za gaga
7. sipagasy ( 19/01/2004 16:10)
ka na mi allumée aza ny jo ka maninona anefa fa izany no tiany fa nareo lélà maninona raha tsy mionona @ anananareo any an-trano (ho an'izay efa manam-bady na sipa ), ny sainareo lélà no efa voa tsy mahatanty ka ma,naonao foana avy eo kouu, io ilay wé asio fisainana ny fiainana fa tsy ny ary(ambany) no isainanareo lélà raha vao mahita jo miakanjo milay é!
8. donemaskit ( 19/01/2004 16:28)
Mini-jupe ve dia azo antsoina hoe akanjo? Lay strings mivoaka ireny sns?

Rinakely> zay indrindra, efa fantatra ny toe-tsain'ny lehilahy koa mbola misehoseho ihany!
9. xxx ( 19/01/2004 17:32)
lafo loatra kosa sady marika le string de bô anderadera oe nahavidylay izy e
10. donemaskit ( 19/01/2004 17:42)
Plus apotra lay izy, plus te hanala azy ny bandy e!
11. ikaretsaka ( 19/01/2004 19:38)
Sitrapo io letsy e.. te hanapoatra izy .. akipio ny maso rehefa tsy mahatanty
12. donemaskit ( 20/01/2004 09:03)
Tara loatra, tsy manam-potoana hanakipiana azy intsony fa efa io ambany maso io lay izy koa!

Personnellement, za mbola tsy nanolana ka!
13. ikaretsaka ( 20/01/2004 10:21)
rehefa tsy tratra letsy de .... karakarao a
14. fijo ( 20/01/2004 10:45)
tsy hoe momba ny vehivavy jila aho,fa hoanareo bandy tsy mahatanty ireo,dia ahoana izany raha hoatra ny aty hoe tsy mikilaoty izy eny amin'ny plage?mitsangana i paris,sa dia hanolana?
15. mity ( 20/01/2004 17:23)
Marina ny an\'i fijo. De homany koa ny sainareo sy ny masonareo fa afaka taona vitsivitsy de ho toy ny any andafy ny eto amintsika e! io anie no tonga @ le teny hoe ny maso mijery tsy mitondra mody e! diovy ny sainareo dieny zao fa sô de ho lasa adala tsy fidiny eo!
16. donemaskit ( 20/01/2004 20:56)
Ho an'izay an-tanan-dehibe ihany io e, inona koa moa no hain'ny tantsaha @ strings?
Inona ndray zany tsy mikilaoty eny @ plages zany raha tsy provocations raFijo a, any an-trano aza mikilaoty ve dia...
17. andri ( 20/01/2004 11:24)
Tsy haiko na azonareo na mba te hanala ianareo fa ilay sujet anie raha tena dinihina dia izao e: Ny toetran'nyn vehivavy amin'izao fotoana izao mihintsy no tena niova be,Izaho tsy mandà fa tena misy bandy , lehilahy ALIkA kanefa raha ianareo vehivavy aza tsy manja tena atao ahoana no fanaja anareo???
Miady mafy ny fanjakana sy ny ministra manao hoe aiza ny zo'ny vehivavy kanefa ntsss....
Ny sasany dia mitady ho lohan'ny ao an-trano( raha efa manambady izy) ary raha sipa dia ataony "maivoka" raha tsy maharaka ny caprice-ny!! Izany hoe ny vehivavy no tena mampanjaka ny fitiavantenany!!
Izay ilay tena tiako ho lazaina
18. xxx ( 20/01/2004 13:31)
io ilay fandrosoana nampidirina teo @ tanintsika e! mba te hiova ry zareo ko izy anie raha manao an'ilay izy ampamatorana tsy mampaninona e! sa aleo anga hiverina t@ fitafian'ny taolo ny mahatonga azy ho be famaliana de izao leo izy @ ataon'ny lehilahy foana no manjaka hatrizay ka aleo hanjakainy indray e! aleko ataoko indray e! satria ny bandy vadiny mandrebireby jeune de mba manao jeune koa madame koa inona
19. kally ( 20/01/2004 15:57)
Io koa anie,matoa ilay vehivavy tsy laitra tenenina dia ilay lehilahy koa izany no tsy misy hajany aminy e!fanajàna voalohany eo @ mpivady angamba ny fifampihainoana ka mihevera tena fa misy raha tsy manjary ao matoa tsy laitranao tenenina ny sipanao na ny vadinao.Na angamba kosa ny anao ny fomba fitenenana no tsy mety:raha trerona be sy ny ramatahora no ampiasainao dia eo ianao sy ny tranonao.Andramo atao izy hoe:tsara tarehy sady mahafinaritra ahy ery ny mijery anao rehefa ilay zipo lava no anaovanao.Raha tia anao izy tsy hitokozihitra hanao zipo am-poto-pe foana!
20. pitchou ( 20/01/2004 16:31)
misy forum iray atsy ambadika, dia misy miteny ao hoe 'ny vehivavy mora solafaka". fa ndrao dia ianareo lehilahy kosa no mora solafaka? izaho aloha tsy mbola nahita vehivavy hoe satria nanao pataloha mifinjifinjy ilay lehilahy, na nanao slipo kely mampisongadina izay mahasarotiny azy na tsy nislipo (teny @ plage araka ny tenin'i Fijo) d nisy vehivavy ni-forcer azy! koa maninona ny lehilahy no tsy ho afaka mifehy ny tenany? raha samy hanao an'izany daholo ange isaky ny mahita olona manao akanjo mi-provoquer (satria misy koa ny lehilahy manao akanjo misarika ny mason'ny vehivavy) dia ho fiainam-biby no ho eto e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2607