Fa maninona ny vehivavy no lasa be loha sy be tsy azo tenenina na efa manambady na tsia....?

61. pitchou ( 16/02/2004 14:52)
oho! izaho tsy vicieuse an!
62. fijo ( 17/02/2004 11:11)
fa marto
63. pitchou ( 17/02/2004 16:43)
inona aloha izany "marto" ry fijo? sao manaikinaiky na mandà @zavatra tsy fantaro akory aho ko!
fa aleo averina indray @ ilay lohahevitra ary e: ka aleonareo ary ve izany vehivavy malemy lo? raha izaho manokana no lehilahy dia tsy mila an'izany aho fa izany ve ho olona? ary satria aho vehivavy dia tsy ho tia lehilahy mihevitra ny vehivavy ho sahala izany kosa aho ka!
64. fijo ( 18/02/2004 20:51)
ny marto dia mafy loha.
aza hafangaro ny misaina sy ny mafy loha be fahatany izay tiana lazaina eto.io no tsy tian'ny lehilahy.
65. pitchou ( 18/02/2004 15:03)
hay moa izany no ilazanao ahy rehefa tsy manaiky ny hevitrareo!!! dia samy marto izany izay rehetra tsy mitovy hevitra ko inona moa e!
66. fijo ( 19/02/2004 09:13)
ka efa hoe hafa ilay misaina,ary hafa ilay be mokony fahatany.ianao ko
67. pitchou ( 19/02/2004 16:41)
eny e! ka ianao ihany no niteny ana hoe marto ko! jereo io ambony io! dia manazava ary aho!
68. fijo ( 20/02/2004 10:34)
ie marto ilay mafy loha,fa tsy ilay be mokony
69. pitchou ( 20/02/2004 11:32)
avereno indray mandeha indray ilay fanazavana e!
70. hendry ( 20/02/2004 15:59)
Tsy hitako mihitsy zay olana ho an´ny fomba fiankanjo na lehilahy na vehivavy. Ny vehivavy mampiseho foitra sy mampiseho string ary mampidera fe, ny lehilahy koa mba misy manao rony short (matetika jean) tsy vitan´ny mifinjifinjy mampivoitra zay mivangongo rehetra fa ampoto-pe sy mila hampisasaka ny ravim-bodiny. Aza jerena maharitra fotsiny rehefa tsy tantinao na tsy tianao mijery azy. Matetika koa anie ny milaza tafitohina sy tsy tia an´reny no manara-maso maharitra e, tsy azoko mintsy.
Fandrosoana daholo hono zany.
Anjaran´ny tsirairay no mandinika raha handroso hiaraka @ hafa, na dia ho any an-kady aza io na ho isan´ilay mihemotra.
Ny eo ampelatananao sy zay azonao tenenina no tokony ahitsy sy atoro arak´izay itiavanao azy fa ny hafa avelao handeha @ tiany, sa ahoana?
71. fijo ( 25/02/2004 11:45)
pitchou a,rariva indray ka.vizana aho.ih,ih,h
72. kajo ( 26/02/2004 19:10)
misy marina daholo ny teninareo ry reto kanefa fantaro fa na any @ tany arabo aza efa misarona hatrany antapondoha ka hatrany ampaladia ny vehivevy mbola misu viol ihany, ka tsy any mihitsy angama le bl fa ny tsy fahafehezan-tenan\\\'ny tsirairay mihitsy e.Na misy provoc aza ve de tsy maintsy voatarika enao?
Ny hoe lasa be loha indray ny vehivavy dia normal amiko satria efa mivoatra ny andro, hafa taloha hoe tsy mintsy manaiky izay didin\\\'ny elhilahy foana!!!!
73. voahary ( 26/02/2004 19:21)
marina ny an'i Kajy io ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2203