Fa maninona ny vehivavy no lasa be loha sy be tsy azo tenenina na efa manambady na tsia....?

21. ikaretsaka ( 20/01/2004 16:59)
pitchou..samihafa ny lehilahy sy ny vehivavy... ny vehivavy natao hi provoque.. ohatran'ny nampihinanan'i eva paoma an'i adama ihany io e
22. pitchou ( 20/01/2004 17:33)
misy zavatra roa misongadina mampiavaka ny lehilahy sy ny vehivavy, ary ataoko fa samy mahalala an'izany daholo. ankoatran'izay olombelona nofo sy rà mitovy
koa inona ary @ ikaretsaka ny antony anarahan'ny lehilahy lamaody koa? maninona no tsy djellabah otran'ny ny an'ny arabo foana no anaovanareo? @ izay ianareo conforme tsara @ izay tantara hitanareo ao @ baiboly fa tsy mitady olon-kafa anilahana! ambonin'izay, ny lamaodim-behivavy ange, tsy vehivavy no mi-lancer azy fa lehilahy e! d ianareo ve izany ny hoe main'ny afo natsanganareo d mody manilika aty?
23. donemaskit ( 20/01/2004 19:08)
Kally marina ny anao, rehefa misy tsy tiana any @ 1 aleo miteny am-panajàna.
24. donemaskit ( 20/01/2004 19:13)
Pitchou a, raisinao @ extrême lay izy, ny akanjo diso sexy loatra dia misirika "kokoa" @ sexe, ary tsy hiadian-kevitra zany. Raha sendra olona en manque enao, na maramara saina no manao an'ireny, tandremo ihany...
25. ikaretsaka ( 20/01/2004 19:30)
Pitchou: fa tsy misy lehilahy hanao mini zipo aloha hatramin'izao e na mampiseho ny maha maha lehilahy na ny fitombenany imasombahoanka satria sexy azy..sa tsy izany?
26. donemaskit ( 21/01/2004 09:54)
zany mihitsy! ... hafa tsy hoe nga mpanao striptease na travelos!
27. fijo ( 21/01/2004 10:33)
radone a.ao paris angaha ialahy no mipetraka?mahagaga ahy raha tsy mahita olona miboridana ialahy eny amin'ny plage.
pitchou,ny mpamorina lamaody anie ka lahy vatana fotsiny e.sarim bavy daloho ireny,na impuissant.
28. donemaskit ( 21/01/2004 10:35)
tiako ho hita mihitsy zany ka
29. pitchou ( 21/01/2004 10:22)
diso indray aloha i Fijo t@ iny. Tena lehilahy "feno" rizareo au contraire. ny famoronana lamaody ange tsy ilay mamorona no mieritreritra hoe sahala @ ahoana no tsara aminy fa hoe sahala @ ahoana no tiany ahitana ny hafa e!
ho an-drizalahy ery ambony kosa: mbola nahita vehiovavy nampidera fanana imasom-bahoaka ve ianareo? ny azy hatreo @ fe ihany ! ny anareo lehilahy avoaka mihitsy eny amoron-dalana rehetra eny lalana fantatra fa misy vehivavy mandalo! fa raha vehivavy angamba no manao ireny fomba ratsinareo ireny d asa foana ... lazaina fa iza tsara moa ilay ao anaty baiboly.
30. xxx ( 21/01/2004 10:39)
Tena sur ve fa ny vhv gasy rehetra no manana mentalite otran\'zany? Sao de mba ny lhl hitanao kosa ary no malemy ka mora manaiky tsindriny e? Na ny vhvnareo ao no tena mazandou tsy laitra tenenina de ny vhv malagasy no mahazo tsiny.
31. shadow ( 21/01/2004 13:10)
Misy kosa ny sipa gasy efa diso tafaôtra eh! Marina ange ny tenind'zareo fa mba dinio kely ange hoe zaza klass de 4éme mivôka boaty de inn' no fiertreretan'ny bandy azy?
32. ikaretsaka ( 21/01/2004 13:41)
mitady ho.....
33. pitchou ( 21/01/2004 13:55)
izaho kosa aloha dia tena momba mihitsy ny fanenjehana ny rAD n'ny zaza tsy ampy taona mamonjy boîte, na lahy na vavy ilay zaza, fa tsy andrasana hoe ho lasa homo ny antsasaky ny tovolahy vao hietsika! fa raha ny fomba fiakanjo indray, na manao rebareba mitaritarika aza izy rehefa ho ratsy ny sainareo d ratsy foana. ho lazainareo indray hoe ny tena manintona ange tsy ilay efa hita aderadera fa ilay afenina ao anaty akanjo lava ao mihitsy no mahaliana anay ka mahate-hizaha e! toutes les excuses sont bonnes rehefa ratsy saina ilay olona!
34. rinakely1 ( 21/01/2004 14:56)
marina mitsy zany lazainao zany ry pitchou!
ny lélà tsy maintsy mahita excuse fona na anao inn ny jobakely na anao inn! refa hitoeran'ny ratsy v nareo inn ary no ao an-dohanareo raha tsy ny animba ny jobakely ihany e!
35. donemaskit ( 21/01/2004 18:00)
Ny jobakely no te hanaiky any... hadalàny ny azy.
36. ikaretsaka ( 21/01/2004 18:19)
ka tsy ny fandrarana azy ihitsy ny tokony atao fany fanazavana ny sainy hoe mety hisy an'izao tsy izao anie any... io kao ny hitako fa tsy nety t@ fitaizana gasy, hoe tsy mahazo manao an'izao nefa tsy fantatr'ilay zaza akory ny antony!
37. donemaskit ( 21/01/2004 18:22)
Zay dia marina, miditra lalina @ io resaka io ny fanabeazana.
38. kally ( 21/01/2004 19:15)
Ka izay lazain' Ikaretsaka izay mihitsy no izy.Eto amintsika mantsy matetika na mba nisy fanazavana aza dia vilana be ery ka tahotra fotsiny na tsy natao aza,misy milaza ve hoe taloha raha vao mifanoroka @ lehilahy dia bevohoka f'aza manao an'izany.
39. fijo ( 22/01/2004 09:58)
pitchou a,j.p gauthier,versace,cardin
iza koa ilay fotsy volo foana iny,sariny daholo ireo.
fa io voalazan'i karetsaka io no marina amin'ny fitaizana.
40. bice ( 22/01/2004 09:52)
aza asina miakanjo intsony e
aleo samy mande eny de lehilahy dangidangitra eny mou ny vevavy mandolava eny
afaka fotoana fohy v tsy smy leo daholo ihany de samy mahay miaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.369