Fa maninona ny vehivavy no lasa be loha sy be tsy azo tenenina na efa manambady na tsia....?

41. rinakely1 ( 22/01/2004 11:22)
masikt: ny jobakely no t hanaika @ aona ary!
nareo no tsy mahay miaina koa!
zay zao defa mahita excuse sahady i maskit!
42. rinakely1 ( 22/01/2004 11:24)
bice: ka tsy hanao takokenatra intsony v sika retra tsy ho loza klé?
hiihihihhihihihihi
43. ikaretsaka ( 22/01/2004 13:05)
Rina> "dia miverina any Edena" hoizy ny hiran'i Guns n Roses moa izy izay sa iza fa tsy tadidiko tsara?
44. fijo ( 23/01/2004 09:42)
mafy loha izany ny vehivavy ka
45. mity ( 23/01/2004 19:31)
Ny fisainana ihany no mitondra an'io e! ny tsara @ sasany ratsy @ hafa, ny miboridana @ sasany tsy miboridana @ hafa, ka ny fanafodiny de aza mba mitsaratsara olona zany fa ny vehivavinareo no amboary ze tianareo mahamety azy de avelao ny an'ny sasany hanao zay tiany. Tapeno fotsiny ny maso rehefa mahita vehivavy manao minijupe sy juste au corp de le misy mifaritra reny ny stringny. De izay vita tantara.... Inona ny olana??!!
46. jhouhlambout ( 23/01/2004 09:31)
Ekena izany
47. pitchou ( 23/01/2004 11:56)
ary maninona moa nareo lehilahy raha mikomy indray mandeha tsy hijerijery vehivavy hafa noho ny sipanareo na ny vadinareo, na hisaina ratsy rehefa mahita vehivavy e? satria olana @nareo ny vehivavy! vehivavy aza mahavita an'izany koa ianareo lehilahy mafy be ireo ve tsy hahavita?
48. rinakely1 ( 23/01/2004 12:08)
marina mitsy zany picthou an!
49. pitchou ( 24/01/2004 12:07)
ary nareo ko ngah moa malemy loha e? sa trondro gasy? hi!hi!hi!
50. ikaretsaka ( 24/01/2004 13:43)
Amalona ry Pitchou an... labalaba ao @ ilay itiavanareo azy !
51. fijo ( 27/01/2004 09:50)
ka izahay anie isaky ny alina ry pitchou efa tsy mijery afa tsy ny ao an trano e;adiny firy izany hoy ianao
52. pitchou ( 27/01/2004 09:52)
ikaretsaka> irony amalona malama miporitsaka irony v? raha vao misy hirika kely, na d lavaka otran'ny loha-paingotra aza de isisihana ... hiporitsahana? asakasak'izay tia amalona an!
Fijo> angaha nareo sy mamono jiro mandra-parainan'ny andro? d inona no hitanareo ao anaty maizina ao? tsy hanao otran'ilay jamba, ny tanana no mijery?
hihihihihihhihi
53. fijo ( 28/01/2004 10:01)
tsy mamono jiro ka,sady manao tsapatsarpa,oh,oh,oh.adala be ty
54. pitchou ( 28/01/2004 09:57)
marina tsy hidangana b ny facture ny JIRAMA avy eo!
55. fijo ( 29/01/2004 09:25)
tsy dia lafo ka.ilay ampoule malefaka be ireny no ampiasaina.
fa hiverina amin'ilay loahevitra aho,fa ngaha kosa dia ny vodiny ihany no tokony ho lehibe amin'ny vehivavy
56. pitchou ( 30/01/2004 09:24)
d gaga aho ry fijo! misy angamba itony lehilahy itony mivarina an-tatatra, mitapô @ poteau mitsingidina ery fa tsy mahtia na inona na inona intsony rehefa misy vhv mandalo: voafetra eo @ vodin'ilay olona ny champ de vision-ny
57. fijo ( 03/02/2004 09:22)
zatra mijery feon'ala angambany ko.
58. rinakely1 ( 11/02/2004 13:10)
lélà tjrs vicieux!
59. fijo ( 12/02/2004 11:02)
aza be resaka ry rina,fa ny vehivavy mihintsy no tena loza be a.
60. donemaskit ( 13/02/2004 19:32)
samy vicieux zany e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3881