imiry miova sipa koa ary nareo lélà vo hanambady e?

1. rinakely1 ( 13/01/2004 17:36)
misaotra mialoha @ fandraisana anjara. Rinakely1!
répondu par ikaretsaka le 23/01/2004 15:19
2. ikaretsaka ( 13/01/2004 17:44)
imbetsaka ..inkely... arakaraka
3. donemaskit ( 14/01/2004 09:05)
in1... ohatran'i Dada sy Neny e!
4. ikaretsaka ( 14/01/2004 09:20)
ho faty an-kazotokana ny iafaran'ialahy ity ry mazikita
5. fijo ( 14/01/2004 10:46)
raha toa an'ialahy daholo ny bandy radone dia faly aho,fa malalaka ny la voie.
nanomboka 14ans ry rinakely a.dia kajio
6. ikaretsaka ( 14/01/2004 10:50)
14 ve Ra fijo?... zay 13 kle!
7. tia_ery ( 14/01/2004 18:07)
De raikitra 'zany ny hazakazaka!!! hi!hi!hi!

Ny mazava aloha de somary niakatra kely ny tosidràn'ny vehivavy fa toa izy foana no hambara sy lazaina.

Ny fiovana tokoa tsy mandeha singany toy ny kiraron'i Beminahy eh !!!

Fa inona aloha no hamaritana an'ilay hoe sipa eh ? de manomboka aiza ka hatraiza no atao hoe sipa ? izay rehetra nanaovana firaisana sy niarahana rehetra ve de lazaina fa hoe sipa daholo ?

Fanontaniana maro no azo apetraka sy sainina fa ny tiana hanafatrafarana fotsiny de ilay valiny efa nosoratana tany ananonananona tany.

Resaka daholo hoa zany fa nareo rehetra ireo no tokony hanontany sy hamantatra hoe iza no NANORINA NY FANAMBADIANA ? de zay angamba mahavaly tsara ny tianareo hambara sy ho fantatra. Amiko aloha tsy ny traikefa na ny record vita tany ananonanona tany no hitondrana sy hamaritana an'izany.

Sôtra eh !!!
8. shadow ( 14/01/2004 19:05)
Ny ahy indray aloha ambarapahitako hoe matotra sy tena azo antoka le sipa iarahako eh!
9. ravatorano ( 14/01/2004 20:35)
impiry ?
ny kofa efa manambady aza mbola misy manana sipakely ihany
dé ahoana izany rianakely ????
Ataoko fa vitsy ny wé indrepa fa aherin'izany no betsaka.
Azo avadika koa né io fanontanina io Rianakely é !
Ho anareo jô mba impiry manatsipa na miova lélà vao tena tafapetraka ka mahahorina tokatrano miaraka amizay tena ho vadiny.??????,
10. xxx ( 14/01/2004 09:00)
In-1 isan-kerinandro,
In-4 isam-bolana,
In-48 Isan-taona,
Ary mandra-paha Satisfait.

.Pro-Gasy.
11. xxx ( 14/01/2004 09:02)
ENY, Mety izany,
C Bien!!!!!!
12. xxx ( 14/01/2004 09:27)
kay le!kou maninn kay nareo kofa miteny hoe nareo sipa mampirafy!kay nareo zany tena manao anazy!
13. lema ( 14/01/2004 10:23)
za rehefa mahita sipa ohatran'i rina dé hanambady
14. xxx ( 14/01/2004 11:14)
za zao efa vonona ny hanambady foana rehefa miarakamin'ny kofa fa ry zalah tsy matotra mintsy ko!!!
Mampirafy B foana sady tsssss...
fa mbola mitady ihany aloha!!!!!!!!
On se decourage pas les filles!!! any ho any V d tsy mba misy Kofa matotra e ???????
15. donemaskit ( 14/01/2004 12:10)
Mazotoa mitady e!
16. xxx ( 14/01/2004 12:13)
Izaho matotra!
17. rinakely1 ( 14/01/2004 12:21)
raha tsy mahita zé tena izy lay zany nareo vo hanambady?
tsara lé tanjona fa refa manao sipa aza d mampirafy b fa mitaraina fona lé jobakely e!
18. donemaskit ( 14/01/2004 12:37)
Za manao sipa, za tsy mampirafy, tsy mitaraina le joba!
19. donemaskit ( 14/01/2004 12:37)
Fijo> tsy ohatran'ahy daholo leisy ny bandy ka dia mahereza e!
20. ikaretsaka ( 14/01/2004 16:55)
ilay hoe misaraka dia mitady hafa dia misaraka kosa angamba no tian i rinakely lazaina e... hoe firy izay ny sipan la ... fa tsy hoe iarahan'ialahy daholo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6543