imiry miova sipa koa ary nareo lélà vo hanambady e?
22. elie
(
14/01/2004 18:40)
indraindray tsy miova fa tonga dia iny dia vady, indraindray in-2,3,4...tsy mety manambady.
23. ikaretsaka
(
15/01/2004 20:13)
ohatran'ny baolona io e e.. indraindray vao mitifitra dia ao... indraindray in 10 vao ao! indraindray tsy mahafaty mihitsyna in 100 aza
24. fijo
(
15/01/2004 09:48)
radone>ka tiako raha hoatra an'ialahy daholo ka.mihena ny mpifaninana amin'izay ko.
27. ikaretsaka
(
15/01/2004 19:14)
raha ohatranao ry rina dia tifiriko ihany ny baolina sao mahafaty ko... tsisy mangidy tsy andramana
28. fijo
(
16/01/2004 09:07)
rinakely mivadika ahoana ny tany raha hoatra anao daholo ny sipa?
andramo tire de loin marina ri karetsaka,fa malama izao ny baolina amin'izao orana izao an.
andramo tire de loin marina ri karetsaka,fa malama izao ny baolina amin'izao orana izao an.
29. ikaretsaka
(
16/01/2004 16:31)
sous paniers aza tsy maty indraindray rehefa tsy hiety ny atao,,, fa andramana ihany sao mi score ka
30. ikaretsaka
(
16/01/2004 16:49)
Tia ery an... imbola tsy azonareo ihany.... impiry miova ny fanontaniana napetrak'ilay olona .... fa tsy hio inona izany sipa... hors sujet koa ianao iny iny...
31. manantsoa
(
16/01/2004 18:04)
- Raha mbola tanora loatra 17 - 22 taona any no miaraka amin' ny sipa ny bandy dia tsy mieritreritra izay resaka vady mihitsy aloha fa miaraka fotsiny ka izay lalany any lalany . Na toe- javatra tsy misy dikany lehibe akory aza dia moramora ny misaraka ary mitady hafa indray.
- Rehefa mandroso amin' izay ny taona ( 22 - 28 ) vao manomboka miresaka vady .Eo vao mieritreritra traikefa .
Ilaina aloha ny fiainana fahatanorana miaraka @ sipa vao manori-tokatrano e!
Ny hoe impiry dia arakaraky ny fanabeazana azo ihany io .
32. donemaskit
(
17/01/2004 09:52)
Arakaraky ny fanabeazana, possible. Fa indrindra² ny degré de naïvité an'ilay olona, sy ny entourage, sns.
40. ikaretsaka
(
22/01/2004 15:58)
naif izao .. amiko ilay mpiasa be entin'ny vehivavy amin'ny sangany reny.. dia mahita fitiavana indraina dia manantena... de manjepizepy rehefa tratran'ny faokasy rehefa avy eo
