ka izay ny ananarana an'i lery ... fa ilay miady seul nefa tsisy nanoro ange tsy mitombo fahaizana e... ny miery ny an'nyhafa ihany no hanatsarana ny an'ny tena ko ! ohatran'ny basket ihany io ra donne a... atambatra ao daholo ny fialaon'ny efa zatra dia manana ny fillaon'ialahy manokana ialahy fa tsy hoe izay hain'ialahy ihany dia hitan'ny olona ny fikan'ialahy dia ziay no vita