mahita hevitra hoan'ny vehivavy forcern'ny lélà
1. xxx
(
07/01/2004 10:40)
Misy mantsy lélà le miforcer vevavy hanao reny nefa tsy te hanao .Hitanareo le bozaka maniriniry ireny le ohatrany mainamaina reny?Reny alaina de ataovy any ampaosy de @zay tsy mety mihitsy e.De aza mimenomenona tsony a
répondu par fijo le 26/01/2004 19:54
6. mozart
(
08/01/2004 16:13)
mba mandalova aty @ mozart(omeko adresse) de ho hita eo na mandaitra le bozaka na tsia,fa raha tsy mandaitra de ahoana!!de toute façon za koa tsy hamorcé anao zany e!!!ianao angamba no hi-forcer ahy !!!hihihihihihihihi
7. fijo
(
08/01/2004 16:27)
merci mozart,
aleo letsy akaty ry karetsaka,dia ho hita eo ny vokatry ny bozaka.
aleo letsy akaty ry karetsaka,dia ho hita eo ny vokatry ny bozaka.
9. lema
(
08/01/2004 13:40)
ka tantara efa nisy io fa mpivaro tena no nanao izany ka tsy nahita kill mintsy izy mandrapaharainan'ny andro hay nasiany bozaka ny posiny,angano² arira²
10. xxx
(
08/01/2004 16:57)
tsotra fotsiny e! teneno izy hoe io zavatra kely io ve no mba...?Zavatra maty ho azy io no mba hi-forsena ahy?
12. xxx
(
09/01/2004 15:42)
mibontsina tampoka lasa ngeza mankadiry eo io fa voatohina ny ambombony.. zay vao ianao ihany no hijaly eo
13. rinakely1
(
09/01/2004 11:09)
tonga ary aho sy ny bozaka ka any @iza no tokony ande aloha!
fa zako tsy manaiky raha voa tsy eo ambony bozaka no manao an!
fa zako tsy manaiky raha voa tsy eo ambony bozaka no manao an!
14. lema
(
09/01/2004 12:58)
dé ahona marina ireny manao @ bozaka ireny lasa tafiditra tsy nahy ao anatin'ny posin'ilay sipa ny bozaka dé tsy nahazo intsony ve le bandy taty aoriana
15. kally
(
09/01/2004 14:16)
Mety misy karazany kosa angamba ilay bozaka kah!ary tsy mety izany raha ravin-kesika ohatra?
20. mozart
(
10/01/2004 16:42)
allô allô,mampandre anareo fa manam-bahiny mozart:rinakely1 miaraka @ bozaka ao am-paosy,tsy hay nainona no hitranga fa lazaina anareo @ fotoana manaraka ny tantara niseho
