mahita hevitra hoan'ny vehivavy forcern'ny lélà

61. fijo ( 23/01/2004 20:48)
efa ao ambaninay ao ilay bozaka ka
62. ikaretsaka ( 23/01/2004 16:41)
hmmm efa miandry ho ampiretina i fijo ry kally fa allumeo tsara an
63. kally ( 23/01/2004 09:01)
Ka tsy misy afokasoka aty amiko fa afo de pôsy no misy.
64. donemaskit ( 23/01/2004 09:44)
makà hazokely dia ataovy ohatran'ny nanaovan'ny homme de Cromagnon azy e !
65. pitchou ( 24/01/2004 20:06)
tandremo fotsiny kally sao manafangaro hazokely sy hazokely an! zay vao ilay saika hanao pompier no hiantsoana pompier! hay ra maskita sy karetsaka ao ko!
66. kally ( 24/01/2004 20:49)
Ka ilay hampirehetina aza tsy hita izay nanjavonany!
67. donemaskit ( 24/01/2004 09:13)
Manana Kally ka io nosoratanao io ambony io "afo de pôsy" = feu de poche = briquet .... sa tsy zany ?
68. ikaretsaka ( 25/01/2004 14:22)
aza doroina kosa ny tanety e
69. mozart ( 25/01/2004 20:21)
dorako raha manaiky ka!!za mahasaky koa!
70. donemaskit ( 25/01/2004 10:52)
tandremo sao mirehitra any ny partitions e !
71. kally ( 26/01/2004 16:34)
Ka i Mozart hodorana indray no mitady handoro hono!
72. fijo ( 26/01/2004 19:54)
aleo aloha ho vita izay ianareo vao mandoro e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0471