mahita hevitra hoan'ny vehivavy forcern'ny lélà

21. ikaretsaka ( 10/01/2004 18:22)
mandrasisa seza ... aloavy aty ny vola de ohaiko mialoha ny karetsaka izay hitsikilo
22. donemaskit ( 10/01/2004 18:44)
Mozart, hanaovan'elah musique classique izy an!
23. ragaby ( 10/01/2004 19:01)
Tsy azoko mintsy ny ifandraisan'ny Bozaka sy ny Fanaovana aloha e! Raha tena Ody gasy Mandaitra tokoa dia mandehana mankaty ianao namorona io sujet miaraka am bozaka any amaposinao dia jerena eo raha mety na tsia le izy !
24. mozart ( 12/01/2004 09:00)
tsy tonga i Rinakely,asa matahotra angamba izyna fantany mialoha fa tsy handaitra aty @ mozart leody gasy..hahahahhahah;;;;;;
25. colpain ( 12/01/2004 10:32)
za ko rinakely a!
26. rinakely1 ( 12/01/2004 12:49)
aiza nareo e! sao d diso ary rdv tsika zany fa mbola tsy hitako ihany !
27. fijo ( 13/01/2004 09:32)
rinakely,avy aloha aty,dia ho hitan tsika eo ihany e.raha bozaka tery amin'ny stade de france ve ry rina,dia hety kosa?ilay bozaka gasy ihany no mety.
28. ikaretsaka ( 13/01/2004 15:33)
ary raha manafatar kofafa Avy any dago .. dia ilay bozak'ilay kofafa no ampiasaina?
29. rinakely1 ( 13/01/2004 17:40)
hihihihihihihihihihihihiihih aza manapa-tsinay eto nareo roalahy an!
fa ianareo roa lahy samy tiko ka zé tonga aloha aty amiko no alaiko!
30. ikaretsaka ( 13/01/2004 18:20)
ka tsy mety ilay izy ry rinakely an tsy mety manao couse mihitsy zahay roalahy satria za Zotra mianatsimo..izy zotra mianavaratra!
31. fijo ( 14/01/2004 20:40)
dia aleo rehefa miverina eto ampovoany isika mankany e
32. lema ( 14/01/2004 10:41)
ny mety dia ny paosin'ilay bandy mihitsy no asiana bozaka dé tsy mangataka intsony izy
33. ikaretsaka ( 14/01/2004 14:39)
mety ho ny sipa indray no mangataka raha izany
34. mozart ( 14/01/2004 17:06)
za zao efa miambina @ briquet handorako ze bozaka mitonatonana aty amiko aty fa tandremo an!!
35. fijo ( 15/01/2004 20:44)
raha veromanitra ,avy dia ataoko dité.ra tsy hitafototra ataoko tambavy.
36. ikaretsaka ( 15/01/2004 10:11)
ary raha bozak analainy t@ koffafa
37. ikaretsaka ( 15/01/2004 15:29)
hhihinana fume ihany Ra mozart raha izao an
38. pitchou ( 15/01/2004 16:01)
ary sao d mba tetik'ilay namorona sujet kosa ary io? bozaka ve no atao am-paosy tsy mangitikitika be? @ izay bozaka maina manindritsindrona?
39. ragaby ( 15/01/2004 18:42)
Ka efa hoe mankanesa aty amiko i rinakely koo!

Ka sao dia bozaka tokony ho, fohan'ny le vevavy forcena kosa azany io resahany io e! dia vao manomboka mi forcer lery dia mifoka bozaka le vevavy mba tsy hahatsiarovany hoe tena forcerna izy?
40. fijo ( 15/01/2004 19:48)
mety marina izany ragaby si pitchou an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0576