mahita hevitra hoan'ny vehivavy forcern'ny lélà
41. lema
(
16/01/2004 11:28)
ka resabe daholo zany fa @ zao andro zao ny vehivavy no tena mi-forcer lehilahy e!@ voalohany ihany izy no mody tsy mety fa rehefa avy eo mi-forcer foana ry zareo
42. mozart
(
17/01/2004 13:09)
aiza koa ny hisy an'zany hoe minday bozaka de'tsy ho voan'kôfa?mankanesa aty amiko de ho hitako raha mandaitra na tsia le izy e!!!!sady za zao maina be!!!ohatran'ny bozaka :::
49. kally
(
20/01/2004 18:40)
Amin'ny ahoana ary?
Tsy allumeuse fa pyromane,sangisangy izany fa sao raisina tena izy eo indray!
Tsy allumeuse fa pyromane,sangisangy izany fa sao raisina tena izy eo indray!
52. fijo
(
21/01/2004 19:38)
mazava izany ny lalana radone a.hita tsara izay afo rehetra miafina any.
53. kally
(
21/01/2004 19:39)
Donemaskita,ny gasy tsy mbola misy marary saina mampirehitra tranon'olona loatra ka tsy misy @ teny gasy ny pyromane,tsy anatin'ny kolotsaina gasy loatra koa ny vehivavy mikôty lehilahy noho izany tsy misy teny gasy milaza tsara ny hoe allumeuse"môlamôla" angamba!!!fa ny sasany ange teny misy amin'ny teny gasy izao dia afangaro vary amin'anana ohatry ny hoe en fait ny problème dia je ne l'ai pas vu fa à mon avis tsy d'accord izy @ ilay resaka,dia jereo io ohatra nomeko io dia anjaranao ny mandinika.
56. ikaretsaka
(
22/01/2004 13:54)
ilay izy mitapoka teny anglisy sy arabo ary tandroky koa no tena gravy...vary amin'anana garni!
57. mozart
(
22/01/2004 17:01)
tsy azoko le sujet hoe ahoana?lasa mivoana be @ le reqsaka tany amboalohany anie zanyu jkôly zany e:!!!!!
58. ikaretsaka
(
22/01/2004 18:09)
mbola resaka bozaka ihany aloha zao ra mozart fa sakay mankasiaka azy fotsiny ny anay 3 ireo a
59. ikaretsaka
(
22/01/2004 18:09)
mbola resaka bozaka ihany aloha zao ra mozart fa sakay mankasiaka azy fotsiny ny anay 3 ireo a
60. kally
(
22/01/2004 18:30)
Aiza ny bozaka teo fa naparitak'i Donemaskita ilay izy saika notsofin'ny rivotra daholo nefa izaho vao saika hampirehitra azy.
