raha hamorona tarika nareo...
1. donemaskit
(
21/12/2003 18:53)
... dia iza no hataonareo anarany?
répondu par rapah le 27/05/2004 06:03
5. donemaskit
(
22/12/2003 20:57)
Reveko le hoe "vao niforona" nefa... raha maharitra 5 taona le tarika dia mbola "vao nifirona" foana ve? Sady mahalatsaka be "Vao niforona ao @ Palais des sports!!"
6. donemaskit
(
22/12/2003 09:05)
Mety hoe tsy mila saosy leisy fa mba te hivazo fotsiny a! Lay "gasy top" aloha tena bof be e! Tsy aleo ndray aza "xxxxxx"?!
7. donemaskit
(
22/12/2003 09:12)
"xxxxxxx ao @ Palais des sports!!". Nefa tsisy 'x' akory ny tenin-drazana. Sarotra ihany ka! Tsisy proposi° hafa?
10. raten
(
22/12/2003 09:58)
Atao hoe "kotroka" 'ndray ary e! @ 'zay tonga de ôtran'ny manapôka fôna.
11. fanom
(
22/12/2003 11:20)
Raha atao anaram-borona moa manao ahoana ratsy ve raha ohatra hoe ......dokotra ?
14. donemaskit
(
22/12/2003 12:21)
Efa misy ry "tselatra" koa! Sady ny sono antsika tsy mahavoaka an'ireny milay!
18. donemaskit
(
23/12/2003 14:17)
e e! Ohatra ny tsara ilay "Tsy mila mpijery"! Sady provocation be zany : vao mainka be mpijery!
19. ikaretsaka
(
24/12/2003 16:20)
"Isotry" letsy atao an.. Dia hard atapoka rap somary misy teni ratsy kely eny ho eny dia atao accent ana "pianjy poketsa" ny fiteny dia maillot ana rugby an cheminots na 3FB tonta sy kapa pne no anaovana... aza adino ny bandeau rasta somary efa lozidozitra miaraka aminy! trend vaovao letsy aaa!
20. donemaskit
(
24/12/2003 20:20)
Raha zany leisy dia kil avy any Isotry ihany koa no tonga hijery an'elah lé!
Fa enjana alo lay description e!!
Fa enjana alo lay description e!!
