raha hamorona tarika nareo...
21. xxx
(
26/12/2003 12:20)
Tena milay ny anao ry ra-x23/12 @izay miakatra be ny tarif
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 27/12/2003 00:20
22. fijo
(
27/12/2003 10:13)
ataovy hoe afo be letsy ry maskita a.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 27/12/2003 10:13
24. fijo
(
29/12/2003 19:47)
izay ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/12/2003 07:47
25. ikaretsaka
(
31/12/2003 16:45)
Tsy azoko ilay hoe Isotry dia ny olona avy any isotr ihany no hijery! ny ambondrona izao avy any Ambondrona i nefa tsy voatery hoe ny avy any Ambondrona ihany no mijery ko, ataovy tsara fotsiny ny vazo... RnB asiana accent Isotsy lety e
26. donemaskit
(
31/12/2003 20:00)
Tay be ndray zany "accent Isotsy" zany klé!
... mieritreritra an'zany aho leisy dia tapaka irery eto lé!
Lay "Isotry" kosa aloha mampitahotra be e!
... mieritreritra an'zany aho leisy dia tapaka irery eto lé!
Lay "Isotry" kosa aloha mampitahotra be e!
27. ikaretsaka
(
31/12/2003 16:03)
tonga de hoe : "Njy aki Rakala Ranjaniko ny volon-jy.. de handeha hanendaka lo za handehanantsika Buxi ...avy eo tsika mirozirozy mankany manjakanjiana, de njy ampofoiko de safoiko avy ao aoriana!"
hmmm aoka fotsiny ra done a
hmmm aoka fotsiny ra done a
29. donemaskit
(
01/01/2004 11:42)
Ampiako an'ity ndray ary ilay fanontaniana e :
Iza no tarika (na Gasy na vahiny) mahafinaritra anareo ny anarany?
Iza no tarika (na Gasy na vahiny) mahafinaritra anareo ny anarany?
30. ikaretsaka
(
02/01/2004 17:37)
Incognito! groupe ao Angleterre ao... na ny mozikany aza tsy dia ratsy... fianarana groove tsara
32. donemaskit
(
02/01/2004 10:03)
Red Hot Chili Peppers ohatra ny mahafinaritra ahy zany ny miteny azy (na dia lava be aza)
Raha Gasy dia ilay Océana tsy ratsy, fa reny ve aloha namoaka album ihany e?
Raha Gasy dia ilay Océana tsy ratsy, fa reny ve aloha namoaka album ihany e?
33. ikaretsaka
(
03/01/2004 16:14)
ary Nine inch Nails? io koa mba lavalavaihany sady resak'hoho ko!
36. ikaretsaka
(
04/01/2004 17:25)
ary inona moany anaran'ilay tarika mpanao Hard rock degadegany iny? ilay manao zipo daholo ry lerony? mampihomehy koa ilay izy fa tsy tadidiko
37. xxx
(
04/01/2004 17:30)
Nisy chanteuses nandray anjara t@ n'ilay fifaninanana karazana pazappa hoe Top 16 sur la 2 (anee 80 tany ho any) koa natao hoe hoe "Aimee sy Fara" dia nivadika hoe Hemisphere ry zareo aty aoriana! nizesta nangala tahaka Madonna izay ry zareo... tsy ratsy koa ilay idee! lasa manao Jazz hono ny 1 amin-dry zareo fa tsy arako hoe iza!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 05/01/2004 05:30