Hatsikana sy lalao
atmos
(
06/07/2004 22:59)
Andao mba hanao ankamantatra indray e, afaka mandefa daholo izay te-handefa de milaza ny valiny zay te-hamaly.
Inona ary zany :" Ny tany no tifirina nefa ny orona no voa, nenjehin'ny bandy 5 laahy ...
tohiny
novalian'i atmos ny 14/07/2004 10:08
atmos
(
06/07/2004 13:25)
Inona ny mampitovy ny vehivavy sy ny BUS (Transport en commun)...
tohiny
novalian'i bekintana ny 12/03/2005 07:20
onlyspik
(
03/07/2004 15:10)
nanao fotoana t@ 2 ny M syL Fa hanao baolina ,niandry ny L tsitonga ny M raha tsy t@ 4 fa naninona ary?...
tohiny
novalian'i ramoul ny 16/07/2004 13:13
onlyspik
(
03/07/2004 15:02)
ahoana no nahafantarana fa ao am-piangonana ny elefanta?...
tohiny
novalian'i bekintana ny 12/03/2005 07:26
onlyspik
(
03/07/2004 15:00)
Ahoana ary no ampidirana elefanta efatra ao anaty 2cv...
tohiny
novalian'i gasytsika ny 08/07/2004 18:43
onlyspik
(
03/07/2004 14:50)
Nisy hono olona telo lahy ka ny iray avy any asie ny iray avy any afrique ny farany avy eto dago.Nenjehan'nypolice ry zareo fa nanimba zvt nahita hazo telo izy ka samy nihanika,ka ilay1nanao feom-bolo...
tohiny
novalian'i rabegasy ny 08/07/2004 14:25
booboo
(
02/07/2004 14:48)
Une mère et sa fille vont chez le médecin. la mère demande au docteur d' examiner sa fille :
- Elle a certains symptômes qui m'ont poussé à vous l'amener, dit la mère.
Le docteur examine la ...
tohiny
novalian'i ramoul ny 19/07/2004 20:46
onlyspik
(
02/07/2004 13:32)
Indray andro hono nandeha hilomano ny parasy teny andalana dia nifanena t@vintsika izy hoy ny parasy taminy ndao isika hiaraka hoaiza hoy ny vntsika hilomano hoy nyparasy nanaiky izy ka roso ny dia ...
tohiny
novalian'i booboo ny 13/08/2004 13:32
onlyspik
(
02/07/2004 13:21)
Nisy ganagana telo(3)niampita t@lalana:aviany nisy fiara niriotra mafy nihazakazaka ilay canards ka rehefa tonga teny ampita izy dia niteny hoe:saika maty isika dimy!Firy marina ary no isan ny gana?...
tohiny
novalian'i olly ny 04/07/2004 10:41
kitjo
(
02/07/2004 10:18)
Je vais te chercher
Jusqu'à te trouver
Alors je t'emmènerai
Au lit ...
Et lentement, je te ferai trembler
Transpirer avec profusion
Je te ferai gémir, et même rugir...
Tes tempes von...
tohiny
novalian'i booboo ny 28/07/2004 06:24
jhouhlambout
(
01/07/2004 09:23)
les règles à respecter pour paraître un homme aux yeux des filles.
1. Ne l'appelez pas. JAMAIS.
2. Si une fille ne vous plaît pas, ne lui dites pas. C'est plus marrant si elle s'en rend compt...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 07/07/2004 15:22
dronga
(
29/06/2004 06:16)
ahoana ny fahazoanao izany atao hoe fita-bitro;efa tratr'izany ve ianao ary efa nanao izany koa.misaotra anao namaly...
tohiny
novalian'i bekintana ny 12/03/2005 07:36
hery
(
27/06/2004 02:11)
Mba ataovy eto daholo hoe ry reto ny anaran-tananana ao Dago izay ovain'ny tanora amin'izao fotoana izao? Na miova ho teny frantsay izany, na miova ho teninjatovo, na miova fanonona sns.
Ohatra :
...
tohiny
novalian'i kitjo ny 04/07/2004 08:37
jhouhlambout
(
23/06/2004 17:28)
Dans la série: Parlons bien le français, aujourd'hui, le verbe: CROIVER
- Mais dis-donc, ça existe pas comme verbe?
- Si et je te le prouve subito : "Ve roulais à droite à foifante-diffe quan...
tohiny
novalian'i booboo ny 04/07/2004 20:49
xxx
(
12/06/2004 23:02)
Mitombo isa hatrany ny mpikambana ao @ koperativan'ny Jono eto @ takelaka http://chat.serasera.org/?Nickname= Tamin'ny fanisana natao farany diaireto avy no hita :
betty Rafimalala
lanto Pousy
mu...
tohiny
novalian'i kinaoly ny 29/06/2004 00:13
fatou
(
11/06/2004 06:52)
de hozizy lery tamiko hoe i landivola hono no lasa vadiko de hiteraka roa hono zahay.ny voalohany hono de atao hoe zanadandy ny anarany,ny faharoa i zanabola
de raha misy fanitelony hoà de iza?
de ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 05:24
jhouhlambout
(
10/06/2004 11:32)
Voici quelques conseils pour devenir bilingue :
Si vous demandez un COCA-COLA dites GUIMI A COOUC.
Si vous demandez un café et un biscuit dites COFI AN DOUNAT.
Si vous demandez des oeufs et du j...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2004 22:49
hery
(
06/06/2004 09:55)
mba ataovy ato hoe ny lisitra?
Dia bonne fête daholo.
...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 09/06/2004 16:39
nikopol
(
05/06/2004 16:20)
Inona avy no fiantso fantatrareo hiantsoana ny reny (teny paritra, teny vahiny, teny fiantsoana andavanandro, tenim-pitia....)?
Ny ahy : Mama ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 01/07/2004 04:09
kitjo
(
04/06/2004 16:40)
http://www.funpic.hu/fun-bin/picviewe.cgi?pic=ot10045&kateg=ujak...
tohiny
novalian'i kitjo ny 15/06/2004 17:28
