Fanatanjahantena

jentilisa ( 23/03/2007 15:34)
Somary ataoko amin'ny teny frantsay izy ity satria mba fanomanako ny amin'ny alahady e! Souriez! souriez! (Souri(s)ez!) Nous allons gagner Si Les Elephants ont peur de souris Alors les barea vont... suite
répondu par jentilisa le 26/03/2007 08:53
tya ( 20/03/2007 12:24)
Manao ahoana, miantso an'ireo vehivavy mahay volley ka mazoto te hanao volley @ RNS hanampy équipa tsy ampy isa. Omeo eto ny valiny izay vonina.... suite
répondu par xxx le 21/03/2007 16:24
bazylou ( 19/03/2007 00:13)
http://barea.footblog.fr... suite
répondu par DotMG le 26/03/2007 06:48
xxx ( 07/03/2007 13:26)
iza no efa nanandrana?... suite
répondu par Fiffi le 09/03/2007 21:20
salmo1 ( 06/03/2007 22:27)
Barcelona 1-2 Liverpool Liverpool 0-1 Barcelona Nihitsana ny favory baolina kitra @ izao tontolo izao... suite
répondu par salmo1 le 09/03/2007 16:26
bazylou ( 05/03/2007 22:43)
ajesaia vs ismailia,, toa ratsy ny probabilite ny match retour na dia mikiry ny haharesy aza ny gasy..... suite
ronaldo09 ( 05/03/2007 13:34)
O ry mpitia ny baolina kitra a!Be ny resaka mandeha fa tsy tokony ho i Drogba mihitsy no ho mpilalao mendrika aty Afrika fa i Eto'o Za anefa miteny fa i Drogba no hitako mahay noho i Et'o!Nefa moa s... suite
répondu par ronaldo09 le 07/03/2007 10:46
xxx ( 02/03/2007 12:06)
Ahoana no atao raha te-hitanjaka...[img]http://[/img]=))=)): =))=))=))... suite
eisy ( 19/02/2007 13:14)
Ahôna e! sao ianareo de mba misahalala site ahafahako maka ireny match All-star game ireny indrindra ireo taloha fa tena mitady aho re olona fa tsy mahita mihintsy a. Ny tena tadiaviko aloha de ilay... suite
répondu par eisy le 20/02/2007 08:39
Stretch ( 13/02/2007 19:39)
Ghana sy Senegal any am championnat du monde, eliminé fa petite nation. Ny tena nampanotany tena ahy hoe fa anga any amreo firenena ireo misy station na ski ? ? ... suite
répondu par onjah le 17/02/2007 17:39
ratonga ( 09/02/2007 23:31)
http://www.tfc.info/fr/Actualite/601004/Accueil_premium/2802/Bonus_match_CFA_Madagascar ... suite
répondu par fasaly le 11/02/2007 09:08
kitjo ( 07/02/2007 01:41)
En attendant sa finale du double reportée à cause de la pluie nous saluons cette bonne initiative ce samedi de Natacha Randriantefy qui sait joindre l'utile à l'agréable de la compétition. ... suite
répondu par kitjo le 09/02/2007 16:35
Jao99 ( 01/02/2007 11:54)
tsy mahay n'inona n'inona tsony ronaldo... suite
répondu par zandikely le 02/02/2007 03:22
ravatorano ( 26/01/2007 06:43)
Ingahy Philémon Rabarison izany zao no minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ! Inoana fa hitondra hery vaovao ho an izany minisitera izany izy ary koa hanavao mihitsy ny rafitry ny fanatanjaha... suite
répondu par Radama4 le 24/02/2007 08:40
ronaldo09 ( 24/01/2007 10:45)
Zao manko dia mandeha ny OPEN D'AUSTRALIE! Ny demi-finale dia toy izao manaraka izao ny fandaharam-potoana Dames: Maria Sharapova(Russie) et Kim Clijsters (Belgique) Serena Williams(USA ... suite
répondu par ronaldo09 le 27/01/2007 15:42
kitjo ( 20/01/2007 14:34)
1ere mi-temps zay no vita efa 2-0 mitarik i Liverpool manindry tanteraka i Liverpool...kivy mitsy za @ le Chelsea fa tena tsy hanao mihitsy...oh bol an-tanimbary...... suite
répondu par naughtyboy le 22/01/2007 13:27
ronaldo09 ( 15/01/2007 11:28)
Tot. Aller Retour PSV - Arsenal 20/02 07/03 Real Madrid - Bayern 20/02 07/03 Lille - Man. United 20/02 07/03 Celtic - Milan 20/02 07/03 Inter de Milan - Valencia 21/02 06/03 Porto - C... suite
répondu par Mandefitra le 11/04/2007 06:08
lemenakely ( 12/01/2007 19:59)
Re araka ny vaovao mari-pototra fa andeha hifindra lasy any LOS ANELES ingahy BECKAM DAVID izany hoe tsy hilalao ao @ REAL intsony izy fa hilalao any AMERIKA indray.Voalaza fa io n... suite
répondu par bazylou le 13/01/2007 01:10
ronaldo09 ( 25/12/2006 11:34)
Amin'io taona 2007 (marsa izy izay) no hihaona ao Mahamasina (Antananarivo )ny Elefantan'ny Cote d'ivoire sy ny Barea de Mada . Hoy aho hoe :manana fanantenana ve isika Mpitia baolina fa handresy ... suite
répondu par nikita00007 le 24/03/2007 17:27
ronaldo09 ( 18/12/2006 10:26)
Dia Vitaq izany iny ny coupe intercontinental ka resy ny ekipan'i Ronaldinho nanoloana ny International .Ho an'izay tsy naharaka mivantana izany avy any Japon moa dia 1 no ho 0 no nisarahana ka ny L... suite
répondu par Mandefitra le 10/01/2007 09:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0574