Politika

cpd8910 ( 02/07/2011 22:42)
Mampalahelo fa dia tena efa tantely afa-drakotra marina ity tanindrazan-tsika ity. Mihambo ho manana diplôma raitra tsy ananana akory na manao hosoka diplôma indray zao no malaza dia toa mahagaga fa... tohiny
milamm ( 27/06/2011 13:29)
in avy koa no efa voavarotra hafa tsy mbola fantatry ny rehetra fa gaga ftsn oe ny indiana ndray zao no efa manjaka ampiasa ny tany Malagasy sy ny vokatra ao ho azy ireo 50 taona (30 fmg monja ny m2 n... tohiny
Noue ( 27/06/2011 09:03)
Nahafinaritra iny soirée nokarakarain'ny MALAGASY MANDROSO tao paris iny omaly ee ! Tena mandroso marina satria hita t@ vidéo ny zava-bitan'zarei any Madagasikara Ny école ny hopitaly sy ny s... tohiny
novalian'i rijadolly ny 07/07/2011 03:12
nirijimka ( 27/06/2011 07:39)
Nisy fihaoanana nontontosain'ny mpi-FB vitsivitsy t@ zoma lasa teo tao @ café de la Gare Soarano, rehefa nandeh ny resaka dia nahatsapa ny rehetra fa "tsy mbola motraka daholo akory ny tanora malagas... tohiny
novalian'i nirijimka ny 01/07/2011 16:33
andrywui ( 27/06/2011 05:59)
Oaayyy e ze teny omaly isika ka mba nandalondalo teny 16e teny fa tena vahoaka alinkisa n'a anatiny n'a ivelany teny hipoka....nisy mpiondana dimy na enindahy teo ,tsisy invitation fa saika hanao ambo... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/07/2011 17:05
bazylou ( 25/06/2011 18:00)
na polifika koa mety daholo dia hita taratra fa tsy le olona ao mada no betsaka eto fa ny gasin'andafy. hany k atsy misy authenticite le zavatra lazaina sy tantaraina rehetra. Vokany dia mivaralila ... tohiny
novalian'i perfectly ny 20/07/2011 10:47
bazylou ( 25/06/2011 08:41)
raha hifosa sy himenomenona dia voalohanyfa raha hanao hetsika dia atody daholo, beuurrrkk... tohiny
novalian'i pulm ny 29/06/2011 11:25
milamm ( 24/06/2011 13:36)
ny ela nitoratorahana hono ahavoa mason'angatra ry dahalo faty isany ! tsy bado tsony rehetra fa miandry ny fotoana mampety androdanana ty rafitra mifototra @ heloka bevava sy tsindry aloka @ vavabasy... tohiny
novalian'i milamm ny 25/06/2011 13:20
Noue ( 24/06/2011 10:24)
[URL=http://imageshack.us/photo/my-images/23/image001qg.png/][IMG]http://img23.imageshack.us/img23/7941/image001qg.png[/IMG][/URL] Uploaded with [URL=http://imageshack.us]ImageShack.us[/URL] Ny GTT... tohiny
novalian'i andrywui ny 05/07/2011 21:50
bazylou ( 23/06/2011 17:41)
loatra isika samy malagasy ka tsy mahita ny lalan kombana intsony. Hany ka zary mora ho aan'ny vazah any mamaely sy mivarotra antsika. RAha mbola ireo ady tgv sy le8 ireo ihany no ao an tsaina dia aza... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/06/2011 07:50
bazylou ( 22/06/2011 17:46)
dia amboarina e. Izay dia faly ery le gasy kely nefa tsy hitany fa i le8 mihitsy no mpanandevo ny gasy ary faly be sy tanjona tadiaviny ny hoe manana andevo sy mpiasa gasy 20.000.000. Tsy mila an'ila... tohiny
novalian'i xhavier ny 05/07/2011 15:25
andrywui ( 18/06/2011 10:25)
Tandremo dada fa mody mba ekeny hiditra eto amin'ny tanana oe hianao nefa vao tafiditra eo de ataony sakoroka sambodokitra eran'ny tanana de esoriny ny maha filoha anao teo alou fa ampidiriny fitsaran... tohiny
novalian'i milamm ny 28/06/2011 20:07
itaramasoandro ( 16/06/2011 16:33)
zary kianja malalaka filalaovan’ireo mpanao politika sisa ity tanindrazana ! sarambabe no miditra an-tsehatra samy te-andihy ny kianjabe hitondra ny baolina saingy mivotsitra avokoa izay hatomboka :... tohiny
Noue ( 15/06/2011 20:37)
Miarahaba an'i Vatofototra indray eee! dia mba omeo vaovao , ny vidéo ko aza hadino ! misaotra mialoha ! Noue... tohiny
novalian'i Noue ny 20/06/2011 16:57
andrywui ( 15/06/2011 10:03)
tokony ampodiana amin'ny lafiny hafa de hafa mihitsy alou i dada ,hanotaniana azy tsara ny antony namonoany an'ireo olona bobaka be teo Ambohitsorohitra de avy eo OK ny referandomm zany ! sao manko de... tohiny
novalian'i bazylou ny 21/06/2011 14:43
rar.dago ( 14/06/2011 12:19)
Hita izao fa tsy mahavita azy ny SADEC. Ny UA moa tsy lazaina intsony. Ary ny UE manao tsobo-dranon-dramiangaly fotsiny. Koa maninona raha tsapaina ny hevim-bahoaka : référendum. Samy mandroso ny v... tohiny
novalian'i papala ny 16/06/2011 12:33
diloo ( 14/06/2011 00:33)
Raha nitsipaka ny soniany ihany i andry tgv tany Maputo 1, dia tsy mila SADC. Taty aoriana, mitomany sy manantena be ny SADC manoloana ny tondro zotran'i simao. Izany hoe, nanjary tsy afaka ambava ny ... tohiny
novalian'i reeves ny 22/06/2011 10:15
papala ( 08/06/2011 05:47)
-DIA tena tsy takatry le filohan'ny HAT (joelina ) io mihintsy hoe : - noho izy tsy voafidim-bahoaka dia tena sarotra ho azy mihintsy ny hahazo an'izany "fankatoavana iraisam-pirenena izanyÎ…. - sa... tohiny
novalian'i Zoukrivo ny 18/06/2011 11:09
papala ( 08/06/2011 05:46)
-DIA tena tsy takatry le filohan'ny HAT (joelina ) io mihintsy hoe : - noho izy tsy voafidim-bahoaka dia tena sarotra ho azy mihintsy ny hahazo an'izany "fankatoavana iraisam-pirenena izanyÎ…. - sa... tohiny
novalian'i nilex ny 15/06/2011 08:29
papala ( 07/06/2011 12:15)
- hono hoa ze mahafantatra , volan'iza moa zao no nangalana nanaovana frais lay kely filohan'ny hat iny? izy mantsy nandeha fiaramanidina mitokana, ka ny volam-bahoaka ndray ve zao no nalainy? - de ... tohiny
novalian'i andrywui ny 15/06/2011 10:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4589