Fitiavana

rakikih ( 09/02/2006 14:53)
Raha misy olona ve efa niteraka ry zareo ka nosakana tsy hivady nefa koa ilay renin-janany tsy manaiky ny hanam-bady an-drangahy ihany koa raha tsy voatso-dranon-dray aman-dreniny dia mba ahoana ny he... suite
répondu par mbositra le 13/02/2006 20:19
mamzelkely ( 09/02/2006 11:48)
misy hiran Hélene Segara sy Laura Paussini zay ny titre "on n'oublie jamais rien on vit avec" ra adika tsotsotra le izy de we "tsy misy zavatra adino zany , fa miaina miaraka aminy no atao" ts ha... suite
répondu par mamzelkely le 14/02/2006 06:08
fasaly ( 08/02/2006 14:31)
Manao io fety saint valentin io dooly ve ny namana rehetra ato e! de inona no kobokoboinao io amzao ho an'ny olona tianao rehetra?????:°) iza no tsy tia an'ilay fety?????:^) kanefa raha be fitiavan... suite
répondu par mandrindra le 20/02/2006 14:27
fasaly ( 07/02/2006 11:19)
misy fitiavana tsy mety lefy ve??? eo amin'ny sehatry ny mpifankatia no tiko anontaniana eto....... suite
répondu par fasaly le 18/02/2006 15:00
akamatiana ( 05/02/2006 19:25)
tedaviko fona waa le dinika misy an'ito sary ito fa tsy hita eeuuh!! eo averina njay we!! [img]http://serasera.org/namana/media/sary/namana/img-femme.gif[/img]... suite
répondu par bilakarenjy le 24/02/2006 08:38
petakorona ( 05/02/2006 14:30)
eo amin'ny fiainana hono dia misy ny olona mpanorina ary misy ny olona mpandrava efa. Mampieritreritra ihany izany... suite
répondu par zandrikely le 10/02/2006 18:50
danibe ( 04/02/2006 09:32)
mba ahoana kay ny zava-misy @ireny mpivady ireny rehefa tonga fotoana le madama? mety sahirana be ve ramose satria: mety mahakamo be le ra tsy afaka manao firaisana koa na tsy haiko koa ny zava-ka... suite
répondu par lyiah le 03/03/2006 08:00
xxx ( 04/02/2006 06:17)
Miarahaba anareo, Arakin'ny sujet dia mitia olona efa manana sipa aho. Nekeko ny fitiavany satria: 1-Izaho rahateo tia azy koa 2-Amiko ny sipa dia tsy mbola vady Dia niaraka izahay efa ho v... suite
répondu par xxx le 05/03/2006 14:14
xxx ( 02/02/2006 07:31)
Atao aona no miady @toetra ratsy, satria tena manana toetra ratsy be aho ka aty @ ko ihiany no ifoterany avy eo. lasa tsy zakan'olona ny toetrako indrindra ny olona miarakamiko Za dia olona saropiaro... suite
répondu par dadabe le 13/02/2006 09:36
Herimiafina ( 01/02/2006 17:46)
Lasa ho aho ny saiko ry zareo tato ho ato izay momba ity resaka hoe tsy dia tsara loatra ny miaraka amin'ny vazaha (ohatra hoe canadienne) fa hoe samy hafa be ny kiltiora ary mety hitarika olana izany... suite
répondu par jennifer2 le 09/02/2006 01:44
danibe ( 01/02/2006 12:55)
omeo ny hevitrareo hoe za raha maty na tsia, na azo atao na tsia, ny mifankatia eto amin'ny internet,izany hoe: ol roa miaraka nefa resaka eto @ internet ihany. mba tiako ho fantarina tokoa mantsy rah... suite
répondu par jentilisa le 27/02/2006 07:17
xxx ( 31/01/2006 18:48)
Aona no ataoko fa niady zahay sy ny olona tiko de saraka nefa fantatro izy fa tena mbola ty be ana za koa torakizany ka inona no ataoko mba hitenenako azy hoe ndao ndray hifampiverina satria samy mbo... suite
répondu par Veloo le 02/02/2006 19:45
mamzelkely ( 31/01/2006 11:44)
nareo ve efa naha-remarker hoe refa misy zvt manjo anareo de ohatra mihaino radio nareo aveo de zay hira henonareo ôtran misy ifandraisany am le situation iainanareo? ohatra zao we avy niady nareo s... suite
répondu par lapino le 07/02/2006 07:28
xxx ( 30/01/2006 21:50)
iza taminareo no efa niaraka tamin'olona jaloux (se)sy tena possessif(ve) tafahoatra....... suite
répondu par pulchery le 17/02/2006 13:13
xxx ( 30/01/2006 16:43)
mba tiako fantara we, efa nahita olona voany ody gasy v nareo?,sa mbola honohono foana ?, za manokana manko mbola tsy nahita... suite
répondu par diamondra27 le 05/02/2006 10:50
valinaka ( 30/01/2006 13:12)
ny fahavitan'ny mariazy de anjara tsy azo idovirana avy @ Tompo.satria na hiodina foana eny aza ka tonga @io sakramenta io de tsy noho ianao na izaho fa tendry avy Aminy. raha misy kosa olona tsy met... suite
répondu par jennifer2 le 19/02/2006 03:39
xxx ( 29/01/2006 10:34)
hono hoa ry reto! aona marina ity hoe anjara sy tsy anjara? mino ny anjara ve ianareo? satria maro lotra ny divorce, ny fisarahampanambadiana moa dia tsy lazaina intsony, na de efa 20 ans de mariage... suite
répondu par Veloo le 03/02/2006 19:36
xxx ( 29/01/2006 09:12)
Manaona dôly ô! Inona no atao mba hanadinoana olona iray izay tinao indrindra, sy tsy foinao?... suite
répondu par zandrikely le 31/01/2006 11:26
diamondra27 ( 26/01/2006 07:03)
Eo @ fitiavana moa dia misy ny alahelo na fifaliana tena tsy mety adino. Indraindray anefa de tsy sahy iresahana @olona ny zavamanjo ka raha te hanala azy ianareo de misokatra ny dinika ary manasa ny ... suite
répondu par ari.malala le 31/01/2006 10:59
Herimiafina ( 26/01/2006 06:23)
Manao ahoana kay ny fihetsemponao raha ny sipanao tsy nety nanao fety niaraka taminao tamin'ny anniversaire-nao kanefa izy mazoto manatrika ny fetin'anniversaire-n'ny namany ary foiny tanteraka ianao ... suite
répondu par vivi le 28/01/2006 18:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0946