Liste des messages
Liste des messages, inserés par Bazylou, par ordre de date
bazylou
(
17/10/2015 22:26)
Musée de l'homme
Nataon'ny frantsay aiza oa ireo zavatra rehetra momba ny gasy sy madagasikara tao amin'io musée io ?????...
suite
bazylou
(
22/08/2015 17:09)
22 aogositra 1895
saina kely sy fahatsiarovana ireo malagasy rehetra niady tao andriba mba tsy hozanahan'ny frantsay i madagasikara.
Na dia tsy nampian'ny anglisy intsony ary na dia efa azon'ny vazaha aza ny tanana mar...
suite
répondu par bazylou le 17/10/2015 22:30
bazylou
(
31/07/2015 18:24)
kalalao no mitarika eto antananarivo
amin'izao ora anoratan'ny tenanay izao. Ilay akohovavy maneno iry no faharoa.....
Hamerina ny volan'i Ravalomanana daholo izany izao ny mponin'antananarivo rehetra .........
beurrrk...
suite
répondu par bazylou le 31/07/2015 18:28
bazylou
(
09/06/2015 04:33)
vaovao omaly alina
Nosamborin'ny polisy ny solom bavam bahoaka " lanto rakotomanga" mapar satria nahiahiana ho manana afera hoe. noterena amin'ny basy sy miaramila spesialy mihitsy ary nambanana basy izy.
Nahitana v...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 17/06/2015 12:42
bazylou
(
08/06/2015 17:57)
nampiditra mpamosavy i rajao !!
vao tafiditra 3 sa 4 bolana fotsiny ry le8 dia io fa nihozongozona sahady ny sezan-drajao.
Dia amin'izao ora anoratana eto izao koa dia hidina ny radi sy ny tv viva.
efa miala any koa ny fitsipaham p...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 17/06/2015 12:43
bazylou
(
16/05/2015 18:40)
ben'ny tanana antananarivo
vehivavy 5- lehilahy 5
Lalao ravalomanana
harilala ramanantsoa
lalatiana rakotondrazafy - free fm
lalatiana ravololomanana
veronique nicole rajerison
Andry ranaivo dit andry concept
hery rafalimanana...
suite
bazylou
(
06/05/2015 18:07)
mazava tsara izao ny eto madagasikara
i rajao sy le8 izao no mtondra ny firenena. Indrisy ry biby manana loha roa......................
beurrrk...
suite
répondu par ravatorano le 08/05/2015 06:32
bazylou
(
05/05/2015 18:27)
hoy ny basy vava androany
azo sary ny angatr'ilay zazakely maty........
Asa aloha ,,,????
beuurrk...
suite
répondu par Aloka24 le 19/06/2019 10:25
bazylou
(
05/05/2015 18:25)
ekena fa
resaka bizna fotsiny ny politika eto an tanana eto. fa na dia izany aza dia hita mazava tsara hoe iza no miarak aamin'iza dia iza no te hambotry an iza. i rajao sy le8 izao efa miaraka dia i deba koa ...
suite
bazylou
(
05/05/2015 18:16)
novahan'i rajao daholo hoe
ny fatoran'dravalomanana..... izay no nolazainy teny ivato....
dia aleo hohita eo fa nampiditra amboadia ao am bala i rajao kooo.
beeuurrk...
suite
répondu par ravatorano le 08/05/2015 06:34
bazylou
(
05/05/2015 17:59)
vita ny baolina oaaaaa
i colas, bouygues ary ADP ( aeroport de paris) no nahazo ny orinasa Adema sy ny aeroportn'ny ivato ary nosy be..........
Veloma ry saidomara fa vita ny tantara.......
beuurrk...
suite
bazylou
(
04/05/2015 17:30)
tsy namely ny fampihavanana teny ivato
satria lasa vavany fotsiny ry deba , le8 ary ry rajao. Fandravana fanjakana no teny fa tsy fampihavanana ary fizitin'i deba sy le8 no tao.
Aiza ry baina no misy hoe hihavana nefa mandoa 200 000ar isan...
suite
répondu par bazylou le 06/05/2015 18:00
bazylou
(
14/04/2015 10:39)
kotofetsy sy mahaka
efa raikitra izaony afindrafindrao an'drajao sy le8- mody avotsotra kely le8 dia ampidirina amponja indray- hehehhehehe.
Mody nalefa kely tany ambositra sy tany Antsirabe, dia raha vao niteny tonga d...
suite
bazylou
(
09/04/2015 05:09)
tena lasa izao mlarina leaza aaa
- afaka manafatra fiara kodia daholo ny malagasy rehetra ary tsy mandoa hetra rehefa miditra eto madagasikara raha toa ka fiara miady amin'ny andiam balala.
Vao nivoaka anio io an, sady rajao no namoa...
suite
répondu par andry 1000 le 18/04/2015 03:59
bazylou
(
04/04/2015 17:30)
vita ny baolina ry zalahy
namidin drajao amin'ny mena sofina ny aeroport ivato sy nosybe ary ny toby famokarana herin'aratra ao mandroseza sy vohibe.
beeeuurrk...
suite
répondu par andry 1000 le 18/04/2015 04:01
bazylou
(
28/03/2015 11:34)
rehefa tsy hiteny gasy
dia aza manoratra eto
beuurk...
suite
répondu par bazylou le 03/04/2015 05:42
bazylou
(
14/03/2015 05:35)
vaovao faraparany
mitokona tsy hiasa ny domaine efa herinandro izao,
hiasa indray ny greffier amin'ny alatsinainy izao
ny inspektera de travay dia hitokona tsy hiasa amin'ny alatsinainy izao.
Mitombo hatrany ny ran...
suite
répondu par endriny le 14/03/2015 05:54
bazylou
(
27/02/2015 05:00)
rendrika i antananarivo
mananontanona indray rey olona ny najo an'i Antananarivo tamin'ny 1959 a.
Besarety diboky ny rano
andekaleka feno atsanga , miverina i delestazy
tanjombato sy ny rn7 dibo drano, na ny tatezana aza t...
suite
répondu par bazylou le 28/03/2015 11:37
bazylou
(
26/02/2015 17:26)
las,izao legona, vidin'ny frantsay ny fananan'nygasy izao
lasan'ny aeroport de Paris ny aeroportn'ny NOsybe sy ireo 12 hafa tantanan'ny Adema.
Ny sinoa atsy sady mangorona volamena sy hypoccampes
ny srilankais managona safira sy beryl
ny amerikanina sy ny e...
suite
répondu par Strong3 le 16/03/2015 08:49
bazylou
(
26/02/2015 11:24)
miady vola ny tresor sy rivo rakotovao
sy ny ekipany. Asa inoa loatra no tian'i lery atao amin'ity miliara anjatony tadiaviny avoakan'ny tresor.
beuurkk...
suite
