Liste des messages

Liste des messages, inserés par ruz9, par ordre de date
RUZ9 ( 04/03/2011 14:18)
SARIMEHETSIKA VAOVAO NOVOKARIN-DRY FAT
May volon-tratra ny Fat ka namokatra film vaovao indray hanenjehana an'ireo mpitarika ny Ankolafy Telo. Efa mahalala sahady angaha ianareo fa ny tetezamita vaovao izay vao hatsangan'ny Ankolafy 3 no ... suite
répondu par Noue le 09/03/2011 21:20
RUZ9 ( 01/03/2011 09:46)
VAHAOLANA ARA-PANAHY NO HAMAHANA AN'IZAO FITONDRAN'NY MAIZINA IZAO
Mihamitatra hatrany ny fahasahiranan’ny firenena Malagasy ankehitriny, samy manao an’izay heveriny ho mety avokoa ny tsirairay eo anatrehan’izany. Misy ny miezaka hamaha ny olana, misy miezaka h... suite
répondu par bazylou le 01/03/2011 19:08
RUZ9 ( 28/02/2011 13:45)
FANAHY NO OLONA REGLE DE CONDUITE POUR LA SORTIE DES CRISES
an’izay heveriny ho mety avokoa ny tsirairay eo anatrehan’izany. Misy ny miezaka hamaha ny olana, misy miezaka hifikitra @ saza fotsiny noho ny tombontsoan’ny tenany manokana ary samy manao soro... suite
répondu par milamm le 03/03/2011 02:43
RUZ9 ( 05/02/2011 11:44)
FEUILLE DE ROUTE IVOAHANA @ KRIZY? IZAO NO IZY
Mihamitatra hatrany ny fahasahiranan’ny firenena Malagasy ankehitriny, samy manao an’izay heveriny ho mety avokoa ny tsirairay eo anatrehan’izany. Misy ny miezaka hamaha ny olana, misy miezaka h... suite
répondu par RUZ9 le 09/02/2011 08:53
RUZ9 ( 05/02/2011 11:43)
FEUILLE DE ROUTE IVOAHANA @ KRIZY? ITY IZAO NO IZY
Mihamitatra hatrany ny fahasahiranan’ny firenena Malagasy ankehitriny, samy manao an’izay heveriny ho mety avokoa ny tsirairay eo anatrehan’izany. Misy ny miezaka hamaha ny olana, misy miezaka h... suite
répondu par AndriambyII le 05/02/2011 23:33
RUZ9 ( 05/02/2011 11:43)
FEUILLE DE ROUTE IVOAHANA @ KRIZY? ITY IHANY IZY
Mihamitatra hatrany ny fahasahiranan’ny firenena Malagasy ankehitriny, samy manao an’izay heveriny ho mety avokoa ny tsirairay eo anatrehan’izany. Misy ny miezaka hamaha ny olana, misy miezaka h... suite
répondu par AndriambyII le 05/02/2011 23:30
RUZ9 ( 18/01/2011 11:35)
NY FAT SY NY FILOHANY NO MELOKA VOALOHANY
Hitsingerina tsy ho ela ity ny faharoa taonan'ny doro trano sy fandrobana goavana nataon' ny sasany t@ 26-012009, tsy hiantso mpanakanto vahiny angaha ry FAT hankalazana an'ireny a, ireny fampihorohor... suite
répondu par RUZ9 le 24/01/2011 09:24
RUZ9 ( 12/12/2010 14:17)
IZAO NO ATAO HOE FANJAKAN'NY BAROA
Resy lahatra ny FAT fa tsy nahavita na inona na inona ka mihazakazaka mitokana zavatra tokony hotokanana ben'ny tanàna. Mirehaka hatrany mantsy izy ireo fa nahavita zavatra betsaka noho ireo mpiton... suite
répondu par andrywui le 16/12/2010 18:10
RUZ9 ( 12/12/2010 14:16)
Resy lahatra ny FAT fa tsy nahavita na inona na inona ka mihazakazaka mitokana zavatra tokony hotokanana ben'ny tanàna. Mirehaka hatrany mantsy izy ireo fa nahavita zavatra betsaka noho ireo mpiton... suite
RUZ9 ( 20/11/2010 10:19)
HO AN'NY EMMO REG
Mandra-pahoviana ny mpitandro ny filaminana no hatao ho fitaovana famoretam-bahoaka? hatr@ oviana no heloka ny fanehoan-kevitra? AVELAO NY VAHOAKA HITENY "Ny olombelona toy fotaka ka poretina vao miah... suite
répondu par alina le 15/01/2011 21:22
RUZ9 ( 20/11/2010 10:08)
MIANGAVY NY CENI
Mifarana ity ny FAT nikasa ny hanalava ny fotoam-pitondrany t@ iny saritsarina fitsapan-kevi-bahoaka iny. Nihoatra ny 50% ny tahan'ny tsifandraisana anjara ankoatr'ireo tsy voasoratra na niniana tsy ... suite
répondu par bazylou le 20/11/2010 18:26
RUZ9 ( 18/11/2010 07:31)
HO AN'NY TANINDRAZANA
Ela no niandrasana ny fandraisan'andraikitrareo foloanlindahy; vaovao mahafaly noho izany ity fijororoan'ny KOMITY MIARAMILA HO FANAVOTAM-PIRENENA ITY. "O MANDROSOA RY MPANARATO" Aoka hijoro @ maha ... suite
RUZ9 ( 13/11/2010 14:03)
LALANA INONA? HO AN'IZA?
Atao amboletra ihany ity ilay atao hoe "fitsapan-kevi-bahoaka" handaniana lalam-panorenana. Maika tokoa ve ny fanovana ny lalàm-panorenana? Ny hita aloha izao, na lalàna inona io io na lalàna inon... suite
répondu par jiolah le 15/11/2010 13:18
RUZ9 ( 08/11/2010 09:03)
MIALA ANY INDRAY NY FITAKA BEVAVA
"Ela no niandrasan' ny vahoaka filoha sahy miteny ny marina"; fa mbola mpamitaka ihany no hitany teny @ lapan'ny kolontsaina raha tsy izany; avoahy ny marina momba an'iny raharaha 26-janoary 2009 iny... suite
répondu par jiolah le 10/11/2010 05:21
ruz9 ( 24/10/2010 15:07)
Mitranga eto tokoa izao ny voasoratra ao@ ISAIA TOKO III
Ho an'ireo bola tsy nifoha, aleo ny baiboly no hamoha anao; izay manana mamakia. Mitranga tokoa izao ny voalazan'ny mpahita maro manao hoe eto amintsika no hitranga izay voasoratra ao ISAIA III na IZA... suite
répondu par vonynive le 29/10/2010 06:46
ruz9 ( 23/10/2010 16:06)
TSY LEO MAMITAKA
May volon-tratra angaha ny FAT ka nahita menaka mora sy vary mora tsy fanta-piaviana tampoka teo? Miharihary loatra ny tsy fahaiza-mitondra sy ny fanararaotam-pahefana ka sakao mandalo sy mampisalal... suite
répondu par Fall le 06/11/2010 19:39
RUZ9 ( 10/10/2010 14:16)
LALAM-PANORENANA HANORENAN INONA?
Aiza ity tsy milaza ho tsy mila fankatoavan' ny vahiny ity e; nefa ny zavatra rehetra atao dia ikendrena fankatoavan' ny any ivelany ihany. Natao ny dinika; tsy naharesy lahatra na iza iza fa miendrik... suite
répondu par RAR.DAGO le 06/11/2010 14:43
Ruz9 ( 08/09/2010 13:59)
ANTSO MAIKA HO AN' NY MPIRAY TANINDRAZANA
Ao anatin'ny krizy lalina izao ny firenena, manao amboletra hanao izay hitsin'ny lohany ny FAT @ firosoany @ izany "fihaonambem-pirenena" izany ; hitady vahaolana ivoahana @ krizy hono. Mbol... suite
répondu par rpetit le 17/09/2010 09:28
RUZ9 ( 01/09/2010 12:15)
DINIKA FAT, be théorie, tsy ilaina
TSY MILA THEORIE? Hay ve mahalala an'izany ny pHAT e; nefa iza no tena be théorie eto? ilay voatonona eo ambony ihany Ny resaka aloha dia mipoapoaka mihitsy e, fa ny "pratique" = 0;00000000000000... suite
répondu par papala le 09/09/2010 10:44
Ruz9 ( 24/08/2010 14:48)
TSY MISY IMPUNITE?
Tsy misy impunité, hoy ny hirahiran'ny FAT sy ny mpanohana azy, raha izany tokoa ampiharo e, ary aza ny raharaha 7 feb 2009 ihany no roritina, fa ao koa ny 26 janv sy ny hafa e. Raha ny momba ny r... suite
répondu par rabaradaka le 06/09/2010 13:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0112