Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i kala, milahatra araka ny daty
kala
(
27/02/2006 12:14)
ity mba ianaro
Tafaraka i Mompera sy Pasitera indray andro. Mompera : aiza leity no misy toerana hisakafoanana moramora fa tena noana nefa ny rakitra kely tsy mety angalana?
Pasitera : shhhhhhhh! nareo tony de vari...
tohiny
novalian'i Veloo ny 07/03/2006 18:37
kala
(
27/02/2006 12:01)
ankamantatra kely fotsiny
Inona kay no mahasamihafa ny gramera (grammaire)frantsay sy ny fisaraham-panambadiana?
...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 15/03/2006 06:56
kala
(
22/02/2006 15:50)
Herin'ny ody fitia
Tsy haiko aloha na eto no tokony hataoko ity resaka ity na aiza fa resaka matotra ilaina ady hevitra matotra izy ity. Hoan'izay tsy hamaly fa hananihany dia manao fotoana isika @ manaraka any @ hatsik...
tohiny
novalian'i laal ny 25/09/2017 02:46
kala
(
14/02/2006 05:17)
ankamantatra kely
Zavatra iray lavalava, raisina tsara amin'ny tanana , sintonina kely de mihalava, ampandalovina eo amin'ny tratra, tsy maninona mihitsy koa raha ampandalovina eo amin'ny kibo, avy eo atsofoka amin'ny ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 19:02
kala
(
12/01/2006 11:54)
Afera Bush & Chirac
Tao @ trano fisakafoanana tany Parisy i Jacques Chirac nikaly maraina (vavolombelona zà:-D:-D) : kaoatry, kroisan, besandry, dobera ary kaonfitira no kaliny. Miam:°)
Niala any @'izay G. Bush nitsak...
tohiny
novalian'i Veloo ny 29/01/2006 23:06
kala
(
12/01/2006 07:07)
Ianao ve hanandrana?
Ianao ve tia mifampikasoka amin'olona ny vatanao?
Ianao ve tia an'ile fofonaina kely manaitaitra eo ampototsofinao na eo @ hatokao iny?
Ianao ve te-hanandrana position hafa kely : miditra avy an...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/01/2006 20:14
kala
(
12/01/2006 06:50)
Firy taona enao?
Nanontany an'i Bebe ity zafikeliny iray :
- Bebe â! Firy taona kay i Bebe ê?
- Tena tsy fantatro intsony fa efa souara bebenao ka verivery memouara 8O.
- Bebe kou masosotra. Za kou ange tsy mahal...
tohiny
novalian'i kala ny 15/02/2006 06:25
kala
(
12/01/2006 06:35)
Fa nanin anareo i G Bush ê!
Nalain'ol ankeriny teny @ autoroute i G. Bush nandritry ny le ora fisesehan'ny fifamoivoizana iny (ambohitaiazy).
Niala any le tary anakiray nikapokapoka le fitaratra.Nidina ny mpamily.
"fahoana r...
tohiny
novalian'i Veloo ny 17/01/2006 20:22
kala
(
11/01/2006 13:45)
Aza mba manao toy ity
:oops:Vehivavy ihany ve ny tena de andrasana ho maloto daholo ny slip (string) vao sasana.Hany ka mahatratra 25 rehefa mihahy:evil:Na dia sahirana be aza rireto aza avela hiotrika ireny zava-tsarobidy...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2006 20:57
