Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kala, milahatra araka ny daty
kala ( 15/03/2006 14:32)
belge tany @ dezera
Nitsangatsangana tany @ dezera reto belga roalahy. Ny iray mitondra varavarana fiarakodia iray. Nanontany ilay belga iray : - fa manin leitsy iny no entina aty iny varavarana vam iny â:?: ma... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 19:44
kala ( 15/03/2006 14:15)
gadra nitsoaka
Tao amin'ny fonja iray no niseho ny tantara : gadra malagasy sy belge no tao... Nikaon-doha ny fomba hiporitsahana fa henjana be le we gadra. Gasy : izao an! mahita tetika zà ny @ hitsoahantsika a... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 20:57
kala ( 15/03/2006 14:03)
Resa-belge
Mpanao baolina kitra belge 22 ndray no tao anaty voromby fa handeha hanao match any Afrika atsimo. Vao nandeha tokony ho 20 mn, gaga ilay kômandà de bord fa mihetsiketsika be ny fiaramanidina. ... tohiny
novalian'i Veloo ny 17/03/2006 04:30
kala ( 15/03/2006 13:52)
pb na piloty
Efa samy tao anaty fiaramanidina daholo ny mpandeha, ny piloty sy ny ekipany.. Efa eny @'ny toerana voatokana hanaovana décollage ny fiaramanidina ary efa hiainga afaka fotoana fohy Tampoka teo... tohiny
novalian'i kala ny 28/03/2006 05:36
kala ( 15/03/2006 13:37)
aza .... @ zvt tsy hay hoa
Jôba kely iray miresaka an-taroby any @ foiben'ny fifandraisan-davitra Jôba : manao ahoana tompoko! tena manana pb zà momba ny portable-ko Teknisiana : manahoana enao de inona no pb nao? ... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:13
kala ( 14/03/2006 17:14)
de in no hevitra farany
tany anaty fiaramanidina ndray ity ê! "Tompokolahy sy tompokovavy, ny kômandà S no miteny aminareo.Amin'ny anaran'ny ekipa rehetra no iarahabako anareo rehetra tonga soa ato amin'ity fiaramanidi... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:27
kala ( 14/03/2006 17:01)
ity lainga ity ê!
Efa hita ve aloha ê! tsy olana fa averina indray. Indray alahady Mompera niteny tao @ leglizy : @ alahady heriny anio dia hanao lahateny momba ny lainga isika. fa alohan'izany dia mangataka anare... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:21
kala ( 14/03/2006 16:54)
fanasana
Tao amin'ny tranon'ny Pasitera no niseho ny tantara. izany hoe ry Pasitera mihitsy no nanasa olona betsaka hisakafo atoandro indray alahady. tsy afaka nilalao i Bary (azafady raha misy ps na anaran... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:21
kala ( 13/03/2006 17:41)
hafa kely
Niresaka reto mpinamana roalahy (mbola tao amin'ny bar ihany fa tsy mbola nody - efa hody) - =(( tena tsy milay mihitsy leitsy ny fiainako zay tato hoa ato :evil: - f'ahoana leitia nefamba mpinama... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:35
kala ( 13/03/2006 17:20)
ratsy..... ka malai-mody
Asa raha efa teto ity fa arosoko ihany . Tao amin'ny bar ity kôfa iray. Mikômandy labiera. de misotro.Mijery ao am-paosiny.:-w Mikômandy ndray. Migoka. Mijery ao am-paosy.:-w Mikômandy ndr... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:36
kala ( 13/03/2006 17:03)
nikônfesy sa naka soupapa
Nandeha nikônfesy ity zatovolahy iray. - tena nanota zà mompera:-w - nanota tamin'iza anaka? - tsy azoko tenenina anao fa tena fahotana mahafaty:evil: - afaka manampy anao aho ry zanako. nanota ... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:37
kala ( 13/03/2006 15:26)
pilôty kely aina
Nandritry ny dia iray mampitohy kôntinanta roa no niseho ny tantara. Mpandeha iray mipetraka eo akaikin'irony varavarankelin'ny fiaramanidina irony no nikiakiaka mafy nahita fa misy mirehitra ny f... tohiny
novalian'i kala ny 22/03/2006 06:08
kala ( 13/03/2006 14:32)
hakingan-tsainan'ny masera
Lehiben'ny masera : Hono hoa ry maserakely, raha tratran'ny lehilahy iray :evil: mikasa hanolana anao eny an-dalana ianao dia inona no hataonao? maserakely : ntsss! tsotra fotsiny, esoriko ny akanj... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:38
kala ( 13/03/2006 14:25)
PMU
Tafaraka reto mpiakama roalahy Matikambo sy Bezesta tao amin'irony trano fisotroana irony: Matikambo : Zà leitia mba te-hanao PMU nefa tsisy fantatro ny momba ny soavaly 8O Bezesta : shhhhh! tsy ol... tohiny
novalian'i kala ny 22/03/2006 06:04
kala ( 13/03/2006 14:02)
aniversera
Hoy ity vehivavy iray tamin'ny vadiny : - Chéri a, efa mba nieritreritra ny momba ny aniverseran'ny mariazintsika?:* - Edrey, ianao ve ahoana ê! Hoentiko any amin'ny toerana mbola tsy nalehanao ia... tohiny
novalian'i kala ny 21/03/2006 06:44
kala ( 07/03/2006 14:33)
arahabaina tratry ny 8 marsa : atokana hoan'ny lehilahy
Arahabaina ry vehivavy tratry ny 8 marsa fa in tokoa moa no mahasamihafa ny zazavavy / vehivavy : 8, 18, 28, 38, 48, 58,, 68, ary 78 taona? 8 taona : Ampatoriana dia tantaraina angano kely ... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:51
kala ( 03/03/2006 15:36)
be fika
Nanao vizity medikaly ity pilôty Airbus efa tsy de mahita tsara ny masony.:roll: Fetsy leiry :ianarany dieny mialoha ny famakian-teny. Gaga radoko hany ka nampifamadihany ny litera rehetra.:idea: T... tohiny
novalian'i Veloo ny 08/03/2006 16:48
kala ( 03/03/2006 14:20)
dadanay no tena milay
Asa na efa nandeha teto ity na tsia fa ataoko ihany aloha ê!:D Tany am-pianarana, tafaraka reto zazalahy telo nandritry ny fakan-drivotra. A : dadanany leitsy no tena lehilahy rapida eto amboni... tohiny
novalian'i Veloo ny 08/03/2006 16:49
kala ( 03/03/2006 14:08)
ity misy sopapa
Tsy ankamantatra fa toro-hevitra : Raha mandeha fiara mafy ve ianao ka mandona mpisolo vava iray (avocat) de inona no ataonao?? :idea: miverena hianao ary itsaho indray mandeha ho maty tsara sao..... tohiny
novalian'i Veloo ny 08/03/2006 16:50
kala ( 02/03/2006 11:10)
mila fanampiana we
Tao anatin'ny tokantrano: sahiran-tsaina @ fianaran-janany ity raim-pianankaviana iray. Rainy : sao dia ampiako ary ianao anaka amin'ny fanaovana ny devoara - nao? Zanany : an!an!an! misaotra ry... tohiny
novalian'i Veloo ny 07/03/2006 18:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0258