Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou
(
26/03/2009 22:32)
hikombaka amin'ny maizina izany isika!!!
hita tao amin'ny top mada
""16:15 - Le ministre de la défense sud africain a déclaré que la “troïka” en charge de la sécurité, de la politique et de la défense de la SADC ferait une propos...
tohiny
novalian'i dofinois ny 26/03/2009 23:34
bazylou
(
26/03/2009 00:32)
fiompiana dj sy mpitery ronono
izao no mandeha !!! dia asiana jamba miandry azy!!! :^) :^) ...
tohiny
bazylou
(
26/03/2009 00:27)
les cavaliers de l'apocalypse
na le 3 royaumes izao no favori amin'ity volana ity!!
Iza no gasy sahy handray defi hoatr'ireny e?? na dia hoe ampiana sy sponsorizena aza?? iza?? :?: :?: ...
tohiny
bazylou
(
26/03/2009 00:17)
TSY NISY IZANY COUP D'ETAT IZANY!!!!!!!!!!!!!!!
Tsy nisy io na ny 1 aza satria ho an'ireo mahita s y mana maso ary misaina dia fitondrana nomena miaramila aary ny miaramila no nanome azy an'i tgv!!!! izay no niseho teto...fa tsy hoe coup d'etat!!!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/03/2009 22:37
bazylou
(
25/03/2009 01:55)
mizara telo izany isika izao
ny andaniny manohana an'ilay le8 nitetika sy be fitetika ny hipetraka eo amndrakizay ary nifona tongotra aman-tanana ny loza sy heloka vitany.
Izy manokana aza any ivelany any amin'ny maizina no mit...
tohiny
novalian'i pitchou ny 26/03/2009 03:05
bazylou
(
23/03/2009 00:36)
ianareo ve mihevitra fa
raha tsy nanao ireny hetsika ireny i tgv dia hisy hiaino sy hanaiky azy eo??
raha toa ary ka nijanona fotsiny hoe hanao grevy dia izay no atao sy ho tohizana hatrany , dia hino ve ianareo fa ho tafit...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 23/03/2009 22:47
bazylou
(
21/03/2009 23:33)
mahamasina anio asabotsy e!!
ireto ny sary!!
www.madagate.com
:-D :-D :{ :* ...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/03/2009 08:47
bazylou
(
21/03/2009 22:55)
vive tgv!!!
za gasy mipetraka aty andafy
Be dia be isika no nanana parcours toa an'i TGV: mba ahafahana mianatra dia manao "job etudiant" ny azy moa zany DJ , sady asa hainy no nampalaza azy !! et ambitieux le ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 22/03/2009 05:55
bazylou
(
21/03/2009 11:06)
zany hony e!!
Madagascar: Rajoelina prête serment et devient président de transition
il y a 29 min
Imprimer Andry Rajoelina a prêté serment samedi matin en tant que président de transition à Madagascar, ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 21/03/2009 16:27
bazylou
(
21/03/2009 09:47)
Mahamasina
feno be eny mahamasina, efa nahavita serment i tgv, ny hcc efa nahavita ny kabariny!!!! mitohy ny lanonana.
ny eny analakely manao ny greviny, ny tim tsy nahovoka akory teny amin'ny ccac.
a suivre....
tohiny
novalian'i xxx ny 21/03/2009 11:17
bazylou
(
20/03/2009 23:03)
tsy bleme io baina !!
na iza manakora , naiza mampifendro fa niala ny lohann'y ekipany , na iza firenena sy maizina mamendrofendro eo dia tsotra ihany , efa niala i le8!!!!
Ary tsy misy ilana ireny intsony satria vita hat...
tohiny
novalian'i news2dago ny 21/03/2009 08:56
bazylou
(
19/03/2009 20:42)
ny tgv mandeha foana e!!
ny alika no mivovo eo!! na maizina , na usa , na norvezianina, tsy probleme izany fa lasa foana io , e, tsy aky andry marary sy izao ra8isat lany bala rehetra izao!!!
GO LETSY RATGV!!!!!!!!! :lol: ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 20/03/2009 22:58
bazylou
(
19/03/2009 12:22)
milay hoaho
ity ny anay e!!
http://www.bubbleshare.com/album/276942/overview
:lol: :lol: ...
tohiny
bazylou
(
19/03/2009 01:32)
efa nivadika ny pejy
ry zareo ary efa resy le8!!!! ho anareo izay tsy maty voalavo ankibo, andana mirifatra mankany amin'ny le8 rehefa tsy faly e!!
Azonay e , tsy avelanay ,,,,, :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
bazylou
(
18/03/2009 13:22)
amidin'ny lery hoe ny air force one
dia ny 10% no anaovana hopitaly. tsy kely loatra ve le 10% sa ahoana ???
de le 24 mois koa izany hafohezina fa sorena daholo ny pokona sy ny ekipan'ny lery! :lol: ...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 14:51
bazylou
(
17/03/2009 21:19)
afaka 24 mois hoe!!!
Rajoelina se dit "président" de transition, une élection "d'ici 24 mois"
il y a 19 min
Imprimer Le chef de l'opposition malgache Andry Rajoelina s'estime "président" de transition avant une é...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 18/03/2009 09:28
bazylou
(
17/03/2009 20:49)
resy le8 e
resy ho aho nitsoka fotsiny sisa no nataony!!!!!!!...
tohiny
bazylou
(
17/03/2009 20:47)
lasa nilefa any
corée du sud lery hoy i Yves CALVI tao amin'ny TV5, tao amin'ilay emission cdans l'air, ny themen'ny emission tamin'io dia ny hoe " le retour des despotes ".
Voaporofo mazava amin'io izany fa efa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 21:37
bazylou
(
17/03/2009 12:59)
demission confirmé!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Le président malgache remet le pouvoir à l'armée
il y a 39 min
Imprimer Le président malgache Marc Ravalomanana a décidé de remettre le pouvoir à l'armée, annonce l'un de ses conseillers....
tohiny
novalian'i aloalo ny 17/03/2009 14:30
bazylou
(
17/03/2009 12:19)
nidemissionne i le8
hoy TF1, !!!!!!!!!!!!!! OUINnnnnn; ZE TSY FALY DI ANDANA MANKANY AMIN'NY TF1 !!!! :-D :-D ...
tohiny
novalian'i vale ny 17/03/2009 14:24
