vive tgv!!!

1. bazylou ( 21/03/2009 22:55)
za gasy mipetraka aty andafy
Be dia be isika no nanana parcours toa an'i TGV: mba ahafahana mianatra dia manao "job etudiant" ny azy moa zany DJ , sady asa hainy no nampalaza azy !! et ambitieux le gars en +++
Misy manao femme de menage, mitaiza antitra, pompiste, mandroaka tain'alika ao Paris, Eboueur , DJ
Ahafana mandoa ny sarampianarana daholo izany
Ny ao amin'ny Iscam angamba dia tsy atoro antsika fa mandoa ecolage lafo be vao mba afaka mankao
Asa ambany noho ny asa nataonareo taty andafy angah ty DJ?
Ary isika rehetra manana DESS DEA DOCTORAT ireo, tsy sahy milaza2 any dago hoe mpamafa lalana ange ry Mama ny asako any andafy any fa raha tsy izany aho tsy velona ?

Ny anay izao docteur diplomé ny DJ anay @ fety gasy @ automne , tsy mahamenatra anay

Tohananay i Andry satria olona mahalala tsara izany hoe Galère izany , vao nahazo diplome
Mahalala ny tokony ataony , be herimpo sy be fikirizana , tsy manaiky ijanona ho badolahy toa ny sasany , fa raha tsy nisy ny talenta naha DJ dia tsy ho toy izao

Mahavità be lesy Bandy kely a
répondu par dadabe le 22/03/2009 05:55
2. tovolahy007 ( 21/03/2009 22:59)
Aiza aza i bazilo zany fa toa tsy manaja ny prezidany akory. Mba ataovy hoe Mse le Prezida hoe fa aza atao TGV zany tsony fa menatra lery. hahahaha.
3. xxx ( 21/03/2009 23:14)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. dadabe ( 22/03/2009 05:55)
=D> =D> marina io satria zah zao aty chine manao doctorat fa raha ny kandra madinika ataoko eto humm aleo tsy kozina famahamenatra kle.. :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2951