Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Miharena, milahatra araka ny daty
Miharena
(
24/05/2011 15:07)
Inona no azo raisina ho TENY FOTOTRA ao anaty Baiboly?
Ny tiana resahana amin'y loha-hevitra dia misy ireo Teny Fototra ao anaty Baiboly ary misy ireo tantara niainan'ny olona voalaza ao. Ataontsika hoe tantara an'arivo taona vitsivitsy no hita ao.
Ny les...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 15/06/2011 07:36
Miharena
(
27/04/2011 14:49)
Rainay izay any an-danitra QUMRAN
Te hampamaofy ity fanehoana nataon'ny mpandinika ny soratra isan-karazany ity aho, izay nahitana ny ankamaroan'ny boky ao anaty Baiboly, dia ny tao QUMRAN izany. Ny mpanadihady dia nilaza fa ny vavaka...
tohiny
novalian'i Miharena ny 28/04/2011 12:26
Miharena
(
13/04/2011 15:45)
Ny fahitan'i Jaona momba ny Apokalypsy
Miarahaba ny rehetra mpandinika sy mpandalina rehetra indray amin'ny Anaran'ny Tompo.
Tiana havoitra kely ity lohahevitra ity mba hamantarana izay dingana vitan'ny tsirairay na antoko samihafa momba ...
tohiny
novalian'i rekinbelo ny 27/04/2011 07:52
Miharena
(
08/04/2011 08:00)
Ny mahasamihafa an'Andriamanitra sy Lucifer
Manokatra kely ity loha-hevitra ity indray aloha aho fa mahita fa adino ny mahasamihafa an'Andriamanitra sy Lucifer.
Andriamanitra dia tsy manavaka fa Lucifer dia manavaka. Nahoana hoy ianao? Ny anat...
tohiny
novalian'i Miharena ny 12/05/2011 05:58
Miharena
(
08/04/2011 07:58)
Ny mahasamihafa an'Andriamanitra sy Lucifer
Manokatra kely ity loha-hevitra ity indray aloha aho fa mahita fa adino ny mahasamihafa an'Andriamanitra sy Lucifer.
Andriamanitra dia tsy manavaka fa Lucifer dia manavaka. Nahoana hoy ianao? Ny anat...
tohiny
Miharena
(
07/04/2011 05:08)
TSOTRA ANDRIAMANITRA
Miarahaba ny rehetra. Ity misy resaka kely iray mametraka fa tsotra be Andriamanitra rehefa miteny (jereo ny lien).
[url=http://]http://terrenouvelle.ca/Messages/2011/04/06/l%e2%80%99invitation-de-d...
tohiny
novalian'i Miharena ny 07/04/2011 16:48
Miharena
(
23/03/2011 19:59)
IREO FAHAMARINANA tsy mety raisin'ny Kristiana fa hiadiany hevitra mandrakariva
Nosokafako kely ity loha-hevitra ity noho ny fifanipahan-kevitra maro miseho eo amin'ny fandraisana ny momba ny fahariana, famonjena, fahaverezana.
Inona marina no tena voarain'ny mino ary inona mari...
tohiny
novalian'i Miharena ny 04/04/2011 15:05
Miharena
(
17/12/2010 14:39)
Ny fahalalà na tsotra hiainana mahitsy
Efa maro ireo fanadihadiana sy fandalinam-pinoana nataon'ny olombelona. Niteraka antokom-pisainana maro samihafa izany. Misy ireo izay mifikitra amin'izany antokom-pisainana izany ary mety maro no vao...
tohiny
Miharena
(
19/11/2010 07:01)
Azo heverina ve ny fanariana amin'izay izay mampiefitrefitra?
Raha mijery sy mandinika ny fototry ny finoana sy ny fikarohana rehetra momba izany dia fampiraisana sy fampivondronana ny olombelona hanana fomba fijery iray no antony. Ny zava-misy anefa dia voazara...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 04:01
Miharena
(
09/09/2010 13:55)
Inona no tokony hatao ao an-tsaina tsy hiadiana ara-pinoana?
Mipetraka ny fanontaniana eto amin'ity loha-hevitra ity satria ny finoana dia hita tokoa fa misy fomba fijery samy manana ny azy. Ny fianakaviana aza dia voasaraka rehefa samy manana ny fisokom-pinoan...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/09/2010 20:56
Miharena
(
16/08/2010 08:14)
Azo heverina ve ny firaisan'ny finoana?
Raha mijery ny adihevitra rehetra izay atosaka eto amin'ny fivavahana sy finoana dia mahita fa misy hevitra maro izay tian'ny tsirairay mba hazava aminy.
Marina fa mirongatra avokoa ireo karazana tar...
tohiny
novalian'i Miharena ny 24/08/2010 10:33
Miharena
(
02/08/2010 07:23)
Fahotana sa fahadisoana?
Miarahaba ny namana rehetra.
Raisina eto ity loha-hevitra momba ny fahotana ity satria mifamahofaho ihany ny hevitry ny olona momba azy sy ny fiadiana aminy.
Misy famaritana iray ity izay azontsika ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 13/08/2010 13:53
Miharena
(
30/07/2010 07:53)
Mahafinaritra ity ady hevitra averina kely eto ity hoe misy ve Andriamanitra?
sendra tsipalotra fa nisy adihevitra mikasika ny fisian'Andriamanitra tany amin'ny taona 2003 nataon'i fijo dia notohizan'i sosonaka tamin'ny valinteny teto ambany. Manontany tena aho hoe efa niova fi...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2010 19:44
Miharena
(
29/07/2010 13:50)
Tantaran'i Babela no diavintsika izao
1 Ny nanaovan'ny olona ilay tilikambo tao Babela, sy ny nanorokoroan'Andriamanitra ny fitenin'ny olona. Ary ny tany rehetra dia iray fanononana sy iray fiteny.
2 Ary raha nifindrafindra niantsinanana...
tohiny
novalian'i vonynive ny 30/09/2010 08:22
Miharena
(
14/07/2010 06:41)
Ny hevitra ara-panahy amin'ny fanoharana voalaza ao amin'ny Baiboly
Antony nanokafana ity loha-hevitra ity dia ny mba hijerena ireo karazana tantara, fanoharana izay mifono hevi-dalina ao amin'ny Tenin'Andriamanitra voalaza ao anatin'ny Baiboly.
Ny tanjona dia ny aha...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2010 19:57
Miharena
(
05/07/2010 14:58)
Tokony mbola ho antso ivelany sa anaty no hananan'ny Mpino ankehitriny?
Te-hanokatra kely ity loha-hevitra ity aho satria maro ireo hira sy vavaka miantso ny fidinan'ny Fanahy Masina.
Mampametra-panontaniana izany satria moa ve ivelantsika tokoa ny Fanahy Masina? Rahovia...
tohiny
novalian'i Miharena ny 05/08/2010 07:05
