Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsiafoi1, milahatra araka ny daty
tsiafoi1
(
20/06/2007 10:39)
"Il n'y a aucune rose sans épines"
Oharina amin'ny voninkazo rose ny vehivavy, TSARA raha atao indray mijery, fa samy manana ny lokony, arakaraka ny goût an'ilay mpitazana ny valeur ny ts11.
Fa ny iraisan'ny vehivavy rehetra, dia man...
tohiny
novalian'i imeva ny 28/06/2007 16:00
tsiafoi1
(
31/05/2007 16:14)
FANOMEZAM-PAHASOAVANA VE NY FIANARANA TONTOSA TSARA?
Azo raisina ho fanomezam-pahasoavana ve ny fianarana zvt iray ka tontosa soamatsara izany : ohatra hoe Fitsaboana, Fianarana langue, Fianarana manamboatra zvt simba,... ka hanasoavana ny tena sy ny mp...
tohiny
novalian'i prime ny 15/06/2007 11:12
tsiafoi1
(
24/05/2007 12:31)
Ahoana no hamantarana ny SANDOKA sy ny TENA IZY?
Toy ny vola sandoka ihany [b]zavatra kely monja no tsy mampitovy azy amin'ny vola tena izy[/b].
Raha amin'ny lafiny finoana, Inona no mety kokoa [b]mamantatra ny mariky ny Tena izy ve za mamantatra...
tohiny
novalian'i prime ny 06/06/2007 10:49
tsiafoi1
(
24/05/2007 11:57)
Iza no tsara cadeau atolotra ve sa braderie?
Nisy toriteny izay nanao hoe : "y vadin'i Adama hono cadeau natolotr'Andriamanitra azy de naharitra sy tsara ny fanambadiana, fa ny amin'izao fotoana tadiavina eny ho eny ohatran'ny entana eny amin'ny...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 20/06/2007 10:24
tsiafoi1
(
16/04/2007 13:32)
FANTARO IZAY INOANAO
Manoloana izao karam-pivavahana maro samihafa misy @'izao fotoana izao, idd fa amin'ny lafiny christianisme, dia ataoko fa FAHENDRENA LALINA ny manadihady mba "tsy ihinana amam-bolany" ka ny farany va...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 21/05/2007 18:30
tsiafoi1
(
03/04/2007 10:57)
MITADY DONS (Baiboly sy boky mahakasika ny fivavahana)
Nandritra ny volana telo teo ho eo, dia nampianatra Soratra Masina an-taratasy maimaim-poana ny tenako, olona eo amin'ny 41 eo no manaraka izany tsy tapaka, ary efa ho tonga eo amin'ny tanjon'ny famar...
tohiny
novalian'i andry44 ny 07/06/2007 10:38
tsiafoi1
(
01/04/2007 15:10)
Tonga eto Dago Nirina dia mba te hiaona amintsika rehetra
Tonga eto Dago ry reto i Niryna USA a! Dia mba te hiaona amintsika rehetra namana eto Dago izay maniry izany. Efa nihaona sy niara-nisakafo izahay tamin'ny zoma teo dia mihevitra ny hanomana fiahonana...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/05/2007 20:54
tsiafoi1
(
18/03/2007 10:56)
Jehovah iray ihany! Nahoana no misy karazam-pivavahana?
Efa nosainintsika ve, Nahoana no misy karazam-pivavahana, indrindra ho an'ny kristianisme, nefa Andriamanitra iray ihany ?...
tohiny
novalian'i lapino ny 23/03/2007 17:11
tsiafoi1
(
26/02/2007 06:15)
Mtady tononkiran'i Bodo "tsy maninona raha toa ka faniriana
Mitady mafy tononkiran'i Bodo misy ilay hoe :"Tsy maninona raha toa ka fanirian'iray tsy to, tsy isika no mandahatra mialoha..."
Tsy haiko ny lohateny fa hira efa tranainy be izy io fa tena tiako be...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/03/2007 11:23
