Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i feticon, milahatra araka ny daty
feticon ( 10/11/2009 03:43)
fandresena miezinezina
ho avy ny fitsidihana regional ataon'i co president fetison sy ny ekipany,eto no ahafanatrana hoe iza marina no tena tian'ny vahoaka,amin'ireo deplacement ataony izay midika ho propagandy ny ravaloman... tohiny
novalian'i feticon ny 10/11/2009 17:00
feticon ( 07/11/2009 06:45)
faly be za fa nahazo nahita hipetrahana
faly be za fa nahazo trano ao ambohitsorohitra manao co loc miaraka an'i Andry rajoelina sy Rakotovahiny,za aloha mmanao co loc fotsiny fa ry zalahy no tena tompontrano sy tompony teny farany e... tohiny
novalian'i terrywui ny 07/11/2009 11:23
feticon ( 05/11/2009 17:40)
tsy menatra intsony ny frantsay.jereo ny fil d'infos
17h25 - Les dessous de la Françafrique au grand jour : Beatrice Lederl essaye savamment de convaincre Jeremy Lester envoyé spécial de l'UE. Elle effectue un travail d'acharnement pour influencer... tohiny
novalian'i pimaso ny 06/11/2009 17:09
feticon ( 03/11/2009 16:49)
tsy hanaiky ny vahoaka raha mbola i tgv no eo
indrisy mati2 foana ireo nitolona t@ 1947 ,dia mbola misy miniha mipiky foana hitondra ny firenena any ankady tsy tahotra tsy henatra intsony la france mamerina an'ireo padesm sy ireo andevon'i la fr... tohiny
novalian'i feticon ny 03/11/2009 18:02
feticon ( 29/10/2009 21:34)
non comment
http://www.youtube.com/watch?v=Th5RQRgo6cQ&feature=player_embedded... tohiny
novalian'i fijo ny 30/10/2009 20:42
feticon ( 27/10/2009 21:04)
non comment
http://www.dailymotion.com/video/x9e3ef_robert-bourgi-raconte-les-pratiques_news... tohiny
feticon ( 22/10/2009 22:03)
manoltra an'i ndefo ho PM de consensus
izaho mouvance ravalomanana dia manolotra an'i monja roindefo PM de consensus mpanao sonia fitison future ministre de population... tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2009 19:28
feticon ( 19/10/2009 18:04)
nonodina zaza tsy ampy taona i gilbert raharijatovo
minisitry hat ,ilay mpilaza vaovao tao @ radio RNM ,taloha ary efa deputes tim taloha saingy efa nivadika nanodina zaza tsy ampy taona ary dia ny raimandreniny le zaza mihitsy no nahatratra azy teo h... tohiny
novalian'i terrywui ny 20/10/2009 10:10
feticon ( 18/10/2009 09:25)
aoka izay ry zalahy ity fangalarana ps ity fa tohizo ny sera
aoka izay ry zalahy fa ataovy serieux amin'izay le resaka politika an ... tohiny
novalian'i Bazzylou ny 19/10/2009 19:14
feticon ( 12/10/2009 20:40)
manolotra an'i pere pedro hitondra ny transition
very hevitra mihitsy aho ity,ny vahoakany magro tsy manaiky an'i president andry rajoelina,voatery za hinogocié antsokosoko hanolotra an'i pere pedro ho president neutre k'asa soa mba mety ihany lahy... tohiny
novalian'i Papoose ny 14/10/2009 15:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086