non comment

1. feticon ( 29/10/2009 21:34)
http://www.youtube.com/watch?v=Th5RQRgo6cQ&feature=player_embedded
novalian'i fijo ny 30/10/2009 20:42
2. xxx ( 29/10/2009 21:46)
omeo an'i tgv ny transition saingy i ravalo mahazo mody toute de suite ary mahazo poste clé ao anatin'ny transition io dia mangina izy
3. pikatti ( 29/10/2009 21:48)
Neken'ny 4mouvances daholo ny prez sy ny pm hoy Joyandet,
La Frantsa hoy ihany lery nanampy betsaka @ io fifanarahana io
ha ha ha, maty aho Gasikarako,tetika solika ndray ry zalahy ireo mantsy
Tao Niger de tsisy niteny na dia iray na i Kouchner na Joyandet @ lay mpangalam-panjakana tany satria ny Sté AREVA (an'i frantsay io )mindradraka uranium sns ao @ io firenena io,fikan'antitra io e :-D :-D
4. ifiona ( 29/10/2009 21:54)
tena efa mazava be anie ilay video e, lé frantsay efa manohana 100% an-dRajoelina hatr@ volou, aiza ve ka dokafana mihitsy t@ fanekena ny hanovana praiministra e, hanaovana négociations, d hoe "le président Rajoelina, très courageusement..." d zay momban'i Ravalo alou d'efa atao ennemi public N°1 mihitsy, en gros i Rajoelina dokafana dia i Ravalomanana haratsiana " qui a du prendre la fuite sur la pression de la population malgache compte tenu des exactions qu'il avait commises"...l'ex président cherche par tous les moyens à empecher la signature de cet accord..."


dain leaza!!!! zay vo tena beeuurk.

D'efa mazava be ilay tetika tian-dry zareo atao: que compte faire la France pour [b] précipiter [/] la signature de cet accord.


pfffff


:cry: :cry: :cry:
5. ifiona ( 29/10/2009 21:55)
tena efa mazava be anie ilay video e, lé frantsay efa manohana 100% an-dRajoelina hatr@ volou, aiza ve ka dokafana mihitsy t@ fanekena ny hanovana praiministra e, hanaovana négociations, d hoe "le président Rajoelina, très courageusement..." d zay momban'i Ravalo alou d'efa atao ennemi public N°1 mihitsy, en gros i Rajoelina dokafana dia i Ravalomanana haratsiana " qui a du prendre la fuite sur la pression de la population malgache compte tenu des exactions qu'il avait commises"...l'ex président cherche par tous les moyens à empecher la signature de cet accord..."


dain leaza!!!! zay vo tena beeuurk.

D'efa mazava be ilay tetika tian-dry zareo atao: que compte faire la France pour précipiter la signature de cet accord.


pfffff


:cry: :cry: :cry:
6. pikatti ( 29/10/2009 22:01)
Dia tena tsy menatra mihintsy le Joyandet mamahan-dalitra ny namany Frantsay ,milaza hoe mba tsy hampitombo ny krizy de tohizana ny fanampiana ha ha ha, ny rehetra anefa mbola miandry daholo ,frantsay hoa aza hitokisana ry zalahy fa hifoterany foana enao e
7. feticon ( 29/10/2009 22:05)
i france ve no hanampy hon hon hon ,hitsetritra oui
tena mbola mora hambakaina isika gasy e,tsy asiany zavaha valeur mihitsy
8. fijo ( 29/10/2009 22:20)
efa mazava hatry ny voalohany fa i frantsa no tao ambadika tao.ny gasy koa mora adalain'ny vazaha de izao no izy
9. AndriambyII ( 30/10/2009 08:57)
Raha alefa lalina kokoa ny raisonnement politika dia hita fa ireo goaika'antitra no mametraka ny ultimatum -ny @ i frantsa ( Ratsiraka , Ra 8 , Zafy Albert) , momba ny influences directrices mampirindra ny fiainam-pirenena . Samy mitady ny support de penssion-ny daholo ry zalahy fa inona moa ! raha i frantsa ireny no tsaraina ho diso @ izao toe-javatra izao dia ataoko fa jugement partial (éthiquement parlant) no ho vokany officiellement .Ny tsapa sy hita aloha dia samy miaro ny interets- ny ireo entreprises extra-nationales misy ao Mada ireo , na ny arabo izany , na ny sinoa , na ny amerikana ,na ny afrikana , ...
10. kidoropamba ( 30/10/2009 09:16)
dray dray dray dray!!!!!!Gaga isika raha misy kirizy foana 50 taona aty aorian'ny fahaleovantena ary dia mbola i lafirantsa ihany no hany zavatra hitanareo...

Hors sujet foana ange nareo izany e. Raha fanadinana io ataonareo io dia ho "aotra faingo" foana ny naoty ho azonareo.

Ny olana hoa dia ao "aminareo ao ihany". Ny vahiny izany dia manararaotra ny "handontoanareo".
Ny firenena rehetra eran-tany dia misy adin'ny intérét n'ireo firenena hafa na mantanjaka daholo. Nareo angaha mihevitra fa tsy misy "guerre d'intérét n'ny USA, Russie, Chine...ao Frantsa ao? F'angaha tsy misy intérét an'i Rosia ao Iran? F'angaha tsy misy intérét an'i Iran ao Europa sy ny sisa...Ka vao mainka ao amin'ny tany mahantra sahala amin'ity gasikara ity izay misakafo maraina sy hariva ary antoandro ao antanan'ny vahiny?

Fa ilay "fahadisoan'ny analizinareo" no mamokatra "vahaolana diso". Ka miteraka "loza" foana.

Ohatra t@ ity le8 ity: Ahoana no hilazana fa lafrantsa no nahatonga ny gasy tezitra ka nandroaka andra8 KANEFA 60 miliona dolara novidian-dra8 raopilanina ka na ny hopitaly aza tsy mikarakara marary tsy manambola? Ahoana no ho faly ny vahoaka malagasy raha toa ka gadragadraina amin'ny tsy antony ny mpanao politika izay tsy mino fotsiny ihany? Ahoana no ho faly ny vahoaka malagasy raha toa ka vokisana "lainga" izy fa 7% ny croissance kanefa TSY MISAKAFO izy amin'ny maraina sy hariva? Ahoana no ho faly ny vahoaka raha toa ka NAMIDY amin'ny Coreana ny Tanindrazany kanefa 80% dia mpamboly dolidoly?

Sarotra ve ny MANAIKY an'izao lojika izao SA mba hanasitrànana an'ilay aretina amin'ireto fanatika ireto dia ALEO NY LAFRANTSA IHANY no tondroina molotra, @ izay mba ravoravo ny fo satria tsy hiantefan'ny fahatezeram-bahoaka ireo izay rangory fototr'izao lainga sy fahantrana izao?

Manome lesona politika stratezika ihany aho teto izay fa tena misy ati-doha tsentsina mihitsy ka lasa sahala amindra8 manao "tsianjery maimbo fotsiny" dia hoe: Frantsay, frantsay!!!!!

Reraka aho marina é.
11. ifiona ( 30/10/2009 09:28)
kidoropamba >> dia rehefa reraka dia mipetraha @ zay e! hevitrao io, dia aoka ianao mba hanaja ny hevitry ny sasany koa fa ts laozana manaratsy ny "dadanistes" lava izao, rehefa ts mety tenenina ny dadanistes dia avelao izy ho any fa tsy hionona eo ve ry zareo rehefa diso ny zavatra nitolomany e!

12. kidoropamba ( 30/10/2009 09:54)
Tsy maintsy hajaina ny hevitry ny hafa. Ekeko izany. Fa raha ohatra ka lazaina fa hoe "ndana maka rivotra" dia lasa indray izy maka "rivotra" amin'ny "satroka" dia entiny miverina fa hoa ity "ilay rivotra", dia hialana tsiny kosa fa sarotra ny hanaja an'izany hevitra izany satria mamitak'azy ianao amin'izany ary tsy mitady ny soa ho azy.

Ny fizirizirin'ny hevitra tahaka izany dia mamotika ny firenena. Isika rehetra no ao anatin'izany firenena izany. Tsy te ho potika miaraka amindry zareo aho. Ka noho izany, dia voatery aho hamerimberina eto io ny maha diso ny hevitra mitondra ny firenena any an-kady io. Raha diso ny hevitro, arosoy ny ady hevitra sy izay heverina fa marina.

Azo ekena fa tia an'i dadany ny tsirairay fa hoy ny ohabolana izay hoe: "Na dia tiana aza ny zaza fa raha manaikitra nono dia akifika". Azo atao amin'ny Ray amandreny koa izany: Na dia tiana aza ny dada fa raha hamarina any an-kady dia aleo akifika".

13. ifiona ( 30/10/2009 10:09)
za ndray mantsy tsy mampaninona ahy na tsy Ravalo ntsony no eo, fa kosa dia tena mety tokoa ary tena ho an'ny tombontsoan'ny firenena ve (à long terme) ny fitazomana an'i Andry Rajoelina eo @ fitondràna?

na ianao aza ry kidoropamba d'efa nilaza fa i Andry Rajoelina d'efa lou koa, dia avela hanapaka ho antsika ve ny communauté internationale?
14. stalingrad ( 30/10/2009 13:53)
VIVE GTT !!!!VIVE GTT !!!!
15. fijo ( 30/10/2009 20:42)
na ny vadiny aza efa leo ny fijanonan'i andry rajoelina eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0392