Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Samoana, milahatra araka ny daty
Samoana ( 06/12/2007 19:01)
RNS 2008: 22-23-24 Mars
Mbola any Vichy ihany:-D. Efa misy ekipan'i salmo andrasana mafy any:wink:... tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2007 21:33
Samoana ( 23/09/2007 11:03)
Lavo ny andrarezina
Resy finale 5-13 vao eo ny mpilalao kanetibe malagasy:cry: Championnat du monde io ary tany Thailande no natao Mbola i lafrantsa ihany no nandrombaka ny amboara... tohiny
novalian'i sarobidy ny 16/11/2007 14:12
Samoana ( 21/09/2007 13:32)
KANETIBE - Tompondaka eran-tany
Nanomboka omaly alakamisy ny championnat du monde ( CDM Pétanque ) izay atao any Thailande, sampana lehilahy. Marihina fa ny " TIR" sy ny "TRIPLETTES" no handraisantsika malagasy anjara @ izany. Toy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/09/2007 16:51
Samoana ( 05/09/2007 16:57)
Fahatsiarovana tany an-tsekoly
Tonga indray ity ny fidiran'ny mpianatra ka mba manimanina ny fahiny e ! EPP Ampasandratsarahoby ( Faravohitra )- Kilasy de 8ème: Nazoto ery manao devoir de maison mba ho adikan'ireo namana tsy ... tohiny
novalian'i mbaliana ny 11/09/2007 18:44
Samoana ( 06/08/2007 13:20)
Fizahan-tany: Mantasoa
Misy " maison d'hôtes" ve ao Mantasoa raha toa ka tsy te hiditra ôtely fa te hiara-monina mivantana @ tompon-tanàna ? Vahiny no mampanontany ahy izany ka misaotra mialoha ireo namana afaka mamaly... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/08/2007 19:34
Samoana ( 11/05/2007 16:48)
Zana-bola tsy misy !
Sahirana @ kajy lebado. Miezaka manampy mafy azy ny mpampianatra: - Raha atsofokao ao am-paosipataloha ankavia ny tananao dia misy roanjato ariary ao. Atsofokao ao @ paosy ankavanana de mahita telonj... tohiny
novalian'i Bita ny 31/05/2007 08:53
Samoana ( 04/05/2007 16:18)
Tsy sarkosy aho satria...
...tsy tiako hisy pancarte eo an-tokontanim-pianarana manao hoe: " Ry mainty loha ! Ataovy am-paosy ny karatrao rehefa manatitra sy maka mpianatra. Sonia: Ny milisy "... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2007 06:24
Samoana ( 02/04/2007 14:47)
Andro paska !
(Hatsikana nindramina tany ambadimbadika tany:wink:) Tany amin'ny fiangonana no niseho ny tantara . Malaza manasitrana aretina maro ty pasteur iray ka mba nanatona azy ireto mpivady - apetraho ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 09/04/2007 16:56
Samoana ( 25/02/2007 16:47)
Hidihidy !
Hatsikana mba nindramiko t@ serasera rahavavy iray ity e ! Mety mba mahaliana an'i niko mangidihidy lava. hihihi : Nisy mpivady efa ela be nivadiana dia tsy nety niteraka mintsy farany nanampan-kev... tohiny
novalian'i andry08 ny 03/03/2007 12:19
Samoana ( 01/02/2007 15:20)
RNS 2007- Vichy
7 sy 8 Avril. Mbola mazoto ny hiaona ve ireo namana am-polony nanatrika RNS t@ herintaona ô? Misy namana hafa ho tonga ve ô? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/04/2007 21:08
Samoana ( 01/01/2007 21:21)
Soa ny fiarahana- Nice
Dia misaotra indrindra t@ fandraisana tonga lafatra nataon'i ftma. Namana be fitiavana sy fahatsoram-po:-* Nahafinaritra ny fijerena tanàna, natsiro ny nahandro ary nahafa-po ny dinidinika sy ny ham... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/04/2007 07:29
Samoana ( 04/12/2006 13:31)
Premier tour-n'i Gasikara !
Miarahaba ny namana mpifamely ara-kevitra eto @ serasera indray aloha tratry ity fihaonan-dehibe 04 desambra nandrasana efa ela ity e :wink: !Arahaba tsy nisy naratra leiretsy a :lol:! Tsy mbola maha... tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:55
Samoana ( 20/11/2006 13:26)
Hiran-dry Prezidà isany !
Samy nanana ny hira fanevany ireo filoha maharitra nitantana an'i Gasikarantsika: - ny an'i Tsiranana P. dia ilay hoe "Pisodia zahay" - ny an'i Ratsiraka D. dia ny hira "Boky mena" (Tsy manana ho... tohiny
novalian'i Penhell ny 02/12/2006 21:37
Samoana ( 22/06/2006 13:41)
Lalao kanetibe
Mitady namana mpilalao "pétanque de compétition " 1 ny tenako raha sendra mahafantatra ianareo hiaraka hanao championnat de Madà aminay mianaka @ faran'ny volana jolay izao. Antson'ny fo ity fa ts... tohiny
novalian'i booboo ny 23/06/2006 09:44
Samoana ( 09/06/2006 11:58)
Aiza no mijery baolina?
Mitokana maka tsirony irery ao an-trano sa mitangorona miaraka @ tapaka sy namana?... tohiny
Samoana ( 23/05/2006 12:53)
Vady "blonde"
Mbola ilay blonde fantatr'i Ravakamalala ihany ity mitantara @ namany ity:lol: -Tratrako teo @ canapé niaraka t@ Charline anie akia i Mà t@ zoma e ! -Andrekaky ô! Vady tsy mataho-tody koa ny an... tohiny
novalian'i sasa ny 25/05/2006 03:36
Samoana ( 19/05/2006 12:01)
Jôbily mariazy
-25 taona rahampitso akia chéri ny mariazintsika ka andao mba vonoina le gisa a! -Fa maninona? F'angaha hadisoany?... tohiny
novalian'i dadabe ny 28/05/2006 13:55
Samoana ( 09/05/2006 12:21)
Hira gasy ho an'i Neny
-Manimanina an'i Neny aho izany ( Barijaona ) -Hafa ihany i Mama ( Bessa ) -Na volamena na safira ( Mamy Gotso ) Inona koa ny hafa fantatrareo?:wink:... tohiny
novalian'i Samoana ny 29/05/2006 11:45
Samoana ( 14/02/2006 15:05)
RNS 2006- 16, 17 Aprily- Vichy
Efa misy namana tapa-kevitra hande ve ?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/04/2006 03:23
Samoana ( 11/01/2006 09:21)
Fihaonam-pianakaviana ?
Tsikaritro miadana fa maromaro ihany ny havako namana ato:lol:.Tsy haiko koa ianareo raha toa ahy. Mbola velom-pisaorana an'i Hery nanorina ity tranobem-pihavanana ity e !=D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 04:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3467