Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fanhaiky, milahatra araka ny daty
Fanhaiky
(
13/02/2009 12:42)
Zakan-tsika ve ny Demokrasia...
Mba manontany aho hoe: tena firenena demokatika marina ve ity firenen-tsika ity ary inona no tena dikany marina fa toa mampihomehy indraindray fa toa milaza ny zao sy zao avokoa ary samy manana ny fom...
tohiny
novalian'i tarzand ny 13/02/2009 13:55
Fanhaiky
(
13/02/2009 06:08)
Rahoviana ?
Iza marina no tena tompon'ny fahamarinana eto amin'ity firenentsika ity ary iza koa no sahy hilaza fa tena hahavita azy.
Hatramin'ny nahatsiarovako saina ka hatramin'izao dia samy manana ny lazainy ...
tohiny
novalian'i Oay ny 13/02/2009 15:20
Fanhaiky
(
12/02/2009 06:33)
Aleo hitsikiana ihany... :-D
:-D efa samy tsy hisy fiafarany ihany ity krizy ara-poitika misy eto amin'ity Nosintsika ity dia aleo angamba mankahery tena amin'ny fihomehezana sisa no azo atao.
ka rehefa dinihina dia toa samy m...
tohiny
novalian'i LL52 ny 13/02/2009 07:49
Fanhaiky
(
11/02/2009 13:06)
34 years later...
11 Février 1975, 11 Février 2009
34 taona aty aoriana
Colonel RATSIMANDRAVA
"Tsy miamboha adidy aho mon général" tsaroana foana nefa hatramin'izao zay nahavanin-doza tsy hita de rahoviana ih...
tohiny
novalian'i Oay ny 11/02/2009 14:46
Fanhaiky
(
11/02/2009 06:45)
Aleo hajanona @ zay,...
Efa tsy hijanona amin'ny tsy filaminana intsony ity tanintsika ity raha izao no mitohy, toa lasa fampiderana hery samihafa fotsiny sisa. Ka sao dia miteraka olana hafa indray tsy aleo ve Ravalo hajano...
tohiny
novalian'i MANAKASINA ny 12/02/2009 05:25
Fanhaiky
(
09/02/2009 07:24)
Tongava saina @ zay, mba tsy hisian'ny toy izao intson eh...
Tsy sanatria hoe mandatsa na mamendrofendro ireo mpanara-dia ny TGV ny tenako.
Tsy efa fantatra ve ny 1er ministre GVT TGV tsy ol vao2 eo @ sehatra politika sy ireo sisa mpanara-dia azy tsy mba hafa...
tohiny
novalian'i njara2007 ny 09/02/2009 12:55
Fanhaiky
(
05/02/2009 06:00)
TGV= MAP me hihihihi
TGV efa nisora-tena ho filoham-pirenena, efa vonona ny ho filoha mihits aza eh, nefa rehefa nesorina taminy ny maha-ben'ny tanana azy izy de niaka-peo indray ngah tsy ho ef filoha no mbola mikafiry ny...
tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 06/02/2009 05:57
Fanhaiky
(
03/02/2009 11:47)
Tsy mba leo ve...?
37 taona aty afara, tao anatin'ny 37 taona ihany koa
=> 13 Mai 1972 Firotsahana an-dalambe, misy ny maty ny Lehibe ihany no mahazo toerana fa ny kely mamay sofina amin'ny adim-piainana eny foana iha...
tohiny
novalian'i jasa ny 03/02/2009 14:50
Fanhaiky
(
31/01/2009 12:12)
Aoka izay fa leo ny mahantra...
Manaiky aho fa mis ny fitondrana tsy mahomby, ekeko fa zay tonga eo hanaikitra avokoa n'iza izy n'iza
1- Raha Ianao hitolona ho an'I Ra... refa tonga eo @ toerany ilainy izy ho fantany ve ianao
2-...
tohiny
novalian'i mitoetra ny 31/01/2009 12:51
