Liste des messages
Liste des messages, inserés par Bocassa, par ordre de date
Bocassa
(
03/01/2006 12:38)
Jacques Sylla: tena praiministra sa.....?
Raha nodinihana ny asa vitan'ny governemanta nandritra izay 3 taona izay dia toa mbola tsy misy fahatsarany. Mazava ho azy fa ny praiministra no tsy mamely! Toa mizesta fotsiny fa tsy misy apôka. Tsy...
suite
répondu par fijo le 04/01/2006 18:51
Bocassa
(
30/08/2005 14:23)
Jeux des îles 2007 aty Dago: hanao ahoana?
Afaka roa taona dia handray ny lalaon' ny nosy(jeux des îles)i Madagasikara. Efa malaza be mihintsy zany amin'izao fotoana. Ny kianja sy ny toerana handraisana ny lalao moa dia tsy misy vaovao fa ny ...
suite
répondu par Liltax le 09/09/2005 06:03
Bocassa
(
27/08/2005 08:18)
Fitarainana : ho an' ny namana rehetra.
Miarahaba antsika rehetra tompoko !
Miala tsiny raha toa ka manoratra izao hevitra izao ny tenanay. Mba tsy hisian' ny........., dia aleo ihany resahina. Ity takelaka "namana serasera" ity moa dia na...
suite
répondu par naritsimba le 21/10/2005 10:45
Bocassa
(
26/08/2005 18:30)
Aza mba tia vola ihany woa. Marina ê !!!
Nisy hono rangahy iray izay efa tena soir be mihintsy. Eo amin'ny 70 taona eo ranamana. Kanefa mbola nanapa-kevitra ihany fa hitady vady. Izy rahateo moa tena mpanankarena be mihintsy. Malaza ho mpana...
suite
répondu par hesham le 23/09/2005 19:02
Bocassa
(
26/08/2005 16:37)
Ahoana ny hoavin' i Dago ??
Vao niova an-dRvalo ny mpitondra dia lasa be fanantenana ny Gasy aty Dago. Nilaza mantsy ny prézidan Ravalo hoe: "tsy maintsy mandroso i Dago". Kanefa raha amin'izao fotoana dia toa mbola tsy tantera...
suite
répondu par hps le 09/09/2005 19:24
Bocassa
(
26/08/2005 16:03)
PAZZAPA :hanao ahoana ny hoaviny??!!!
Malaza be mihintsy ny Pazzapa aty Dago. Ny ankamaroan'ny olona dia manaraka an'io daholo. Tena tsara aloha lé izy ê!! Fa ny olana dia izao :
lasa niova be mihintsy ilay toe-tsaina maha-malagasy. Je...
suite
répondu par fijo le 15/09/2005 20:55
Bocassa
(
26/08/2005 09:51)
Mahaiza mifaly !!
Hoy i Pasteur hoe:" voavela ny helokao noho ny anaran' ny masina". Raha jerena nefa ny mpiangona, toa tsy misy faly mihintsy. Tsy mahafaly an-dry zareo angamba ilay famelan-keloka. Diniho kely ange za...
suite
répondu par marozevo le 29/08/2005 14:49
Bocassa
(
26/08/2005 09:42)
Ndao hianatra kabary ê !!!
Miarahaba tompokolahy, miarahaba tompokovavy !
Tsy mpikabary matihanina akory ny tenako an ! Mbola vao nahavita fianarana fotsiny ê! Ka izay indrindra no hanentanako antsika rehetra mba hianatra ny...
suite
répondu par naritsimba le 19/10/2005 10:58
Bocassa
(
26/08/2005 09:30)
Ny fahadisoan' ny Televiziona sasany
Salama tompoko!
Mba diniho anie ity ê: Rehefa handefa émission tsara ny TV iray dia toa lasa manararaotra be fotsiny. Alohan' ny handefasany an' ilay émission mantsy dia mandefa PUBLICITE aloha iz...
suite
répondu par palince le 21/09/2005 14:16
Bocassa
(
26/08/2005 09:15)
Iza no mahatanty ? ...
Miarahaba antsika tompoko !
Toa lasa resaka be fotsiny ilay hoe: fampandrosoana haingana sy maharitra. Raha jerena anefa dia ohatran' ny tsy tanteraka akory ilay izy. Moa ve ny filoha no tena mpamita...
suite
répondu par Veloo le 31/08/2005 18:49
Bocassa
(
25/07/2005 13:36)
soso-kevitra ho an' ny mpitia foot
TOURNOI DE FOOTBALL
Ity mba misy soso-kevitra kely atsipy ho antsika mpakafy FOOT ato @ namana - serasera :
Maninona moa raha mba mivory daholo isika lehilahy mpakafy FOOT ê !!! De mb...
suite
répondu par dakoma le 26/08/2005 21:21
