Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i zakony, milahatra araka ny daty
zakony
(
06/11/2006 13:46)
doro tanety sy doro ala
tena henjana loatra ny doro tanety sy ny doro ala eto amintsika amin'izao, ary ny setroka dia tena manamaizina ny andro atoandro.
tokony mba hasiana fiheverana kely izy ity fa tsy mety intsony, ny an...
tohiny
novalian'i melody ny 27/11/2006 16:11
zakony
(
07/04/2006 10:37)
parachute
ity indray ary e,
Nde hividy parachute izany le paracutiste ity e, dia teny antsena
-mpivarotra : io rams fa io tena milay
-para : ka azo antoka ve anefa
-mpivarotra : misy garantie io ka.
-aleo ...
tohiny
novalian'i kala ny 12/04/2006 05:36
zakony
(
27/02/2006 09:31)
kof boay bokony nefa mangataka
(hitako tam gazety ity)
Kofy iray bokony be no nisakana an le akama izay
- K'aiza izy zany razokinikely, mbo mangataka am nareo ny tary e!
- SSH, Olona tomady sy bokony be io ve razoky nareo de m...
tohiny
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 21:12
zakony
(
05/12/2005 16:00)
email mandeha
ity izany no atao hoe e-mail mandeha
[img]http://img405.imageshack.us/img405/6606/emailquimarche6rj.gif[/img]...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:30
zakony
(
25/11/2005 11:09)
hira vahiny
azo atao ve ny mangataka tononkira vahiny?
raha azo atao dia mba mitady ny tonon'ilay hiran'i Forrest Whitlow hoe "Madagascar", album Patch of blue angamba izy zay
Merci
...
tohiny
novalian'i badman ny 01/12/2005 18:05
zakony
(
09/11/2005 10:16)
frantsay, anglisy ary gasy
tafaraka hono izy telo ireto, ny iray frantsay, ny iray anglisy , ny iray gasy, dia mba niresadresaka momba an'i Adama teo ry zareo ka lasa ny adihevitra.
frantsay : tena frantsay leireto i Adama, ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:17
zakony
(
08/11/2005 18:30)
Microsoft Visual Studio express 2005 gratuit
izay e, gratuit io izao ka dia tongava haingana maka ny anjaranao sao miova hevitra tampoka eo i Bill Gates
[url]http://msdn.microsoft.com/vstudio/express/default.aspx[/url]
Mazotoa daholo amin\...
tohiny
novalian'i zakony ny 09/11/2005 10:04
zakony
(
08/11/2005 10:42)
fax maimaimpoana mankany USA, CANADA, Grande Bretagne, sns
afaka mandefa fax gratuit ianao mankany amina firenena maro amin'ny alalan'ny internet, ary maimaimpoana fa tsy toy ireny faxtomail na hafa ireny izay andoavambola
[url]http://www.tpc.int/fax_cover...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 09/11/2005 03:57
zakony
(
27/09/2005 10:59)
andao hikaly be
tsingerintaona nahaterahako amin'ny alahady fa andao isika hihinkanina bedabe... vary be, laoka bedabe, kisoa, akoho, vorontsiloza, anana, voanjobory, pitipoa, dia mofo akondro, dia faranana amin'ny m...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 29/09/2005 07:12
zakony
(
13/09/2005 10:38)
comment ca va?
sao dia mba misy mahay iza no mpihira ilay hira fahiny
comment ca va?
comme ci comme ci comme ca?
....
mba ilaiko ny tonony sy ny mpihira azy e raha mety
misaotra indrindra...
tohiny
novalian'i sechat ny 16/09/2005 09:21
