parachute

1. zakony ( 07/04/2006 10:37)
ity indray ary e,
Nde hividy parachute izany le paracutiste ity e, dia teny antsena
-mpivarotra : io rams fa io tena milay
-para : ka azo antoka ve anefa
-mpivarotra : misy garantie io ka.
-aleo hividy 1 aho izany
dia nanazava ny fampiasana azy ny mpivarotra,
-..., rehefa mihamanakaiky ny tany iazao izany, eo amin'ny 3km eo dia tsindrinao am zay ny bokotra mampivelatra ity elon'aina ity.
- ka raha sanatria tsy mivelatra ny elo dia ahoana?
-raha sanatria tsy mivelatra dia avereno aty fa soloina
répondu par kala le 12/04/2006 05:36
2. ari.malala ( 07/04/2006 10:58)
:-D:-D:-D:-Danjekaky oooooo
3. pissoa ( 07/04/2006 11:24)
:-D:-D:-D:-D
4. vale ( 07/04/2006 11:27)
arnak be tsotr'zao:°)
5. mamzelkely ( 07/04/2006 11:29)
hihihi:lol:8)
6. kala ( 07/04/2006 12:22)
f'angaha moa ireny tsy misy toerana voatokana fivarotana azy sa de tena hoatran'ny mokary klé:roll::roll::roll::roll::roll::roll:

zakony > milay le izyfa zany hoe refa tsy mety zany de averina miaraka @ le ol efa gligli zany :?::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
de soloin'iza le ol kay=))=))=))=))=))=))=))
7. mandrindra ( 07/04/2006 13:04)
:-D, le ol tsy garanti anle nanamboatra azy
8. pissoa ( 07/04/2006 16:40)
:-D:-D:-D
9. kiali ( 07/04/2006 16:55)
fa inona zany parachute??
10. kala ( 07/04/2006 17:49)
fa inona tokoa moa ty parachute ranona? afangaroko @ parasite klé:wink::roll::roll::roll:
11. Herimiafina ( 07/04/2006 17:50)
zakony:

ity indray ary e,
Nde hividy parachute izany le paracutiste ity e, dia teny antsena
-mpivarotra : io rams fa io tena milay
-para : ka azo antoka ve anefa
-mpivarotra : misy garantie io ka.
-aleo hividy 1 aho izany
dia nanazava ny fampiasana azy ny mpivarotra,
-..., rehefa mihamanakaiky ny tany iazao izany, eo amin'ny 3km eo dia tsindrinao am zay ny bokotra mampivelatra ity elon'aina ity.
- ka raha sanatria tsy mivelatra ny elo dia ahoana?
-raha sanatria tsy mivelatra dia avereno aty fa soloina


Ahummm ahummm :-w:-w
hehehehehe=))=))

Normalement, misy parachute zanany de sekouro izy ireny raha tsy misokatra, fa refa manakaikikaiky tany vao velarina, ahumm ahumm :-w:-w
12. diamondra27 ( 07/04/2006 19:20)
13. kala ( 07/04/2006 19:26)
tonga soa diamondra ê!

efa nitondra parachute angaha toi :?::wink:
14. sasa ( 08/04/2006 04:41)
mety hoe belge indray angamba le nividy parachute ve?:-D:-D:-D:-D:-D
15. diamondra27 ( 08/04/2006 07:53)
kala:merci:-*:-*:-*:-*

tsy taitra toi fa ny ahy tena solide be ny parachute fa tsy parasite. Sady notatazan'i Steven Seagal t@ atterissage tena milay be mitsy an! chuck norris no mbola tavela kely fa mbola manavotra prisonniers sasany e!
16. onjah ( 08/04/2006 13:21)
17. dadabe ( 08/04/2006 14:57)
fa inona kay izany parachutiste izany ry cherie (diams )?
18. watafon ( 08/04/2006 15:30)
19. pissoa ( 08/04/2006 15:35)
Mila solomaso manokana vao mahazo ny resaka ato kle :-w:-w
20. diamondra27 ( 08/04/2006 16:11)
eo omeko solomaso bebe pissoa raha tsy manana e!=8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0554