Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i voninkazokely, milahatra araka ny daty
voninkazokely ( 22/02/2009 02:09)
vacances
kory aby, mba te hanao vacances izahay 5 mianaka kely ka iza ianareo eto an tany no mba afaka mandray anay : izaho sy ny zanako 4, eny fa na dia midabo tany aza tsy maninona fa ilay hoe mba mivoaka ny... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 07:55
voninkazokely ( 28/05/2004 20:09)
Neny ô! Neny ô!
Efa ho avy izao ny fetin'ny reny ka ianareo izay mba mahalala ny tohin'ity tononkira ity dia iangaviako mba hanohy azafady! Neny ô Neny ô Ianao no fianako Aza hilaozanao Ny foko tianao ........ tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2004 22:18
voninkazokely ( 04/05/2004 16:50)
à Dieu vetivety!
Ho anareo namana rehetra! Miala tsiny aho raha tsy afaka nanoratra anareo namako tsirairay! Tena faly dia faly tokoa ny foko nadray anareo ho namana! Manao veloma sy ba betsaka anareo vetivety ny t... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2004 05:04
voninkazokely ( 21/04/2004 00:47)
Amin'ny firy izao any aminareo ?
Manakory aby! Amin'ny firy kay izao azafady? : any Madagasikara , ary an'i Frantsa, ary any amin'ny USA any, ary any Chine.....sns.. Mba azonareo tompon'andraikitra apetaka eny amin'ny sisiny eny... tohiny
novalian'i kitjo ny 08/06/2004 15:43
voninkazokely ( 04/04/2004 15:16)
Maladie d'amour
Manakory aby! Sitran'ny dokotera ve ny aretim-pitiavana?... tohiny
novalian'i ramoul ny 20/04/2004 15:01
voninkazokely ( 29/03/2004 20:30)
Tsiky dia ....am
é !.é!...é ....Lasalasa ny saiko hoe raha mba ity fianana ity moa no vitan'ny tsiky dia ampy de angamba ho lafatra ny tany aman-danitra! ... tohiny
voninkazokely ( 29/03/2004 19:54)
lohahevitra vaovao
Manao ahoana tompoko, inty mba misy soso-kevitra mba hitan'ny sai-keliko: ahoana raha mba asiana lohahevitra vaovao momban'ny lalàna,ka mba mila ny fiaraha-miasa amin'ireo namana mahay lalàna ohat... tohiny
voninkazokely ( 29/03/2004 18:49)
Vergéture na tsatsakôtra
Ahoana efa mba nisy nahita ve ilay fanalàna azy?... tohiny
novalian'i mumu ny 03/05/2004 17:32
voninkazokely ( 27/03/2004 12:13)
Diaspora
Mba mangataka valiny raha azo atao fa tena tsy azoko mihintsy ilay tena dikan'ny hoe DIASPORA sy ny ilàna azy marina é!... tohiny
novalian'i ramaso ny 26/06/2004 23:19
voninkazokely ( 26/03/2004 10:15)
Poopy sy Bodo
Manakory aby ianareo eto amin'ny forum! Mba mangataka ny adiresy e- mail an' i Poopy sy Bodo raha mba azo atao é . Misaotra betsaka mialoha ô!... tohiny
novalian'i chipie1 ny 11/06/2004 07:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087