Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsiperifery, milahatra araka ny daty
tsiperifery ( 22/12/2004 08:39)
Vidim-pidirana réveillon Malagasy
Lafo mampihemotra sa mampilendalenda ? Mora tsy mahasarika sa mendri-piderana ? Ahoana no fahitanareo namana azy ?... tohiny
novalian'i fijo ny 30/12/2004 20:48
tsiperifery ( 09/09/2004 12:26)
Hafatra ara-pilazantsara
Nisy eritreritra niserana t@ namantsika nanao hoe: " Tena marina fa adino matetika ny mamaky baiboly refa andavan'andro, nefa tsy adino ny mamaky forum eto ". Hisorohana izany dia ande ezahintsika as... tohiny
novalian'i xxx ny 21/12/2004 16:05
tsiperifery ( 06/09/2004 13:16)
Hira Masina
Inona no hira masina anisan'ny mampietam-po sy fanahy anareo indrindra ? Ny ahy "Tiako ny hiaraka aminao Jesoa " nambaboan'ny mpampiely baiboly ahy t@ faha 14 ny taonako tao @ complexe scolaire Ampef... tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2004 20:17
tsiperifery ( 27/08/2004 08:04)
Bononoka
Iza no tia ? Mbola misy mivarotra ve izy ireny ? Aiza no ahitàna azy ? Ary ahoana ny fomba fanamboarana azy ?... tohiny
tsiperifery ( 24/08/2004 14:31)
Famonoana olona koa ve ?
Voalaza atsy @ resa-behivavy fa famonoana oul ny IVG . Ary ny bandy mi-mast. koa ve izany tsy manao génocide mihintsy ? :lol: :lol: :lol: ... tohiny
novalian'i ramaso ny 28/09/2004 03:44
tsiperifery ( 24/08/2004 09:31)
Marina ve izany ?
Raha soratana @ teny anglisy hono ny isa ( One, Two, Three,....) dia any @ isa 1000 ( One thousand ) vao ahitàna ny litera " A " !!! Ampio ny namana fa badenina manisa ny eritreriny e ! :D ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/10/2004 21:38
tsiperifery ( 16/08/2004 13:53)
Ny fahasambarantsika
Efa mahatsiaro tena ho sambatra ve ianao ? Inona araky ny eritreritrao ny mbola tsy ampy ahatomombana tsara ny hasambarana efa misy aminao ?... tohiny
novalian'i fijo ny 07/09/2004 21:57
tsiperifery ( 28/06/2004 07:16)
Paradisa an-tany !
Ankoatra ny eto Madagasikara, aiza no firenena na tanàna nahafinaritra anareo indrindra na koa tianareo hotsidihina ? Inona no antony ? Mba tantarao ahafahan'ny namana mitety tany an'eritreritra ô ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/07/2004 22:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.113