Liste des messages
Liste des messages, inserés par tenio, par ordre de date
Tenio
(
26/02/2007 06:13)
sambo
Nisy olona izany nanao entretien fa hiditra ho marin na tatsambo dia nanontaniana:
Mahay milomano ve aloha ianao?
Ann!!Fa ahoana klé!! fa angaha tsy misy sambo intsony???
...
suite
répondu par xxx le 28/02/2007 15:02
Tenio
(
14/12/2006 06:23)
ndao hifindra eny
Durant plusieurs années, la sonde américaine Mars Global Surveyor (malheureusement perdue depuis environ un mois), a retransmis des images détaillées de la surface de la Planète rouge, montrant e...
suite
répondu par kelly13 le 14/12/2006 10:15
Tenio
(
30/10/2006 15:58)
lalana sy lalàna
Nivory hono ny biby rehetra indray andro ka izao ny tatitra momba ny fivoriana.
Ny toerana dia teny Ankadilalana
Ny foza no tonga aloha satria nanao lala-mpoza
Ny sokatra dia tara be satria niala...
suite
répondu par pissoa le 02/11/2006 05:59
Tenio
(
09/09/2006 10:33)
ET ( Extra terrestre )
Fa maninona wa ny sarin'dry ET ( Extra terrestre ) no tsy mba misy manao tsara tarehy mihintsy fa toa mampatahotra be daholo?? Nefa anie mbola tsy nisy nahita an'dry zareo e!!:lol::lol:...
suite
répondu par kala le 18/09/2006 07:44
Tenio
(
06/05/2006 14:43)
kinaoly
za ry zalahy nifanena t@ kinaoly an, tena kôzy zany, ol fohy kely le izy sady lava volo...
suite
répondu par pissoa le 01/06/2006 18:27
Tenio
(
21/12/2005 13:30)
Nahoana no de ampijaliana foana i coyotte e!!??
Iza no mba mpijery an'i Beep beep sy coyotte? otran'ny toa hoe ampijaliana foana leiry, nefa anie leiry mba mitady sakafo e, ary vorona ( beep beep ) no mba sakafony nefa dia tena tsy ananana antra m...
suite
répondu par Veloo le 04/01/2006 15:15
Tenio
(
20/06/2005 17:43)
Ody jiro tapaka
Amin’izao fahatapahan’ny jiro matetika eto amintsika izao, ny orinasa MADA-FITAKA dia manao promotion spéciale amin’ny ordinnateur mandeha amin’ny pétrole. Misy maro isan-karazany azo isaf...
suite
répondu par dadabe le 01/07/2005 10:42
Tenio
(
13/04/2005 15:09)
mitady olona mahay FLUENT
Mitady olona mahay ka afaka mampianatra FLUENT: fanaovana simulation numérique en mécanique des fluides izany. Izay mahay mba manorata ô....
suite
tenio
(
07/01/2005 13:53)
iza no artiste vahiny de l\'année 2004 hoy nareo?
Ny anà Usher...
suite
répondu par felicia le 12/04/2005 02:24
tenio
(
06/01/2005 10:08)
fa ratsy ve ny mandeha boîte e???
Mahagaga hoa fa rehefa mandeha any amin\'ny trano fandihizana matetika ianao,indrindra fa any Mada dia lazaina fa maditra e, lasa ataon\'ny fiaraha-monina resaka.
Torohevitra fotsiny:
Ho an\'ny rehe...
suite
répondu par sonwin le 25/03/2005 11:22
tenio
(
14/12/2004 14:34)
vendrana an
Nisy mpangalatra telo lahy hono nangalatra paison\'olona. Teo am-pangalarana anefa izy telolahy dia tonga tampoka ny tompon\'ny paiso. Samia miafina daholo izany ary fa tratra eto isika hoy izy telola...
suite
répondu par gasylahy le 02/02/2005 14:05
tenio
(
03/12/2004 14:52)
Basin\'ariary fito!
Asa raha fantatrareo ny fitenin\'ny ntaolo hoe basin\'ariary fito ka sady tsy takatry ny mahantra no tsy tian\'ny mpanakarena?
Ny fanontaniako dia hoe misy ve io toe-javatra io eo amin\'ny resaka fit...
suite
répondu par fijo le 09/03/2005 22:54
tenio
(
26/11/2004 16:41)
Heros maty
Asa ianareo na mitovy hevitra amiko fa tsy tiako mihintsy ny film ka maty ilay \"heros\" amin\'ny farany ?
Exemple: Gladiator, Armangedon, Titanic, Tigre et Dragon.... na koa hoe mijalijaly be ilay \...
suite
répondu par chipie1 le 29/11/2004 13:47
tenio
(
25/11/2004 14:45)
l\'artiste
Alors comment a été la representation que tu as fait ce soir,demande sa femme à un pianiste?, y avait-il de la foule?
Il repond: ca c\'est très bien passé, à la fin meme, le public s\'est levé...
suite
répondu par fijo le 25/11/2004 22:51
tenio
(
20/07/2004 15:21)
aina sa vola
Halina ny andro tamin'izay, teo amin'ny 1 maraina teo ho eo. Iny rangahy iray somary efa mamomamo midoladola hamonjy fodiana, avy nisotrosotro satria avy nandray karama.
Kinanjo anefa nony tonga teo...
suite
répondu par fijo le 09/11/2004 00:14
tenio
(
11/05/2004 09:44)
Anamamy
Ny anamamy hono mapiakatra tosi-dra( tension artérielle ), marina ve izany?
Laoka tiako indrindra: anamamy sy henakisoa....
suite
répondu par mauricette le 04/07/2011 13:03
tenio
(
10/05/2004 15:40)
Trou de mémoire
Ianareo ve efa voan'ny tahaka ahy fa amin'izao dia ny zavatra nolazaina ahy vao 5 mn dia efa tsy tadidiko intsony hihi.
Nefa taloha izaho dia isan'ny olona mahatadidy zavatra, sa efa feno ny "disque...
suite
répondu par angie le 17/06/2004 14:15
tenio
(
03/03/2004 14:47)
taranak'andriana sy andevo hono ka tsy mahazo mivady
Gaga angamba ianareo nefa mbola misy izany. Ry zareo andriana hono ka tsy afaka miaraka izahay fa izhay hono taran'andevo. N'importe quoi mihintsy hoy aho, maharikoriko. ...
suite
répondu par alexis16 le 20/12/2016 09:58
tenio
(
03/03/2004 14:41)
iza no nilaza izao?
"Izaho tsy manana programo, ny vahoaka no programma-ko"...
suite
répondu par rindranavalona le 06/04/2004 06:23
tenio
(
01/03/2004 14:10)
Ny sipa manja tsy maintsy miavona.
Sa ahoana hoy ianareo?...
suite
répondu par pitchou le 18/06/2004 17:37
