Liste des messages

Liste des messages, inserés par tafita, par ordre de date
tafita ( 17/03/2009 21:41)
Namana mpiaserasera
Izao isika namana ato anaty serasera dia mba mihevera ka hiara-mivondrona hanomana ny ho avy na lahy na vavy satria misy olona tena mahavita azy tsy hoe vazivazy fa mila olom-banona sady hendry ... suite
répondu par kotobekibo le 18/03/2009 22:26
tafita ( 14/02/2009 08:37)
Bonne fete e
Zavatra iriko hoanareo mpifankatia mba haharitra ho doria rehefa mahatsiaro fa hay misy fety tena tsara sady mety ary hiara-hankalaza le 14 fevrier, efa nisy ela be Arahaba daholo , samia manka... suite
tafita ( 23/06/2008 14:47)
MILA TOROHEVITRA LEHIBE
Vonjeo re rey olona. Misy mpampianatra iray avy any ambanivohitra , nampianatra t@ EPP ary lasa nampianatra t@ CEG izy io , feno 60 ans le Rangahy ka nikarakara ny dossiers rehetra mba hanoma... suite
répondu par tsiafoi1 le 03/07/2008 15:30
tafita ( 17/03/2008 08:19)
WESTERN UNION
Manahoana daholo e Mba nandefa vola kely t@ WESTERN UNION aho teo ( herin'andro lasa izay ) , tsy haiko tsara na ahoana fa de nakan-dry zareo vola 2 alina mahery indray tonga tany Madagascar, (AMB... suite
répondu par fafamimi le 28/04/2008 21:24
tafita ( 19/01/2008 21:40)
Mon Père ...Mon Seigneur. mon Dieu n'izy efa-bavy
Tafaraka hono ireto vehivavy efatra samy manan-janaka lahy avy .. Ny iray nidedaka hoe : Ny zanako lahy rehefa mahita azy ny olona de miantso hoe " mon Révérend Père " satria Pretra izy .... Ga... suite
répondu par tsoupou le 23/01/2008 12:23
tafita ( 04/01/2008 17:52)
ARAHABA EEE
Manasa ny namana manao ato anaty serasera Mba hifanom-bera Hiaraka hifaly hihoraka hoe BONNE ANNEE Hifampirary ny soa sy tsara izaho sy ianao Hoan' ny taona vaovao Izay no mba teny avy amin' i ... suite
répondu par degree le 25/01/2008 21:57
tafita ( 21/12/2007 21:11)
MIRARY SOA BE
Ny Fomba fanao moa ombieny ombieny Rehefa hiteny Dia miala tsiny sy manao azafady Aminareo namako avy Izay mamaky ny dinika anaty serasera Sady mandany lera Voalohany indrindra dia hoy ah... suite
répondu par Angie le 29/12/2007 11:12
tafita ( 22/03/2007 13:40)
Tantara naha sosotra
Tany akaikin'ny Barcelone, akaikin'ny Monastera Benedictin (Espagne) no niseho ny tantara , fa nandeha nanao vacances kely tany izahay herin'andro lasa izay . Nahita vehivavy Malagasy iray aho , iz... suite
répondu par soanja le 08/04/2007 00:02
tafita ( 07/02/2007 11:11)
Mitady ny namako
Mba mitady an'i Ra Benja na Ra Hery ilay ao amin'ny P C Word Avara-doha raha sendra misy mahafantatra nareo e, ... suite
répondu par sherillalove le 15/03/2007 14:56
tafita ( 28/01/2007 16:41)
22 4 4
Misy zavatra hitako tamin'ny vacances teo tany aminay any Ambositra noho ny fikarohan'ny olona maro izay mahatsapa ny fahasarotan'ny vidim-panafody amin'izao fotoana , dia nahita ny 22 4 4 ,mora ta... suite
répondu par watafon le 02/02/2007 15:36
tafita ( 14/09/2006 15:30)
A B D n \' ny SERASERA
Misy ny A B D n\'ny Teny malagasy Misy ny A B D n\'ny Toaka Misy ny A B D n\'ny Pretra Misy ny A B D n\'ny ......... Koa maninona raha mba asiana A B D n\'ny Serasera Hoy aho manao teny ... suite
répondu par miantra le 20/09/2006 12:07
tafita ( 06/09/2006 21:52)
Eritreritra iny ny ahy
Raha nandinika ary nijery ny raharaham-pirenena aho dia tena variana Fa maninona ary ny olona maro mpanao politika no be fikafika ka nanomboka teo aho nanomboka leo ary velon-toreo nanomboka nij... suite
répondu par mimich le 27/09/2006 08:29
tafita ( 31/08/2006 13:15)
Tearaka alakaosy
Tsy tafiditra tary fa nahagaga... suite
répondu par bobone le 31/08/2006 14:58
tafita ( 31/08/2006 10:22)
Teraka Alakaosy
Fiteny henoko matetika raha te-hilaza ny olona ratsy vintana io fiteny hoe Teraka Alakaosy io Inona no antony sy dikany fa tena tsy mazava amiko e Raha mba misy afaka manome hevitra kely momba i... suite
répondu par booboo le 07/09/2006 14:24
tafita ( 27/02/2006 19:30)
Tena zava-nisy tany France
Niara-niditra restaurant ny mpinamana telolahy fa nifankahita tampoka tany la France Reny malala ,ary Mon Père ny iray tamin'izy ireo ( fa tsy le mon Père fantatrao an ) . Dia nikaomandy ny sakafo... suite
répondu par Veloo le 02/03/2006 21:19
tafita ( 26/12/2005 19:38)
TENY ARABIA IZA NO MAHAY
LIAHARAZA AKAHEO HEREFHA FHAFHY KY FAOKA E... suite
répondu par Veloo le 06/01/2006 20:00
tafita ( 19/12/2005 19:16)
JOYEUX NOEL ET BONNE ANNEE ARAHABA E
Mamangy anareo , na de hoe tsy hita lasy Fa ato anaty taratasy Ary de mirary soa ka manoratra kely Hankalaza ny NOELY Ho an'ny namana rehetra ato anaty serasera Na lahika na mon Père Mirary s... suite
répondu par ravakamalala le 20/12/2005 21:42
tafita ( 02/09/2005 20:02)
Zava-doza fa tandremo
nataoko ato amin'ny sososn-kevitra ity fa tsy haiko raha nety na tsia. nahita ilay resaka vola be aho de mba nanoratra tany amin'ilay namana nandefa iny hafatra iny . namaly ahy izy fa misy démar... suite
répondu par diamondra27 le 07/09/2005 15:16
tafita ( 14/01/2005 10:04)
Ny Razantsika hendry ..........
Tsy hoe hanao ny hira fanao any am-piangonana akory aho fa nahatsiaro zavatra iray izay raha naheno io hira io de ity. Ny Ntaolo Malagasy de lalim-pandinihana hoatra an\'i solitika ( vazol ) izay... suite
répondu par Ramaso le 05/02/2005 06:07
tafita ( 04/01/2005 08:20)
MAHITA VOLANA ALOHAN\'NY BIBY
Asa na mba efa henonareo ity fitenin-drazana ity , fa raha izaho aloha de efa fahenoko matetika izy io , fa tamin\'ny loza be ( tandindon\'ny farandro tany Indonesia ) vao tena fantatro hoe kay moa iz... suite
répondu par Tsikisariaka le 01/04/2025 10:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093