Liste des messages

Liste des messages, inserés par rrodin, par ordre de date
rrodin ( 07/11/2004 05:03)
06 nOVAMBRA 2004
forum 8O sendra hitako ary dia zaraiko eto fa misy hodinihina :-P 8) :!: :?: AMBOHIMANGA MITSINGERINA androany ilay andro nahalevonan\'ny Rova. Dia mba niezaka nikaro-baovao momba izany ny t... suite
répondu par fijo le 16/11/2004 23:36
rrodin ( 19/06/2004 09:27)
SMIG eh!
Dia tena lasa nyeriterritra mandinika ity fiainana eto Dago ity. Toa miha-mafy ny fiainana fa toa miakatra daholo izao rehetra izao. Fa androany aloha dia toa hoe nidina ny vidin'ny Euro fa toa hoe ... suite
répondu par jhouhlambout le 19/06/2004 16:25
rrodin ( 08/06/2004 09:40)
DIA AHOANA IHANY EH!
Dia manohy ny diany hatrany ity Madagasikara ity. Toa mbola ankamantatra foana anefa hatramin’izao izay tena lalan-kizorantsika, fa na ny mpitondra aza toa tsy misy manoka-bava manome fanazavana. Ma... suite
répondu par rijah le 10/06/2004 12:00
rrodin ( 08/06/2004 09:29)
DIA AHOANA EH!
Dia manohy ny diany hatrany ity Madagasikara ity. Toa mbola ankamantatra foana anefa hatramin’izao izay tena lalan-kizorantsika, fa na ny mpitondra aza toa tsy misy manoka-bava manome fanazavana. Ma... suite
répondu par fijo le 15/06/2004 23:26
rrodin ( 06/05/2003 11:53)
Inona no foto-pinoan'ny Malagasy?
Talohan'ny fahatongavan'ny Vazaha na ny Mpanjana-tany teto amin'ny tanàna. Nivavaka ve ny Malagasy? Nivavaka tamin'iza? Inona no tena fomba fivavaka Malagasy? Oviana no tonga teto ny Soratra masi... suite
répondu par harenadanny le 29/04/2016 13:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071