Liste des messages

Liste des messages, inserés par rfanjav, par ordre de date
rfanjav ( 30/04/2004 08:43)
Fanontaniana fahazaza
Efa resaka eritreritra mandalo ihany ny ato, ny ahy indray tsy eritreritra intsony, fa tena fanontaniana napetraky ny rahavaviko t@ izahay mbola kely mihitsy ity, d mba apetrako aminareo. Hoy i... suite
répondu par fraulo le 27/07/2004 07:43
rfanjav ( 13/04/2004 08:24)
Sage-femme sa gynéco
Mba tiako ho fantatra ry zareo, ny sage-femme @ izao fotoana izao v no tsy mahay intsony na tsisy valeur-ny intsony, sa ahoana no d efa malaza ery ty manao consultation pré-natale any @ docteur gyné... suite
répondu par titakely le 27/07/2004 18:52
rfanjav ( 27/10/2003 14:02)
Eh, jereo anie ato e
Tanteraka soa aman-tsara ny fihaonana t@ sabotsy 25/10, Tapaka tao ary fa hisy fihaonana indray ny 29/11 ho avy izao eny Ambohijatovo, ka manantena fa ho avy daholo isika @ io! Isaorana ny efa... suite
répondu par rafily le 20/11/2003 10:31
rfanjav ( 14/10/2003 12:21)
Rehefa hamaky hafatra
Mijaly be vao tafiditra ao @ namana serasera fa ahoana kay? Ny hafatra anefa mivandravandra mihitsy ery hoe misy vaovao tonga! tsy hita izay hamakiana sy hamaliana azy... suite
répondu par jokely le 18/10/2003 17:52
rfanjav ( 10/10/2003 17:45)
Téléphone portable
Ary ahoana koa ny @ ireny fiantsoana téléphone portable 1000 fmg eny an-dàlana ireny? Nahazo alalana ve ireny, ary mba mahazo tombony ve? Tsy haiko aloha ny rubrique tokony ametrahana ity adihevit... suite
répondu par ackassrak le 14/01/2016 16:57
rfanjav ( 10/10/2003 16:43)
Mpihira evanjelika hono
Ary ahoana indray ireny mpanakanto amin'izao fotoana izao toa lasa nivadika nanao hira ara-pilazantsara ireny?... suite
répondu par mouvoka le 18/01/2004 19:06
rfanjav ( 10/10/2003 14:09)
Misy firy kay ny lanitra
Mahagaga fa na dia samy mitonona ho kristianina izao aza dia mifanaratsy , misy mihitsy ny manambanimbany ny finoan'ny hafa, samy manandratra fa ny azy ihany no marina, dia miforona etsy sy eroa iza... suite
répondu par fijo le 19/02/2004 10:24
rfanjav ( 10/10/2003 13:12)
Iza no tsara kokoa
Miala @ Reny malala dia miditra @ Rainiboto. Iza no tsara kokoa, dia iza no mampanankarena kokoa?... suite
répondu par kitjo le 18/05/2004 07:40
rfanjav ( 10/10/2003 12:59)
Fihaonan'ny namana 2003
Manao ahoana, Raha hanomana fiarahana mitsangantsangana (excursion) @ ity taona ity, mazoto ve ianareo?... suite
répondu par djiulambout le 11/12/2003 12:56
rfanjav ( 09/10/2003 13:11)
Sombin-tantara
Afaka mandefa sombin-tantara foronina ve? Ahoana no atao?... suite
répondu par sejianis le 14/04/2004 15:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086